Noum's beauté

Noum's beauté

Share

Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Noum's beauté, Health/Beauty, 0383374419, Tanjombato.

19/03/2026

Je suis sur la liste des interactions hebdomadaires de Kanto Rochellina.

18/03/2026

izay mahatsapa tena hypocrite dia miala ato fa tsy tobin’adala ty page ty tpk

13/03/2026

🌸Tongasoa eto amin’ny page @ Noum’s beauté 🌸

Eto izahay dia mizara ny zavatra rehetra mahafinaritra momba ny hatsaran-tarehy ✨
💇‍♀️ Toro-hevitra ho an’ny volo salama sy mamirapiratra
💄 Fomba fanaovana make-up tsotra sy manaraka lamaody
🧴 Soso-kevitra ho an’ny fikojakojana ny hoditra
💡 Astuce tsotra isan’andro mba ho tsara sy matoky tena

Araho izahay mba tsy ho diso fanampiny amin’ireo fomba sy tsiambaratelo hatsaran-tarehy 💖

📌 Aza adino ny manindry Like sy mizara amin’ny namanao ny toro-hevitray!

up sns.....🌸♥️

Photos from Noum's beauté's post 11/03/2026

avant et après
tena hoe waouh 😋🥰♥️

11/02/2026

ASTUCE FIKARAKARANA VOLO ANDRO CYCLONE INDRAY ARY EH 🌪️

💇‍♀️ 1️⃣ Aza sasana matetika loatra ny volo rehefa avy toa izao ny orana

➡️ Orana + rivotra = mora mangatsiaka ny loha
👉 Aleo 1 indray mandeha isan’andro na 1 andro tsy sasana

📌 Sasao tsara raha tena lena ny orana ihany

🧴 2️⃣ Asio huile na crème kely.

➡️ Hamandoana be = volo mikorontana (frisottis)

Astuce :

Huile coco / huile d’olive

Asio kely fotsiny amin’ny tendrony

❌ Aza atao amin’ny fakany

🎀 3️⃣ Ataovy coiffure voafatotra

➡️ Mba tsy hikorontana & tsy ho simba

Coiffure tsara:

Tresse(randrana malefaka)

Chignon(tsotsotra fotsiny)

Queue basse(mifatotra ao aorina)

👉 Mijanona tsara na dia rivotra aza

🌬️ 4️⃣ Aza mampiasa chaleur be

➡️ Aza mampiasa sèche-cheveux na fer à lisser

📌 Hamandoana = very vokany + simba volo

🧴 5️⃣ Astuce naturel ao an-trano

Masque haingana:

🥥 Huile coco + 🍯 tantely

Atao 20 min → sasana

👉 Manome hamandoana & mampandamina volo

🛌 6️⃣ Arovy rehefa matory

Ataovy tresse malefaka

Sarony foulard na bonnet

📌 Misoroka casse & frisottis

🌪️ Astuce volo andro cyclone 🌪️
Aza avela ho simba ny volonao na dia orana sy rivotra aza 😊
👉 Te hahalala astuce hafa ve ianao?
💬 Commentaire 👇

11/02/2026

coucou les loulous
Hisy lalao azahoana 20000ar be zao eto raha feno 500 suivre ty page ty manomboka zao jusqu'à demain toy hizao

Photos from Noum's beauté's post 05/02/2026

Iza avy ilay sipa manja kel tia manao hoho ato
ho asina promotion hoho ve 🥰♥️

Want your business to be the top-listed Beauty Salon in Tanjombato?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Website

Address

0383374419
Tanjombato