My Hair
-curly
-Bango
-chignons
-soins perruque
-pack(fiançailles et mariage )
Vente des produits et accessoires
📞034 88 583 86 📞
23/07/2026
✨ Résumé d’aujourd’hui 🥰
Mahafinaritra be ny mahita anareo afa-po foana. 🥹🤎
Ny tsiky sy ny fahafaham-ponareo no hery manosika anay hanome ny tsara indrindra isan’andro.
Misaotra tamin’ny fahatokisana. 🤍
My Hair– Révéler la beauté naturelle de vos cheveux. 🌿
Contact : 034 88 583 86
Lieu :Au rond-point Morafeno, miditra ao bazar Analakininina amin’ny lalampasika.
Tsy tonga any amin’ny hôtel bouffe rapide, mahita trano AIRTEL ianao dia mahatsinjo plaque My Hair
🕒 Ouvert :
✅ Lundi à samedi : 6h30 à 18h30
❌ Dimanche : fermé
N.B : Tsy mila maka rendez-vous, fa mila miantso alohan’ny andehanana aty ✅
23/07/2026
✨ Aza adino fa samy manana ny fiboahany ny volontsika tsirairay, satria samy manana ny texture-ny. 🤎
Ny tanjonay dia tsy hanova ny texture-n'ny volonao, fa hampiseho ny hatsarany voajanahary sy hampivoaka ny définition-ny. ✨
Méthode : Fingers Coils ✅
22/07/2026
🥰 Encore des cheveux type 4 !
Azalahy fyh, ambelantsika sary hikoragna e! 🤭🤎
Hydratation ✅
Boucles bien définies ✅
Brillance ✅
Méthode : Fingers Coils ✨
Contact : 034 88 583 86
Lieu :Au rond-point Morafeno, miditra ao bazar Analakininina amin’ny lalampasika.
Tsy tonga any amin’ny hôtel bouffe rapide, mahita trano AIRTEL ianao dia mahatsinjo plaque My Hair
🕒 Ouvert :
✅ Lundi à samedi : 6h30 à 18h30
❌ Dimanche : fermé
N.B : sans rendez-vous
📞 Veuillez nous contacter avant de venir. Merci ! 🤎
22/07/2026
Alefaso commande nao belle e 🥰
Creme coiffante lava-volo
Huile lava volo
Leav in gel hibiscus
Leav in cream lohasaha
Masque lohasaha
Shampooing lava-volo
Tisane lava volo
By Anicha Kalo ❤️disponible chez My Hair
🥰
21/07/2026
Photos avant ➡️ après ✨
Des cheveux type 4 sublimés avec la méthode Fingers Coils.
Cliente satisfaite ,coucou Loussa Anna
Hydratation ✅ Définition ✅ Brillance ✅
Chez My Hair nous révélons la beauté naturelle de vos cheveux.
🤎✨
21/07/2026
Mardi,,,6ha 10h ,,,14h30 à 18h30
📞Veuillez nous contacter avant de venir. Merci pour votre compréhension. 🤎
FAGNEVA ✅
20/07/2026
My Hair dia miezaka hatrany manome ny tsara indrindra ho anareo, sady mihaino ny fangatahanareo. Misaotra amin'ny fitokisana hatrany.
Méthode : Fingers Coils ✅
📢 N.B. : My Hair dia fermé ny 24 sy 25 juillet. Tsy miasa isaky ny Alahady, ka misokatra indray ny lundi 27 juillet.
Misaotra amin'ny fahatakarana. 🤎
20/07/2026
✨ Herinandro vaovao indray miaraka am My Hair
Atombotsika miaraka amin'ity demoiselle mahafinaritra sy feno tsiky ity ny herinandro. 🥰 Ny volo voakarakara tsara dia mampitombo hatrany ny fahatokisan-tena.
Méthode : Fingers Coils
Click here to claim your Sponsored Listing.
Category
Contact the business
Telephone
Website
Address
Toamasina
501
Opening Hours
| Monday | 06:30 - 18:00 |
| Tuesday | 06:00 - 10:00 |
| 14:30 - 18:30 | |
| Wednesday | 06:30 - 18:00 |
| Thursday | 06:30 - 18:00 |
| Friday | 06:30 - 18:00 |
| Saturday | 06:30 - 18:00 |