Lunette Store Tamatave

Lunette Store Tamatave

Share

🕶️ Lunette Store Tamatave
😎 " Voyez clair , vivez mieux "
🚩 TANAMBAO 5 EN FACE TELMA
☎️ Service clients : 034 26 200 47

Photos from Lunette Store Tamatave's post 27/08/2026

🔥SPECIAL LÉOPARD 🤎🖤🤍

👑​Samy manana ny maha izy azy daholo reo models reo! ✨

✔️ Vaovao be (Nouveau arrivage)
✔️ Afaka soloina verre correcteur 👓
✔️ Style tendance & chic 💃

​📲 Tongava any amin'ny MP! 📩✨

📞 034 26 200 47.

📍Toerana : TANAMAKOA AKAIKINY PHARMACIE ANJARA.

26/08/2026

🙏CONSULTATION MASO🙏
✅ Tsy mila milahatra be
✅ Misokatra isan’andro
✅ Afaka tonga direct — tsy mila rendez-vous
✅ Consultation rapide & professionnelle
✅ Fitaovana moderne

🚨👁️ OLANA AMIN’NY MASO?
Aza miandry miharatsy vao manao consultation!

😵‍💫 Marary loha?
📱 Mijery écran lava?
🚗 Tsy mazava ny fahitana lavitra?
📚 Mijaly rehefa mamaky?

⚠️ Tsy “fatigue” foana io…ndao karakaraina!

📍Près du VIGIE TANAMAKOA
🕗 Lundi au Samedi
Matin : 8h-12h
Après-midi : 14h-17h30

💥 Tongava hizaha maso dieny izao
Satria ny maso no capital-nao isan’andro 👓🔥

25/08/2026

🤗✨ Mankasitraka antsika rehetra hatrany manjifa.

🔥Azo lazaina hoe modely iray amin'ireo tena be mpitia indrindra amin'izao fotona izao izy ity 😎.

24/08/2026

💥​📦 Tonga indray ny Lunette Photochromique Prête-à-porter!

​🔹 Ensoleillé: Maizina ho azy raha vao tratry ny masoandro 🌞
🔹 Ombragé / An-trano: Mazava sy mangarahara tsara 🤍

​✨ Aza miandry ho lany stock an😉.

📩 Midira MP avy hatrany raha liana na hangataka fanazavana 🤗💬

​📍 Adresse: Tanamakoa, akaikin'ny Pharmacie Anjara.

📞 Contact: 034 26 200 47

22/08/2026

Vacance vibes mbola mitohy! 🏖️ Dia mazava ho azy, mbola miasa hatrany ny contre-soleil 😉

Tsara ihany anie ilay solaire fotsifotsy e 😁😍
Standout be foana!

​Bonne fin de semaine daholo, dia amin'ny lundi indray ny arrivage-ntsika manaraka an 😎✨

Photos from Lunette Store Tamatave's post 20/08/2026

☀️ Efa ho tena hafana indray ny andro! 😎

🫣​Aza adino ny miaro ny masonao! Ny verre photochromique dia mampifanaraka ny lokony amin'ny fahazavana:

✨ Mazava tsara rehefa an-trano na amin'ny maloka.
🕶Mivadika maizina rehefa mivoaka amin'ny masoandro.

​👉 Lunette iray ihany dia efa ampy ho an'ny toerana rehetra!

​📩 Mandalova mp mandefa kaomandy na mangataha fanazavana misimisy kokoa! 📲

📍LUNETTE STORE

📞 034 26 200 47

Photos from Lunette Store Tamatave's post 17/08/2026

🎉 RÉSULTAT JEU CONCOURS ! 🎁

🤝​Miarahaba an'i Lucy Tnjr izay mpandresy nahazo ny loka Lunette 2-en-1 👓✨

😊​Misaotra antsika rehetra nandray anjara sy nanaraka ny fepetra!

💌Afaka manantona ny boutique Lunette Store ianao rahampitso Talata maka ny loka miaraka amn'ny compte-nao vérifiènay.

🤗MANKASITRAKA

Photos from Lunette Store Tamatave's post 14/08/2026

🔥 ARRIVAGES 🔥

📍TANAMAKOA ankaikin’ny Pharmacie Anjara

☎️ 034 26 200 47

12/08/2026

💻 SPÉCIAL ÉCRAN 👓

🖤🤎Disponible en noir et léopard.

​📍 Lunette Store Tamatave (Akaikin'ny Pharmacie Anjara)

📞 Tel: 034 26 200 47

07/08/2026

🎉 MISAOTRA SY MANKASITRAKA ! 🎉

❤️Ny ekipan'ny Lunette Store dia misaotra anareo noho ny fahombiazan'ny hetsika tamin'ny zoma sy sabotsy teo.

😍 Fankasitrahana manokana ho an'ny :

​💟 Ireo nanjifa solomaso sy naneho ny fitokisany.

​✅ Ireo nankato sy nanaraka ny fandaminana rehetra.

​📢 Ireo rehetra nampita ny vaovao tamin'ny namana sy tapaka.

🥰Mirary soa ho anareo rehetra ny Lunette Store, ary mampahafantatra fa misokatra ho anareo foana ny boutique sady mitohy toy ny mahazatra ny consultation.

Want your business to be the top-listed Beauty Salon in Toamasina?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Category

Website

Address

Toamasina