Glam'Art

Glam'Art

Share

𝑅𝑒́𝑣𝑒̀𝑙𝑒 π‘£π‘œπ‘‘π‘Ÿπ‘’ π‘π‘’π‘Žπ‘’π‘‘π‘’Μ π‘ŽΜ€ π‘‘π‘Ÿπ‘Žπ‘£π‘’π‘Ÿπ‘  𝑑𝑒 𝑙'π΄π‘Ÿπ‘‘

πŸ©π†π₯𝐚𝐦'𝐀𝐫𝐭 π“π¬π’π«π¨πšπ§π¨π¦πšπ§ππ’ππ²πŸ©

0339147468 0349147468

22/06/2026

πŸ‡²πŸ‡¬ CELEBRATION DE LA FETE DE L'INDEPENDANCE πŸ‡²πŸ‡¬
✨ SUPER PROMO AO AMIN'NY GLAM'ART TSIROANOMANDIDY ✨
Efa vonona ho anao ny tolotra miavaka πŸ₯°
πŸ‘‰ Ny fahaizana sy ny kalitao miandry anao:
Soin sy Brushing matihanina finition Lisse (steampod)
⏳ Ny promo dia mifarana ny 26 Jona2026!
πŸ“© Alefaso MP raha handray fotoana na handalo mivantana.
☎️0349147468 / 0339147468

13/06/2026

πŸ₯Ό Veste carreaux 🀠

πŸ“Taille: M L
πŸ›οΈ 30.000ar

13/06/2026

πŸ₯Ά Gilet Fourrure πŸ₯°

πŸ“Taille: M L
πŸ›οΈ 50.000ar

Photos from Glam'Art's post 13/06/2026

πŸ§₯ Manteaux blanc cassΓ© (tsy matevina) πŸ₯΅

πŸ“Taille: XL
πŸ›οΈ25.000ar

12/06/2026

🚨 FARANY AMIN'ITY WEEKEND ITY IHANY! 🚨

Te hanana fijery manaitra sy tsara tarehy foana ve nefa tsy mila manao mascara isa-maraina? Izao no fotoana hanararaotana ny PROMO EXTENSIONS DE CILS amin'ny vidiny 20.000 Ar fotsiny! 😱✨

Aza avela handalo ity weekend ity fa hifarana ny tolotra!

🌸 Préparation et soin offert (ho fiarovana sy fanadiovana ny hodi-maso).
πŸ‘οΈ Colle misy choix (arakaraka ny fahazakan'ny masonao).
πŸ› οΈ Manao dΓ©pose.
πŸš— Frais Γ  domicile: 5.000 Ar fotsiny (tonga any an-tranonao izahay!)

Raha mifarana ity promo ity dia hiankina amin'ny "Style" indray ny prix (Prix selon le style).

πŸ“₯ Famandrihana toerana (RΓ©servation):
Andao handefa hafatra miafina (MP) avy hatrany na miantso mivantana amin'ny:
πŸ“ž 034 91 474 68 na 033 91 474 68

05/05/2026

✨ COLORATION 60.000AR ✨
πŸ’‡ Coloration, Coiffage et Coupe πŸ’‡

πŸ‘‰ Alefaso aminay Ilay modΓ¨le tianao ho hatao Ary ee☺️
πŸ‘‰ Na lava na foy ny volonao dia 60.000ar foana ihany ☺️
πŸ‘‰ Lundi _Mardi_Mercredi no fandraisanay coloration (sur RDV)

πŸ’• Vonona hanome n'y tsara hatrany izahay

☎️ 0349147468 / 0339147468

04/05/2026

πŸ’• Miarahaba antsika ladies! 🌸
πŸ‘οΈ PROMO EXTENSIONS CILS πŸ‘οΈ

πŸ’† Reraky ny manao mascara isa-maraina? Ndao hanao EXTENSION CILS nefa tsy mila miala ny trano ianao fa manantona aho !

βœ… 20.000 Ar (Net: efa ao ny frais)
βœ… Tonga any an-tranonao aho
βœ… Madio sy tsara kalitao n'y fitaovana ampiasaina

Aza tara fa efa misokatra ny famandrihana!
πŸ“² Antsoy ny: 034 91 47 46 8 / 033 91 47 46 8

27/04/2026

✨ Autorise_Toi Γ  briller sans t'excuser πŸ‘οΈ

πŸ’• Extension de cils _ PRESTATIONS Γ€ DOMICILE ☺️

πŸ‘€ Regard naturel ou volumineux πŸ‘οΈ
🧴 Produits de haute qualitΓ© πŸ₯°
🧼 Hygiène irréprochable ✨

πŸ“ Prenez rendez-vous dΓ¨s maintenant

☎️ 0349147468 / 0339147468

01/04/2026

🌌 Pose Polygel πŸ’…

πŸ’ Tongava fa Vonona anome ny tsara hatrany 😘

☎️ 0349147468 / 0339147468

Photos from Glam'Art's post 30/03/2026

✨ GLAM'ART BEAUTY ✨
πŸ₯° Efa vonona izahay hikarakara anareo mandritr'ity fΓ©ty ity an ☺️ Misy BONUS omenay ao ☺️

πŸ₯° HO AN'NY ONGLERIE (Mila maka RDV):
πŸ’…Faux ongles
πŸ’…Renforcement & Gainage
πŸ’…Pose amΓ©ricaine (Extension)
πŸ’… Extension demi capsule
πŸ’…Polygel

πŸ’ͺ Γ‰PILATION

πŸ’‡β€β™€οΈ HO AN'NY COIFFURE (Afaka tonga fotsiny tsy manao RDV):
🎁 BONUS MANOKANA: Izay rehetra manao volo manomboka ANDROANY ka hatramin'ny SABOTSY dia mahazo COUPE GRATUIT ( maimaim-poana fa hoento ny modèle)!

πŸ’ Vonona hatrany izahay hanome ny tsara indrindra ho anareo!πŸ’•

πŸ“ž Antsoy ny: 034 91 474 68 / 033 91 474 68
πŸ“ Toerana: Tsiroanomandidy

Category

Telephone

Website

Address

Antananarivo