Ghandhia Curls
🙋♀️Fini les lissages ♡place au naturel 👑 ☎️034 91 305 49
🔥 **Tsy voatery hataonay dressage ianareo vao mahazo BOUCLES tsara sy maharitra !** fa na ianao ao atrano ihany ary
Avec produit 25 000 Ar monja ato aminay ❤️🌀✨
Raha **salama ny volonao**, afaka manao **méthode brosse ao an-trano** ianao 😍
Raha mbola en transition dia omenay karazana video tuto methode
💦 Hydrateo ny volo
🪮 Ampiasao ny brosse amin’ny technique mety
💚 Ary ampiasao ny **produits Ghandhia Curls**
mba hanampy hamolavola sy hampivoatra tsara ny boucles-nao !
**Volo salama + bonne technique + Ghandhia Curls = CURLY MAGNIFIQUE 🤎🌀**
👉 Ary ianao, efa nanandrana **méthode brosse** ve? 😍
☎️034 91 305 49
29/09/2026
🌿🌀 **Méthode 100% naturelle produit ampesaina ato aminay
Disponible tana produit anay fa mandefa faritra koa
Manao dressage à domicile koa raha mahaliana aminy sarany mirary ❤️
Chez **Ghandhia Curls**, ny volonao dia karakaraina amin’ny fomba naturelle, mba hivoaka tsara ny **boucles naturelles**-nao. ✨🤎
Produit 25 000 Ar nefa efa karazany roa
**Natural hair, natural beauty. 🌿✨**
☎️034 91 305 49
26/09/2026
Nareo koa ve efa nisy niteny hoe "mody hoe curly curly nefa kamo hibango volo "
Nefa tsy hainy akory hoe inona ny asa ao ambadik’iny volo iny 😂🤭”
Ny volo curly dia tsy hoe mora karakaraina akory e! 🥹❤️
zareo curliste ary no tena manana karazana brosse 🤭
Mila fotoana, faharetana ary routine tsy tapaka vao tena mivoaka tsara ny boucles.
✨ Routine
🟢 Curly Leave-in Gel à base de gombo
🧈 Crème beurre de karité
Manome hydratation, manalava volo , manampy amin’ny définition des boucles ary mitazona ny volo ho malefaka sy tsara endrika. 🌿💚
Curly tsara = fikarakarana + faharetana + amour ❤️
Ghandhia Curls 🌿✨
25/09/2026
😍 **Jereo ange ity transformation ity e!** 🌀✨
Iza no nilaza fa tsy afaka miova be ny volo rehefa ovaina fotsiny ny fomba fikarakarana azy? 🤎
♡Leave in gel à base de gombo sy creme beurre de karité hatrany no nampiasaina
♡methode funger rooling
✨ Volume
✨ Définition
✨ Boucles bien dessinées
Ainasoa Tendance pageny raha mila la mode tendace reny nareo
manao live koa zareo ❤️misy importé de chine ❤️
**Curly hair, but make it WOW! 😍🌀**
💚 Ghandhia Curls
24/09/2026
TRANSITION OU BIG CHOP ? ✂️
Mbola misy manontany hoe: “Inona marina no maha samy hafa azy?” 🤔
✨ CHEVEUX EN TRANSITION
➡️ Avelanao hitombo ny cheveux naturels, nefa mbola miaraka aminy ny cheveux efa défrisés/lissés.
👉 Tsy manapaka be ianao, fa miandry tsikelikely ny partie traité hiala.
✂️ BIG CHOP
➡️ Tapahinao indray mandeha ny ankamaroan’ny cheveux traité, ka ny cheveux naturels sisa no avela hitombo. 🌿
💡 Raha tsy te hanapaka fohy ianao → Transition
💡 Raha te hanomboka directement amin’ny cheveux naturels → Big Chop
Samy mety daholo 🤎 Ny safidy dia miankina amin’ny objectif sy ny confort-nao!
