Bébé Câlin
Offrez le meilleur à votre bébé avec style! 🥰 🤱🫄
27/02/2026
Jus Naturel Bien Congelé, Bien Glacé,
Ara _pahasalamana Tsara 😇🥰
1,5l : 9.000 Ariary
Hitanao Ao Boutique Bébé Câlin , Analakinina Hôpital be
Face Pédiatre , Lalana béton vaovao 🫠🫠
Tsy misy Livraison
Nb: ny Commande rehetra dia 2jours avant no raisina @ zay samy mahazo Dahalo😇
18/02/2026
FAMERENANA NY FISOKAFAN’NY – BÉBÉ CÂLIN TOAMASINA 💖
Ry mpanjifa malala, ry ray aman-dreny,
Faly dia faly izahay mampandre anareo fa misokatra indray ny tsenanareo Bébé Câlin eto Toamasina! ✨
Nifindra kely teo akaiky teo ihany izahay. Ny tranombarotra vaovao dia ao amin’ny:
📍 An-tandrifin’ny Pédiatrie Hôpital Be, eo akaikin’ny toerana nisy anay teo aloha ihany.
Tahaka ny mahazatra, vonona hatrany izahay hanolotra ny tsara indrindra ho an’ny zanakareo. Ho hitanareo ao daholo ireo kojakoja ilaina rehetra:
🍼 Sakafo sy Ronono ho an’ny zazakely:
Nursie
France Lait
.. sy ny maro hafa!
🧸 Fitaovana sy kojakoja isan-karazany:
Biberons sy vata fihinanana fianarana (assiettes d'apprentissage)
Thermomètres ho an'ny ankizy
Lay aro moka
Kilalao sy fitafiana tsara tarehy
Tsy andrinay ny handray anareo ao amin’ity toerana vaovao ity. Tonga dia tsidiho fa feno zavatra tsara ao!
Misaotra betsaka anareo rehetra izahay ato amin’ny Bébé Câlin tamin’ny fanohanana sy ny fampaherezana hatrany. 🥰
Mifankahita ao indray ary!
TOAMASINA
▶️ Efa misokatra ireo site d'hébergement ao Toamasina.
👉 Firaisana ambodimanga: Epp 1904
👉 Firaisana Anjoma : Foyer social canada
👉 Firaisana Morarano : Epp Zoto
👉 Firaisana Ankirihiry : Epp ambohijafy / Epp Analamboanio / Lycée FJKM Ziona / Salle d'oeuvre Saint Thérèse
👉 Firaisana Tanambao V : CJST / Sacre cœur
☎️Urgence ra mila vonjy 930
10/02/2026
🥲
Mivavaka sy Mankahery Antsika rehetra eto Tamatave🥲🥲🥲Mafy tena mafy ilay Cyclone🥲🥲🥲
02/01/2026
BÉBÉ CÂLIN – TOAMASINA
Izahay eto amin’ny Bébé Câlin Toamasina dia mirary Taona vaovao mahafinaritra sy taona mamy be ho anareo rehetra 🤍
Mankasitraka indrindra anareo mpanjifa sy mpiara-miombon’antoka izay nanohana sy nitoky anay hatrany.
Noho ianareo dia mbola miezaka manatsara hatrany ny vokatra sy ny serivisy omenay izahay.
👉 Bébé Câlin, mpiara-miahy ny fahasalamana sy ny fahafalian’ny zaza,
dia misokatra ho anareo foana, vonona hanome izay kalitao sy fahafaham-po mendrika anareo.
📍 Adresse:
Face pédiatre – Hôpital Be, Toamasina
Lalana béton vaovao
✨ Bébé Câlin Toamasina
Miaraka aminareo, miara-mitombo amin’ny fitiavana 👶💙
Telephone
Website
Alerts
Be the first to know and let us send you an email when Bébé Câlin posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.