Elinah Sandra Morondava
🍀Revendeur produit bio by Feno Hasina morondava
💥 Vente en ligne 💥
Contact 034.96.459.13 /032.30.905.66 🍀
08/01/2026
09/12/2025
Témoignages 👇🏻👇🏻
30/05/2025
Bonjour ♥️😍
Mankasitraka fona ki neny 🙏🥰
cliente satisfaite @ produit BIOBIO 𝓫𝔂 𝓕𝓮𝓷𝓸 𝓗𝓪𝓼𝓲𝓷𝓪 io ♥️♥️
Traitement naharitra, no nazahoany anio Resultat tsara be io , nanaraka tsara ny toromarika zay nomeko azy izy zao ny vokatra azony
afaka miditra mp koa ianao raha mila menaka otranio fa disponible Eto morondava io
Prix : 30.000ar reo roa miaraka 17.000ar ny ray
☎️ 034.96.459.13 / 032.30.905.66
bonjour daholo ♥️♥️
Mirary soa ho anareo maman rehetra ♥️♥️
19/05/2025
Efa ririnina tsika zao , vanimpotoana manimba volo,ary tena vakivaky ny tahombolo raha tsy hainao ny mikarakara azy
✔️ Crème Coiffante Repousse Rapide - a base cire d'abeille sy 11 hafa huiles végétales!
✔️ Huile coiffante repousse rapide à base d'huile d'olive extra vierge Et 9 mélanges d'huile végétale
✨Manalava sy manatevina volo
✨ Mampaniry volo
✨ Mitsabo volo tapatapaka, mihintsana
✨ Miaro volo tsy ho vakivaky
✨ Manome hydration sy miverina amin'ny natoraly
✨ Manampy volo hahazo boucle
✨ Manala agadrano
✔️ Raha nanana olana amn volo simba vokatra appareil chauffant na ireo olana hafa amin'ny volo ianao, dia natao ho anao ireo!
➡️ disponible eto Morondava
Livraison à domicile
☎️034.96.459.13 / 032.30.905.66
Click here to claim your Sponsored Listing.