Art by Vero
Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Art by Vero, Beauty, cosmetic & personal care, Morondava.
03/10/2026
Coucou👋
Anisany asa omaly😍
Mbola mitohy ny promotion antsika androany an
Toerana:akaiky ny Bibliothèque Alliance,ampitan'ny Domaine na TOPO
Lalana mandeha any amin'ny jirama
Misaotra anareo rehetra izay tonga androany😊Mbola misy promotion rapitso ho an'izay te hanao hoho manjamanja😍
02/10/2026
Misaotra nandalo madame manjabe🙏❤
Zoma:8h30 hatramin'ny 18h(6ora) hariva no mandray olona izahay
Asabotsy:8h hatramin'ny 16h tolakandro farany fandraisana olona
Coucou daholo👋
Aza adino ny promotion antsika androany sy rapitso
Promotion zoma le 2 sy Asabotsy le 3 octobre izao
Pose vernis classique 4000ar
Pose vernis permanent couleur uni 8000ar
Pose vernis permanent+deco simple 9000ar
Pose faux ongle+deco simple 10000ar
Pose faux ongle+deco 3D 12000ar(condition 2 doigts no misy ilay deco 3D)
Raha tanana sy tongotra miaraka no atao 20000ar
Extension gel 17000ar
extension gel+deco 20000ar
Zoma:8h_18h no mandray olona(raha taran'ireo lera ireo izany vao tonga ka na mbola misokatra aza ny atelier dia tsy mandray intsony tompoko)
Asabotsy:7h30_16h no farany mandray
Toerana:Akaiky ny Bibliothèque Alliance,ampitan'ny TOPO na DOMAINE
Amin'iny lalana mankany amin'ny jirama iny ho an'izay tsy mbola mahita
01/10/2026
Coucou daholo👋
Olona 2 samy hafa nitovy safidy sy fitiavan no tompon'ireto tongotra ireto😍
Toy izao ilay effet sirène aminy ry zareo an😊Misaotra anareo nisafidy ny tato amin'ny Art by Vero🙏❤
Avoaka rehefa avy eo ny date ny promotion antsika😊
Asiantsika promotion ve?🤗
29/09/2026
Coucou👋
Miezaka foana hamoaka ireto sary ny tananareo cliente ireto na dia somary tery aza ny fotoana😊
Misaotra foana aki madame Sidonie misafidy ny ho ato amin'ny Art by Vero foana an🙏❤
coucou👋Ho an'izay tsy tia colle sy faux ongle,efa misy ny extension gel manomboka rapitso
20000ar_30000ar
Category
Website
Address
Alerts
Be the first to know and let us send you an email when Art by Vero posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.