Beauty by Zia
+261 34 70 413 94
Iza no efa vonona hiova look? 👀🔥
EXTENSION – VRAIS CHEVEUX 🤎✨
Ho an’izay tia longueur, volume & élégance 😍 .
Sady mametaka ihany koa izahay ato @ Beauty by Zia
📍 Ambalanomby, ampitany Arrêt bus fisa
📞 034 70 413 94
12/09/2026
🌼✨POSE CROCHET ✨🌼
👉👉 Beauty by Zia ( Ambalanomby ampitany arrêt bus fisa)
📞 0347041394
🌸🌸Tongava fa Maro azo isafidianana crochet ato @ nay .
11/09/2026
✨ Ity indray ny vokatra vao² atolotray ho anareo : TANTELY PURE BY ZIA 🍯🤎
🌿 100 % naturel
🍯 Madio Sy azo antoka tsara
✅ manasitrana aretina maro
✅ manampy @ Hery fiarovana
✅ mety @ volo Sy tarehy
Ho anareo izay tia vokatra naturel sy kalitao, aza misalasala manandrana azy! 😍
Mandefa @ faritra rehetra izahay , en gros Sy détail.
📞 034 70 413 94
📍 Disponible à Morondava
10/09/2026
Cc les filles 😘
Ity misy solution ho anw manana olana @ volo .
🔥🔥🔥 crème coiffante by zia :
👉Mitsabo volo simba
👉Mampijanona volo mihongotra
👉Manalava volo haingana
👉Manatevina volo
👉Mamerina volo ho natoraly
Misaotra betsaka hoany zay efa nampiasa crème coiffante by Zia . Aza gaga anareo fa Boite fona niova fa ao anatiny mbola izy hiany.
Sady efa natao mora takatra ny be Sy ny maro 🥰.
✅✅Toerana : Ambalanomby ampitany arrêt bus FISA ( Morondava)
Manao livraison koa izahay ary mandefa @ faritra rehetra.
☎️☎️ 0347041394
Cc les filles 😘
Reto ndray ny perruque ntsika 😘
Aza tara fa somary vitsivitsy modèle reto ato.
✅ afaka sasana
✅ mety atao fer
✅tsy mangirana be , effet naturel
✅ bonnet offert
✨ BEAUTY BY ZIA ✨
💇♀️ Coiffure • Tresse • Coloration
💄 Make-up • 💅 Onglerie • 🌸 Épilation
☺️Soin de visage • lissage • Extension
✨ Tissage • perruque • Mèches • Crochet • Postiches
🤎 crème coiffante , huile coco.
👉 Tongava mitsidika atao @ nay 🙏🏻🙏🏻
📍 Beauty by Zia — Morondava
( Ambalanomby ampitany arrêt bus fisa)
📞📞 0347041394
03/09/2026
Cc les filles 😘
Arrivage crochet , sady hafaka atao mèche
✅ effet naturel
✅ 4 couleurs dispo ato @ Beauty by Zia
Toerana : Ambalanomby ampitany arrêt bus fisa.
📞📞 0347041394
Cc les filles 😘
Aiz tianareo ? Perruque mastermix dispo ato @ Beauty by Zia
✅ afaka sasana
✅ mety atao fer
✅tsy mangirana be , effet naturel
✅ bonnet offert
01/09/2026
🌸Tresse avec mèche 🌸
👉👉Beauty by Zia
Mèche dispo ato @ nay 😘
Lieu : Ambalanomby ampitany fisa
Mitaly à domicile ihany koa .
☎️ 0347041394
31/08/2026
Pose faux ongles les filles 💅💅😘😘
👉👉 Beauty by Zia
Lieu : Ambalanomby ampitany arrêt bus fisa
☎️☎️: 034 70 413 94
Category
Website
Address
Morondava