Kiala jejoo

Kiala jejoo

Share

Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Kiala jejoo, Toamasina.

Beauté, style & voyages autour du monde ✈️🌎
💅 Kiala Jejoo Glows Studio
🎥 Inspiring women to glow everywhere

✨Bijoux inoxydables, 💍📌
Mise en beauté & onglerie
+261343655534 📱
Tamatave 501

28/05/2026

Aza misalasala mandefa hafatra miafina raha te anome fanomezana miavaka ho an’i Neny ianareo ah💖🥹🥰🎀🎈

Photos from Kiala jejoo's post 28/05/2026

Mitohy ny fandraisana commande ah😍💖
Tinareo be ireto olona kely modèle ako ireto🥹🥰

Merci hatrany amin’ny fahatokisanareo💋🙏

Bisous bisous 💋💋

Photos from Kiala jejoo's post 28/05/2026

Coucou 🥰💖

Ireto ny manjakely ary e😍
Vokivokisanay eto nareo isanandro fa omano ny portefeuille 😅💖

A mini prix hatrany ny atsika ahh 📍💐

27/05/2026

Coucou 😍
Satria moa izany efa ela tsy nisy Promo onglerie dia aleo mba asiana kely an'izao indray ary eh ..💖

💗✨ OFFRE SPÉCIALE FÊTE DES MÈRES ✨💗
Parce qu’une maman mérite d’être belle jusqu’au bout des ongles 🌸💅

🌷 Nail Gel X à seulement 10.000Ar
📍 Sur rendez-vous chez Kiala Jejoo Nail Artist

💖 Une touche élégante, féminine et durable pour célébrer toutes les mamans.

🇲🇬 “Ho an’i Mama malala, satria mendrika ny tsara indrindra izy.”
🇬🇧 “For the queen of our hearts — beautiful nails for a beautiful mom.”
🇨🇳 “献给最爱的妈妈,因为她值得最好的 💕”

📩 Réservez dès maintenant avant que les places soient complètes ✨
💅🌸

26/05/2026

Efa manomanomana cadeau ho an'i Neny daholo ve?😁💖

Vendredi à 20h ny tirage au sort an'ilay "Jeu concours Fête des mères" atsika ah 💐🌷

Ity ny lien ho an'ireo Mbola te handray anjara 📍

https://m.facebook.com/story.php?story_fbid=1296242946036735&id=100069531267224&mibextid=Nif5oz

26/05/2026

Ireo ny entana ry serii kely eh😅💖😍
Mbola ho alefa tsirairay eto iany fa raha tsy mahandry dia tongava lijery mivantana aty am salon💖

Photos from Kiala jejoo's post 26/05/2026

Coucou 🥰
Ity indray ny manaraka 🤍

2 ihany no dispo am'ity fa izay tonga aloha no mahazo ah 😅💖

Pt 37, 39💫

DM ou 034 36 555 34 📞

25/05/2026

Coucou 🥰

Mitohy hatrany ny fandraisana commande Bouquet money fête des mères ahhh🥰💖🎀🎀
Merci anareo efa nandray anjara 💖mankasitraka amin’ny fahatokisana🥹💖

Photos from Kiala jejoo's post 25/05/2026

Coucou daôly 😍

Ity indray ny mimikely manaraka😁😋😋tsy mataoatra orana💦
Ces sandales sont un vrai coup de cœur 😍
Faciles à porter, tendance et ultra confortables pour tous les jours ✨

⚡ Stock limité
📩 Inbox pour commander rapidement
🚚 Livraison rapide 😘

Photos from Kiala jejoo's post 24/05/2026

Coucou 💖

Joyeuse pentecôte retoo ah🎀🥰

Atoroko bon plan kely nareo androany🤤 Ny asa manaraka eny ihany😅
Tongava misakafo aty amin Bounty Ocean Bistro - Seafood & Grill fa ho tena afa-po tanteraka nareo na ny tsiron’ny sakafo na ny fandraisana tena we Top 👌🏼ilay toerana moa izany tsy lazaina intsony fa instagramable tsara😋🥹😍

Tsy izany ihany fa mandritry ity fety ity hoento manao Face painting ny akizy sady mba miala voly kely eh🥹😍

Aty izahay miandry anareo🎨🎀
Bisous bisous 💋💋

Photos from Kiala jejoo's post 22/05/2026

Atombon-tsika am'ity ary eh😋

Tena maivaina be sady comfortable tsara💖

🤍 chic et ultra tendance… la paire parfaite pour sublimer toutes tes tenues 😍👡

Confort + élégance = combo parfait ✨

Tu valides ce modèle ? 🫶

Want your business to be the top-listed Beauty Salon in Toamasina?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Telephone

Website

Address

Toamasina