Absolute Beauty Tamatave
Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Absolute Beauty Tamatave, Beauty, cosmetic & personal care, A cote Accès Banque Bazar Kely/Boulevard de la Libération, .
🌹Salon de Beauté et de Bien- être
☘️Coiffure
☘️Esthétique
☘️Onglerie
☘️Soins du Corps et du Visage
☘️Extension cils
☘️Massage
☎️0334131255 / 0341263829
🏠Bd Liberation- A côté Accès banque BazarKely - A l'étage de Malagasy Foam- Face EPP Romialo
❌❌Toamasina 💥Oui tsy Podologues izahay tompoko
✅Fa maro ireo clients sy clientes eto Toamasina tonga mikarakara hoho ato aminay ary afa-po🙏💯
Mankasitraka anareo tompoko @ recommandation sy fidélité anareo 🙏🙏♥️🥰
🟥 Tsy soin esthétique na beauté tompoko ny ka tsy izy rehetra no afakay na ho tezitra ianareo ,izay tokony vitanay no ataonay (tsy manana anesthésie izahay ka izay tokony ho vitanay no ataonay ary marary ✅)
❌Tsy soin esthétique ny ( MYCOSES) fa fitsaboana,misy vitanay fa misy tena Mila manantona Mpitsabo - mivarotra huile anti mycose izahay
📌ONGLES INCARNÉS DIA HOHO MANIRY NA MISISIKA ANY ANATY NOFO : aza hiandrasana milentika be vao esorina ✅
📌 ONYCHOMYCOSES DIA MYCOSES @ HOHO MILA SOIN MANOKANA , MORA MIFINDRAFINDRA @ HOHO MIFANAKAIKY, MILA MANAO TRAITEMENT arakaraka ny cas -raha kely vao manomboka sy hitanay fa tokony vitanay dia ataonay✅
📌 TSY MITOVY ny manala ongles incarnés sy manao soin ongles misy mycose tompoko tena SAMY HAFA fa salon de beauté et d' esthétique anay na tsy Faly aza ny sasany aminareo hoe hoho fotsiny tiko tapahana ,ny anay miaraka pédicure foana ( tarif 2 samihafa) dia manjakely sy madio be tongotrao miala ato
✅ Ankoatra ny soin pedicure dia 5000ar par ongle manala ongles incarnés
✅onychomycose izay ataonay traitement na soin 10000ar par ongle
💯Lafo be ny intervention chirurgicale fa nenay mbola 5000ar sy 10000ar no alainay isaka hoho ary afa-po ireo mpanjifa an-jatony maro ,inoako fa afaka mikipy Kely ianao ( tsy maintsy mandoa soin pedicure fa tsy hoe hanapaka hoho fotsiny)
⭕ Tsy voatery fomba fiasa any an-kafa no fiasanay sy fitaovana ampiasainay koa Raha sitrakareo aza baikona ireo esthéticiennes sy prothésistes ongulaires hoe aiza coupes ongles fa tsy maintsy asina coupe ongle ny ahy ...
