Docteur Malala
� Nomena Fiadanana dia mizara Fiadanana �
💌 Torohevitra ara-pahasalamana
💌 Arahinao eto@Pejy
💌 Mitsinjo ny fahasalaman'ny daholobe
🙏🤍 Soins et Sérénité 🤍🙏
27/04/2026
27/04/2026
👉Implanon : ino TOMBONTSOA amnazy ty?
- tonga de azo apetaka koa fa miboaka am-patagna
- mety amin'olo misy tension
- isanandra izy magnaboaka aody tsikelikely
- donc presque zakan'olo jiaby
- mora alagna koa fa tsy zaka na efa tihiteraka
👉 Maharitra 3 taogno be Zao tsy mila mimpody isaka 3 mois
est notre , parce que chaque vie compte ⭐
Cabinet Médical Shalom C.M.S
06/04/2026
💙 JOURNÉE MONDIALE DE LA SANTÉ 💙
7 Avril 2026
🩺 HIJERY MANOKANA NY FO SY NY LALAN-DRÀ ARY IREO ATAON'NY DIABETA ISIKA 🩺
💙 TOLOTRA MIAVAKA HOAN'IREO OLONA MISY TENSION, NA TE HIJERY DIABETA NA NA MARARY FO💙
🩺HO FANKALAZANA NY ANDRO NATOKANA HOAN'NY FAHASALAMANA 🩺
7-8-9-10-11 AVRIL AU CABINET MÉDICAL SHALOM
" Votre santé est notre priorité, parce que chaque vie compte"
25/03/2026
🤝 Miarahaba ny Ministry ny fahasalamana 🤝
MAHALEOVA MAHALASÀNA
MAHAVITÀ BE AMIN'NY ADIDY@FIRENENA
Cabinet Médical Shalom Mirary soa ho anao
24/03/2026
💉FISA PIKIRA sa 🟤 FISA VOANY?
👉FISA VOANY :
- Natao ho an'ny vaiavy tanotanora
- Tsy mety makatra tension
- Mety handeha règle fao isam-bolagna
- Tsy mety ohanina mihoatra ny 4 taogno
- Fomba fampiasàgna azy : 1 isanandro mitovy, tsy azo atao adigna, tsy azo doublégna
- Mety ho voka-dratsiny : mampaharary estomac, koa mihoatra 4 taogno mety hisy fiantraikany na
👉FISA PIKIRA :
- Mety efa mihoatra 25 taogno
- Mety tsy handeha règle mihintsy (TSY MALOTO NY VÔTRAKA , koa fa ti ampandeha règle ovàgna lay FISA na miambigny Zay ihaviany)
- Tsy tsara hoan'ny vaiavy latsaky ny 24 taogno : manimba taolagna ka malaky tapaka izy koa lavo rehefa be be agny (OSTÉOPOROSE PRÉCOCE)
- mitrebiky in-1 isaky ny 12 herinandro
- Tsy mety makatra tension
- mila mi-pezy sy mizaha tension alohaka hagnano azy
MGNARAKA MAGNAZAVA PIL - 72
*Votre santé est notre priorité, parce que chaque vie compte*
21/03/2026
😰 MPANGALATRA : vazy maventy-nay
😰 Nagnanaovanay décoration t@ véranda
😰 Nariany tambadiky tao lay fleur
😰 Ny vase nandesiny
😰 Mampalahelo lay toe-tsaigny
🥰 Na izany aza mbola vôgnono fao zahe mandray sy mikarakara andre am-pitsikiagna
*Votre santé est notre priorité, parce que chaque vie compte*
mbo ho hitan'ny maro tsao mba ho tôjy lay ôlo nangala izy beky anegniny ka ho tonga saigny
19/03/2026
⭐Regniregiko ai , hiova zegn n'y vaola
⭐Ôtrino zegn consultation ntsika, Ôtrino écho - tsika
⭐MBA soraty konyiii,avy azy
18/03/2026
👉 IREO SAKAFO TSARA HO AN'NY FO ❤️
🥑🥦F :Fruits et légumes (Pomme,... légumes verts.)
🍤🧄P: Poissons (sardines, saumon, ...)
🍚🍙C : Céréales complètes (vary, pain complet, avoine)
🥔🫐F : Fruits secs (amande, noix, mahabibo)
🥫🍾H : Huiles végétales (huile de colza, huile d'olive)
🧅🍧L : Légumineuses (haricots, lentilles...)
🤎⭐Votre santé est notre priorité, parce que chaque vie compte ⭐🤎
C.M.S. : souhaite une excellente journée pour vous 🙏
15/03/2026
🤎 Anaka, atolory ahy ny fonao, Ohabolana 23 : 26🤎
🤎 Bon dimanche antsika jiaby 🤎
13/03/2026
👉 Resaka aretin'ny FO le raha
Ny olo karakory ma no mety ho takatra i aretign'i fo ty 🤔🤔🤔
VALINY , Ny ologno :
T - H - D - C - O - S
T : tabagique : mitsesitry (sigara,lobaka,tabaky hosoko, paraky...) 😕
H : Hypertension : makatra tension 🥺
D : Diabète : miakatra ny siramamy anaty vatagna
C : Cholestérol : agnabo miaraka triglycérides
O : Obésité : MATAVY
S : Sédentarité : tsy mampihetsiky vatagna, tsisy Sport atao, mipetraka lava.
❌Ireto kosa tsy azo ialagna :
Lehilahy > 50 ans
Vehivavy> 60 ans
Héréditaire : efa misy voan'ny tension ny Raiamandreny
Genre : Lehilahy mora voa toy izay vaiavy
Marihina fa RISQUE ireo fa tsy hoe tsy maintsy
🚫Koa tiafantatra mombamomba ny fo-nao : MAGNANAOVA E.C.G. (Appareil fizahagna fo)
🚫Iz koa misy aminao araiky nivolagnina aby reo : MAGNANAOVA E.C.G.
Category
Website
Address
208
Alerts
Be the first to know and let us send you an email when Docteur Malala posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.