Raha mila produit hikarakarana volonao natoraly sy mitady panao dressage curly dia afaka mandefa hafatra miafina ato aminy page na mandefa commentaire dia idirako 😍
✨ Ary ianao? Transition sa Big Chop? 👇🏽
Lazao anay ao amin’ny commentaire 💬
Ghandhia Curls 🤎🌿
23/09/2026
♡ CHEUVEUX TYPE 4 VE IANAO ?? FATATRAO VE HOE :
Na inona na inona karazana volonao, mendrika hokarakaraina sy ho tiana izy! ✨
Hampiaraho :
💧 Hamandoana
🥑 Sakafo ho an'ny volo
✨ Fanalefahana sy famaritana ny boucle
🤎 GHANDHIA CURLS dia manana produit afaka manampy anao hikarakara tsara ny volonao, nefa amin'ny vidiny mirary sy takatry ny maro! 🥰
💬 Te hahalala izay mety amin'ny volonao? Alefaso message izahay! 📩
GHANDHIA CURLS 🤎 — Tiavo, karakarao, ary asehoy ny hatsaran'ny volonao
☎️034 91 305 49
22/09/2026
👑Avant apres mamikely foana 👑Cliente avy any Diego tonga teto Tana dia niantso sady nanjifa produit atao voandalana 🥰
♡ Methode funger rooling foana no nampiasaina teto dia finition diffiseur hapaharitra ela azy ♡
💞Aza adino fa manao curly à domicile zahay no mivarotra produit curly mandefa na aiza na aiza ♡ plus video tuto mifanaraka aminy volonao
☎️034 91 305 49
19/09/2026
💦 **FANTATRAO VE NY POROSITÉ AN’NY VOLO NAO ?** 💆🏽♀️✨
Ny **porosité** dia manambara ny fahafahan’ny volo **mandray sy mitazona hamandoana (hydratation)**. Misy karazany **3 lehibe** izy io 👇🏽
🔹 **1️⃣ POROSITÉ FAIBLE (Low Porosity)**
➡️ Sarotra miditra ao anaty fibre capillaire ny rano sy ny soin.
➡️ Matetika ela vao lena tsara ny volo ary mety hijanona eny ambonin’ny volo ny produit.
💡 **Torohevitra:** aleo mampiasa soin maivana ary rano matimaty rehefa manao soin, mba hanampy ny cuticules hisokatra.
🔹 **2️⃣ POROSITÉ MOYENNE (Medium Porosity)**
➡️ Mora mandray hamandoana ny volo ary mahavita mitazona azy tsara.
➡️ Tsy sarotra loatra ny manao soin ary tsy mora maina be.
💡 **Torohevitra:** mila équilibre tsara eo amin’ny hydratation sy nutrition ny volo.
🔹 **3️⃣ POROSITÉ ÉLEVÉE (High Porosity)**
➡️ Misokatra kokoa ny cuticules ka mora miditra ny rano sy ny produit.
➡️ Saingy mora very koa ny hamandoana, ka mety ho maina, frizzy ary mora tapaka ny volo.
💡 **Torohevitra:** mila soins nourrissants sy hydratants, ary tsara ny mampiasa produit manampy **sceller l’hydratation**.
✨ **Nahoana no ilaina fantarina ny porosité ?**
Satria rehefa fantatrao ny porosité an’ny volonao dia mora kokoa ny misafidy **shampoing, masque, leave-in, huile ary soins** mifanaraka aminy. 🥰
💧 Ny volo tsirairay dia samy hafa, ka **aza maka soin fotsiny satria mety amin’olona hafa**. Fantaro aloha izay tena ilain’ny volonao!
Mivarotra produit naturelle àdapté aminao zahay
midira mp azafady ❤️
🌿 **GHANDHIA CURLS**
Prends soin de tes cheveux, aime tes boucles. 🤎✨
17/09/2026
Misy izany ilay Sipa sy bandy amizao dia mandray an'ilay fiainana ho tena matotra vao mifoha dia efa curly sahady 😭🤭😂
Otrany hoe tsy natory fa nipetraka satria milamina be volony ny maraina 🤭😂
♡ Nefa rehefa manaraka conseil omenay ato aminy page dia milamina be foana io 🤞
Fa zany eo ihany fa ireto aloha typena volo dia samia mijery ny azy 🏃🏃
Bonne nuit daholo 🥰
16/09/2026
♡Manana vary fotsy ve ianao ao atrano ♡
Fikafika kely amin'izao andro magatsiaka izao mety tsara aminy volo hanome famirampirantana azy sy hanalavana azy ary hiarovana azy 😻🤤
🥳🥳Alohan 'izay dia araho matetika ny page dia asao namanao hanaraka azy amizay mahita vokan-tsoa mitovy aminao
1) Maka vary fotsy ray kaopy ianao
2) Maka bocal na vilia baolina madio
3) Asio rano 2 kaopy ilay vary fotsy teo
4 )Somary koseho ilay vary mba hiseo ilay loko fotsifotsy iny
5 ) Avelao hilona 30 minitra farafakeliny
Fa tena mety hoe ray alina tontolo
6 ) Maka tavohangy spray ( tsifitsifitra )
Dia atao ao ary afaka atao aminy hodi-doha isakariva
Arahana massage cranien kely
7) hosory crème beurre de karité na izay crème mety hanananao avy eo
Iza no mety mahita fangaro natoraly afaka hafangaro aminy io eau de riz io ???
Apetrao ao aminy commentaire 🥰
Category
Website
Address
Sabotsy-Namehana
Alerts
Be the first to know and let us send you an email when Ghandhia Curls posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.