Hairitage Madagascar
Resaka volo ilay raha Nous vendons des poudres, huiles végétales, beurres... destinés au soin capillaire.
Nous conseillons également et accompagnons ceux qui veulent retourner au naturel.
26/10/2025
Mody hoe curly nefa kamo hiabango volo
ka hitanareo rehefa mibango volo maina izay dia lasa otran'ny liona 🦁
19/10/2025
Je n’y arrive plus.
J’ai besoin de me remettre au centre, de me choisir.
Depuis que je suis devenue maman, je me suis mise entre parenthèses.
Je fonctionne comme un robot : je travaille, je fais le ménage, je tiens bon… mais je m’éteins.
Je dors mal.
Je pleure la nuit.
Je pleure sous la do**he.
Je ne me reconnais plus.
Je ne sais plus ce que j’aime, ni ce qui me fait vibrer.
J’ai perdu mes passions en route.
Mais aujourd’hui, je décide de me reprendre en main.
De m’aimer comme j’aime les autres.
De me redécouvrir.
De guérir la petite fille qui vit encore en moi.
Je commence mon voyage vers moi-même.
Sending love 🫂
12/12/2024
Ndao hanandrana an'ity e
Lanin'ity voloko ty no volako marinamafy 🤣
Fa misy inona loatra any Dubaï any e
Sao mba tokony hakany koa aza tsika ty ry zavavy 🤣
18/09/2024
Koa satria vao tamin'ny zoma izao nisy sortie de promotion
sady efa manomboka lehibe hitady asa amin'izay ny curly addict izay nanomboka retour au naturel taona vitsivitsy lasa.
Koa satria volo curly étiquetté hoe mitady vazah, tsy professionnel, kamo mibango, fady figo sns ka ataotsika hitan'ny tsy mbola mahita hoe mihaja pro max ny volotsika rehefa aintsika mampipozy azy.
Koa satria misy curly matetika miaona amin'ny olona responsable any amin'izay orinasany any amin'ny asany ka mila coiffure mifanaraka amin'izany.
Koa satria za manana zandry kely be dia be izay kinky hitady asa atsy ho atsy.
Koa satria tsy tiko harary fo nareo amin'ny critiquen'ny olona na hoe tsy adapté amin'ny entretien sy test ny coiffurenareo .
Dia indreto aza misy pozimbolo afaka anaovana entina manao entretien ;)
Tsy sariko moa izy ireto fa nalaina tany amin'ny Pinterest sy nataoko capture youtube
Source :
Curly Hairstyles for a Job Interview | Natural Hair
Yes! Curly Hairstyles for the Office | The Curl Story
Zarao ary ooo !
Ampio ao amin'ny commentaire koa izay hitanareo fa mety ;)
Bonne journée daholo
24/08/2024
Mafy aminakay ity lany leave iny ity 🤣🤣🤣
Click here to claim your Sponsored Listing.
Category
Website
Address
Opening Hours
| Monday | 09:00 - 17:00 |
| Tuesday | 09:00 - 17:00 |
| Wednesday | 09:00 - 17:00 |
| Thursday | 09:00 - 17:00 |
| Friday | 09:00 - 17:00 |
| Saturday | 09:00 - 12:00 |