✅Mety tsy hampiasa coupe ongles mihitsy izahay fa karazana embouts sy Nail Drill nefa afapo bé nareo amin'ny résultat ( vita forme hoho,vita soin sy tapaka cuticules )
✅Mety tsy ampiasa râpe pieds mihitsy izahay fa afaka eo no ho eo vakivakinao
💯Manana fomba fiasanay izahay tsy voatery mitovy ny fomba fiasa amin'ny tongotr'olona anakiroa fa misy protocoles iraisana
💯Mandray kihana sy fanitsina izahay fa mba am-panajana raha azo atao tompoko
✅Raha sitrakareo aza mivoaka ato aminay raha tsy afa-po, eo am-piasana ny ekipa no tenenina dia afaka ahitsy izay tsy mety fa aza baikoina kosa hitovy fiasa hafa ohatra tsy maintsy hampiasa coupe ongles na tsy maintsy hanisy rappe pieds ... Afaka alainay coupe ongle Raha ilaina ,afaka alainay rappe pieds raha ilaina fa niezaka izahay mba ho matihanina na tsy parfaits aza fomba fiasanay
💥Afaka eo no ho eo vakivaky ato♥️
💥Mety handa tsy hanao vernis ambony ongles be mycoses izahay 😊ary hiproposer reconstruction ongulaire
Absolute Beauty Tamatave
Le Petit Coin de Maëva Beauté & Onglerie
19/09/2026
😊🥰🥰
17/09/2026
💥 Vendredi et Samedi Magnifique ✅
🤩Vakio Tsara fa avant 11h ihany ireto sy Samedi an ✅
💅💅📌Ento capture 🥰 raha tsy Zay tsy manankery
🌹🌹🌹❌Tsindrinay Tsara avant 11h ny vendredi (anio )sy Samedi (rahampitso)✅
👉 Araho tsy tapaka ny pejy fa misy Tolotra miavaka matetika an 🥰
📍 Absolute Beauty Tamatave
📌À côté d’Accès Banque Bazar Kely
• À l’étage de Malagasy Foam
• En face EPP Romialo • Bd de la Libération
📞 033 41 312 55 / 034 12 638 29
💖 Le luxe à petit prix ❇️🌺
💖 Tongava karakarainay fa ataonay tena afapo be
Au plaisir de vous choyer♥️
17/09/2026
💥Jereo fotsiny ny sary✅
Ento aty Karakarainay tongotrao ,indray mandeha dia afaka ny vakivaky 🤩👣👣👣
✅ Samihafa ny Soin Pedicure( Manadio tongotra sy angofo sy voditongotra )30.000ar
Sy
✅Foot Spa ( Manao Soin Pedicure complète+ manala vakivaky ) 40.000ar / 50000ar
Sy
✅Perfect Pédicure ( Soin Pedicure na Foot Spa + Pose Vernis ) - 45.000ar à 65.000ar
🥰💥🤩Gaga foana nareo hoe tsy mitovy amin'ny anareo ny pédicure nataonay t@Toerana hafa ato aminareo dia miteny
🙏🙇🙇Misaotra tompoko 🥰♥️
Ireto no toerana misy anay
📍 Absolute Beauty Tamatave
📌À côté d’Accès Banque Bazar Kely
• À l’étage de Malagasy Foam
• En face EPP Romialo • Bd de la Libération
📞 033 41 312 55 / 034 12 638 29
Ou
📍 Le Petit Coin de Maëva Beauté & Onglerie
📌Bd Augagneur, en face du Groupement de la Gendarmerie Atsinanana
• Entre COSMETIZE et OTIV
• À 50 m de la Station Jovena
📞 033 57 257 57
💖 Le luxe à petit prix ❇️🌺
💖 Tongava karakarainay fa ataonay tena afapo be
15/09/2026
💥 //Sady voky no manja
💥Aleo mba hisy Kely an'izao
Sady Manja no voky
🌹Mora be mihitsy
✅ Tongava misakafo 𝗣𝗘𝗡𝗜𝗘𝗟𝗔
𝗙𝗮𝘀𝘁-𝗳𝗼𝗼𝗱 & 𝗕𝗮𝗸𝗲𝗿𝘆 ( ex -Cibus)
Avy eo mankanesa aty aminay manao manja ( misitraka io promo io ianao rehefa avy ao misakafo )
✅Raha makato aminay dia afaka ohanina ato ny sakafo Sady misy Pizza mora be tsy mampino ny vidiny...
