Soa Bio & Déco Tamatave
Bio
01/06/2026
21/05/2026
❌ Jeux d'interaction ❌
Misy produits vaovao ho atolotray ho anareo, fa alohan'izay dia mila ny hevitrareo izahay mba hanatsarana kokoa an'ilay izy mba hanomezana fahafahampo kokoa ho anareo ☺️
Ireto avy ary ny conditions rehetra :
🌼 Devine les produits
🌼 Suivre la page
🌼 Partager la publication
🌼 inviter des amis à aimer la publication
Participe pour gagné des produits gratuits 🤭 Oui gratuit
NB : 👉🏻 Ireo olona 3 manao ireo no ahazo ilay produit ary manantena retour avy aminareo ☺️
👉🏻 Manomboka androany hatramin'ny Alahady ilay jeu ary ho avoakanay eto ny valiny ny lundi
👉🏻 Ny talata no afaka angalanareo anazy aty amin'ny région Ambalamanasy
18/05/2026
Manomboka herinandro vaovao ndray tsika dia anolotra produits vaovao anareo kou Zay 🥰.
Mety hoe inona ary Ilay izy ? 🤭🤔
Aza miala lavitra ary fa hisy jeux tsika atsihoatsy hafahanareo mahazo gratuit anilay produits ☺️
De mirary herinandro mafinaritra ndray oooo !!🥰
12/05/2026
Jerenareo ange le résultat vita épilation e 🥰
Tena hoe afaka atramin'ny fotony mintsy Ilay volo , no malama tsara Ilay faritra ☺️
Rah te hahazo résultats otranio kou nareo dia aza misalasala tsouny mapiasa ny Cire Chaude Tamatave ,afaka Tonga dia mandefa mp na miantso ihany koa
Contact : 038 82 581 96 / 034 96 640 46
Manao livraison ihany koa izahay
06/05/2026
Ho anareo izay mitady " PACK 100 ML " na "PACK 200 ML " na " CIRE 100 ml " dia Ilay boutique Tanamakoa no afaka anjifainareo azy
❣️Pack 100 ml :
👉 cire 100 ml
👉gommage
👉huile après épilation
👉 savon Aloé Vera et miel
❣️ Pack 200 ml :
👉 cire 2
00 ml
👉 gommage
👉 huile après épilation
👉 savon Aloé Vera et miel
Lieu : En face de saint joseph Cluny Tanamakoa
contact : 038 82 582 96 / 034 96 640 46
chaude Tamatave
04/05/2026
Aza adino fa 9000 ar dia mahazo cire ato aminay , eny tena 9000 ar 🫣
Zay nefa dia EFA mahavita épilation tsara mintsy sady efa miaraka amin'ny mode d'emploi ☺️
Aza misalasala ary mandefa commande na miditra Mp rah misy fanonataniana
contact : 038 82 581 96 / 034 96 640 46
27/04/2026
Bonne semaine à vous tous ☺️
Dia ho an'izay anao commande cire misy any amin'ny boutique 😁
24/04/2026
Ho an'izay ntady gommage sy savon dia efa afaka jifaina any amin'ny boutique 😁
Fa andao tsika androany mba hijery ireo tombotsoa azo avy amin'ny fampiasana n'y savon izay vita avy amin'ny tantely sy vahona ☺️
Afaka manao livraison izahay manomboka 3000 ar
Contact : 034 82 581 96 / 034 96 640 46
17/04/2026
Efa nivererina disponible any amin'ny boutique ny savon ho anareo zay nitady savon 😊
Nisy fihovany kely ny akora ao anatiny satria tsy à base d'amende douce intsony fa Aloes vera sy miel☺️
Nisafidiana ireo akora ireo satria ny aloes vera dia manampy be dia be eo amin'ny appaisement ,ny miel kosa dia manampy amin'ny fanafotsiana hoditra 🥰
16/04/2026
Il est enfin là ! ✨
miverina disponible any amin'ny boutique " LA FABRIQUE " n'y cire 100 ml sy ny savon , n'y gommage kosa miandry Kely
💖 cire 100 ml = 9000 ar
💖 cire 200 ml = 16000 ar
💖 Huile après épilation = 7000 ar
💖 Savon = 10000 ar
💖 Bande = 3000 ar (20 pièces)
contact : 034 96 640 46 / 038 82 581 96
Click here to claim your Sponsored Listing.