Mikalo Mdg

Mikalo Mdg

Share

🤝Mivarotra article rehetra🛍️
🚴Manao livraison🚴

12/06/2026

coucou daholo🥰🥰

2 sisa ny ato a sao d tara💖🥰 @ vidiny mirary fona nefa tsara🥺💖 tongava mp malaky ary fa ilaina bé anie io @25🥰

🚴Manao livraison foana izahay naiza naiza🚴

10/06/2026

Bonsoir daholo😍
Efa Tonga ny arrivage 😍 atsika anh🥰🎀 mety ho an'ny olona rehetra 😋mahasolo arendrina aminy izao akaiky fety zao nefa vidiny iray ihany nefa roa no azo😎🤗
mandefa faritra ary manao livraison😝

20/05/2026

Coucouu Iza amreo crédit ampiasainao?🥰

Aza adino miabonnée ny page ary🥰🎀

16/05/2026

Otrin ara fitambarany ohh?😋🥰

Izay mahay azy mahazo goûté😍😋
Izay abonné ihany aparitao sy mentioneo namanareo😝
🎀 atomboy ary😜

12/05/2026

Bonsoir daholo dia tafandrimandry ihany ko🥰

08/05/2026

😲 𝗢𝗠𝗕𝗬 𝟬𝟰 #𝗡𝗜𝗣𝗢𝗜𝗧𝗥𝗔 𝗔𝗩𝗬 𝗧𝗔𝗢 𝗔𝗠𝗜𝗡'𝗡𝗬 𝗥𝗘𝗡𝗜𝗥𝗔𝗡𝗢 #𝗕𝗘𝗠𝗔𝗥𝗜𝗩𝗢 𝗔𝗡𝗧𝗦𝗔𝗞𝗔𝗝𝗢𝗬 #𝗦𝗔𝗠𝗕𝗔𝗩𝗔 𝗔𝗡𝗗𝗥𝗢𝗔𝗡𝗬.
Voalaza fa mbola natao aloha mandram-pahafantatra ny marina na omby tsotra izao na avy tany ambinany Bemarivo satria tsy nisy nitondra sy ireo omby ireo, ary mbola lena sy mikapakipa ny vatan'izy ireo.
📌 Nanamarina ny chef fokontany fa mbola mijery ireo omby ireo ary samy tsy hatory izy ireo mba hoe omby avy ao an-dranomasina marina sa omby tsotra. Fa raha ny 'ny mponina tao an-toerana dia nisy omby marina avy any anaty ranomasina.

©️ Marino Rajaonina
(Sary fanehoana IA)

05/05/2026

Samia indray ara miteny ny anaran'ny Ankiziny dia mentionneo mintsy izy😅😍 hita eo izy hoe mapirafy sa tsia😅

30/04/2026

Famille Iza ary oohhh😂🥰

Photos from Mikalo Mdg's post 28/04/2026

lehila ray no nteren'ny fiara fintaterana, zotra makany ivato ary rexston teo @ devant hptl manaramoenitra ,ka tsitana ny ainy fa maty teo ny eo

Address

Antananarivo
Mahamasina
101