Offre tsy miverina ity fa araraoty
Promo découverte de Peniela✅🥰
💥✅
Ex - Cibus = Peniela
https://www.facebook.com/share/1BUue6NeXs
Andramo anie,tena hoe tsara Ilay Vary amin'Anana sy akama
📌Juste En face rond point ,en face Pompier misy azy akaiky La Casa ✅
Mora hita Kely
☎️+261336100212
14/09/2026
💥 ✅
Ex - Cibus = Peniela
https://www.facebook.com/share/1BUue6NeXs/
Andramo anie,tena hoe tsara Ilay Vary amin'Anana sy akama
📌Juste En face rond point ,en face Pompier misy azy akaiky La Casa ✅
Mora hita Kely
☎️+261336100212
14/09/2026
💥 ✅
Ex - Cibus = Peniela
https://www.facebook.com/share/1BUue6NeXs/
Andramo anie,tena hoe tsara Ilay Vary amin'Anana sy akama
📌Juste En face rond point ,en face Pompier misy azy akaiky La Casa ✅
Mora hita Kely
Akaiky Assurance Mama ✅
☎️+261336100212
𝗣𝗘𝗡𝗜𝗘𝗟𝗔
𝗙𝗮𝘀𝘁-𝗳𝗼𝗼𝗱 & 𝗕𝗮𝗸𝗲𝗿𝘆
🍽️✨ Peniela — Fast-food & Bakery ! 💫
Est un lieu de simplicité où la bonne cuisine rencontre la convivialité 🤝
📍Au cœur de la ville, un endroit pensé pour accueillir: jeunes, familles, amis & collègues ❤️🔥
12/09/2026
✨💎 **Le chic au bout des doigts… le glamour dans chaque détail.** 💅🏽👑
💅Des ongles élégants, sophistiqués et absolument irrésistibles… ✨
Parce qu’une vraie touche de glamour commence par de belles mains. 💖
✅💯Luxe à petit prix 🥰💅
💅💅Tsara nefa mora ♥️
👉 Araho tsy tapaka ny pejy fa misy Tolotra miavaka matetika an 🥰
📍 Absolute Beauty Tamatave
📌À côté d’Accès Banque Bazar Kely
• À l’étage de Malagasy Foam
• En face EPP Romialo • Bd de la Libération
📞 033 41 312 55 / 034 12 638 29
Ou
📍 Le Petit Coin de Maëva Beauté & Onglerie
📌Bd Augagneur, en face du Groupement de la Gendarmerie Atsinanana
• Entre COSMETIZE et OTIV
• À 50 m de la Station Jovena
📞 033 57 257 57
💖 Le luxe à petit prix ❇️🌺
💖 Tongava karakarainay fa ataonay tena afapo be
✨ *Sublimez vos mains. Affirmez votre style.*
10/09/2026
💥💅Tinareo ve ilay loko fotsy♥️♥️
Tsara kosa e ♥️
💥Manomboka 10.000ar dia efa afaka mahazo Vernis mena manjakely 🤩🥰
💅Pose faux ongles avec Nail Art 2 tsotra = 20.000ar
✅Soin Pedicure Manala vakivaky = à partir de 30.000ar
👉 Araho tsy tapaka ny pejy fa misy Tolotra miavaka matetika an 🥰
📍 Absolute Beauty Tamatave
📌À côté d’Accès Banque Bazar Kely
• À l’étage de Malagasy Foam
• En face EPP Romialo • Bd de la Libération
📞 033 41 312 55 / 034 12 638 29
Ou
📍 Le Petit Coin de Maëva Beauté & Onglerie
📌Bd Augagneur, en face du Groupement de la Gendarmerie Atsinanana
• Entre COSMETIZE et OTIV
• À 50 m de la Station Jovena
📞 033 57 257 57
💖 Le luxe à petit prix ❇️🌺
💖 Tongava karakarainay fa ataonay tena afapo be
Au plaisir de vous choyer
Telephone
Website
Opening Hours
| Monday | 08:00 - 17:00 |
| Tuesday | 08:00 - 17:00 |
| Wednesday | 08:00 - 17:00 |
| Thursday | 08:00 - 17:00 |
| Friday | 08:00 - 17:00 |