Fitaizana ny tanora

Fitaizana ny tanora

Share

Tanora vanona hoan'ny firenena ❤️💚

10/04/2026
01/12/2025

andao ifampisitona miakatra😘ao amin'ny commentaire ny tohiny💌

11/11/2025

s'il te plaît 🫶

10/11/2025

🧨 relation toxique entre zanaka sy ray aman_dreny🥹 🌿

Ny relation toxique eo amin’ny ray aman-dreny sy zanaka dia toe-javatra sarotra sy mavesatra ara-pihetseham-po. Matetika dia tsy mora fantarina avy hatrany, satria fianakaviana no resahina — olona tiana sy manan-danja amin’ny fiainana. Fa rehefa misy fifandraisana manimba, dia mety hisy fiantraikany lalina amin’ny fahasalamana ara-tsaina sy ara-batana.

Ireto misy famantarana mahazatra amin’ny relation toxique eo amin’ny ray aman-dreny sy zanaka:

---

💔 Famantarana fa toxique ilay relation:

1. Fanararaotana ara-pihetseham-po

Mampiasa fahatsapana ho meloka (“Izaho no niteraka anao, ka tsy tokony hanohitra ahy ianao”).

Mampitahotra na manambany rehefa tsy manaraka izay tiany ianao.

2. Fifehezana tafahoatra (contrôle excessif)

Tsy avela hanao safidy manokana ianao, na efa lehibe aza.

Mitaky hahafantatra ny zava-drehetra amin’ny fiainanao, tsy misy elanelana manokana.

3. Tsy fankatoavana na fanekena

Tsy ekena ny hevitrao na ny toetranao.

Tsapanao fa tsy ampy na diso foana ianao amin’ny maso ry zareo.

4. Fanaovana tsinontsinona

Manaratsy, maneso, na mampitaha amin’ny olona hafa.

Tsy mankasitraka na dia ezaka kely ataonao aza.

5. Tsy misy fifampihainoana

Rehefa miteny ianao dia tapahiny na tsy raisiny ho zava-dehibe ny fihetseham-ponao.

---

🌱 Fiantraikany amin’ny zanaka:

Fihenan’ny fahatokisan-tena.

Fikorontanan-tsaina (anxiété, dépression).

Fahasahiranana amin’ny fifandraisana amin’ny olon-kafa.

Fahatsapana ho voafehy na “tsy manan-jo”.

Source:fitaizana tanora
Mbola ho tohizan_tsika ity resaka ity fa MBA tantarao ao amin'ny commentaires raha efa nahitan tranga toy izany ianao .

Aimé et partager svp❤️

je vous aime merci

21/08/2025

Faly miarahaba atsika rehetra🥰
Mianatsiny raha tsy teto isika tato ho ato fa mandalo tsy fahasalamana ! bonne journée 😘 daholo

08/05/2025

Atao anonyme azafady...

Faly Miarahaba ny admin😘mba atao anonyme azafady!
Za mba mila fanampiana azafady,Inona no tokony ataoko fa za manana reny fa tsy mba mahay mifampiresaka amiko izy fa tserotserona lava no mahazo ahy,mba te hiresaka amin'ny aho momba ny fiainako nefa tsy mba mihaino ahy izy fa raha mampiditra resaka aho de tonga dia tsy manam-potoana aho,aza manelingelina,ekeko fa Mia lehibe aho fa tsampako fa tsy misy fitiavana azoko intsony,misy lehilahy tiako,fa mbola tsy nanaiky azy aho fa mba mila ny heviny nefa de zany no ataony💔vaky ny foko, mahatsiaro ho irery aho.misaotra ,mialatsiny fa lava be,tovovavy 16taona no manoratra.

Inona no tokony anampian-tsika azy!

06/05/2025

Aparitao ity hafatra ity!

❌Aza manary fako etsy sy eroa intsony❌
🌼Zaro ny zanakao anary fako anaty poubelle.vao manomboka azo hifampiresahana izy ,sy mahay mandeha dia efa azonao hiraina anary fako ao anatin'ny fanariana fako.

🙏Abonné -o ny page ifampizaran-tsika ny mahasoa.

Mba zarao ao anatin'ny commentaire ny fomba fitaizanao ny zanakao❤️

06/05/2025

Manasa anao aho i-abonné sy anao partage isika mba anova fomba fisainany fiaraha-monina

Photos from Fitaizana ny tanora's post 06/05/2025

O ry Neny a🥺
Tsofy rano isan'andro ny zanakao,
Na maditra na hendry
N'inona fihetsika hataony,
Mahaiza miresaka aminy .
Mendrika fanajana ihany koa ny ankizy mba anajany anao

29/04/2025

NY OLONA MATY KAPOKA MATETIKA TSY DIA LASA LAVITRA

Mampitombo ny tahotra mantsy ny kapoka.
Ianao milapoka ve mba mahay midera sy mampirisika??!

Mampihena be ny fahatokisan-tena ny tahotra.

Raha tafasondrotra aza ny maro @ Zaza maty kapoka dia tsy mba mpitarika fa tarihina: MPANDRAY BAIKO!

Tsy mpitarika loatra fa fatram-mpanoa sy fatram-panompo satria MATAOTRA LAVA ny ho voaroaka sy voatsindry.

FREINS ny kapoka fa ny FAMPIRISIHINA no ACCELERATEIUR!
Iza izany no mila atao betsaka. Sao diso ne freins loata ianao?

Marobe ianareo no tsy hitivy fijery amiko, ekeko.
Marobe koa ny Malagasy mahantra sy tsy lasa lavitra. MISY HIFANDRAISANY IREO AN!

Ny tenako dia nahazo hery be t@ ireo fampirisihina azoko t@ kabary sy hatsıkana nataoko teny an-tsehatra fahazaza.

Isan‘ny asako izao ny mamadika tanora ho lasa mpitarika.

SAHIA MIAVAKA @ TSARA
SAHIA MANOVA FIJERY

IndranaAngano mampisaina - Hasina Bandy Mandamina

Category

Website

Address

Morondava Centre
Morondava