Fiompiana BITRO ETO Bongolava
Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Fiompiana BITRO ETO Bongolava, Health/Beauty, mangarivotra, Tsiroanomandidy.
21/11/2024
Fizaràna 1 :
Inona avy ireo sakafo FADY, tsy azo omena bitro!?⁉️
Azoko omena bitro ve ity sa tsia!?
Miazarazara isika matetika hoe efa nanome aho ary ny sasany koa manome anefa tsy maty izany ilay bitro!
Marihina fa tsy voatery ahafaty ny bitro eo no ho eo daholo akory ny fanomezana azy, fa kosa miteraka aretina maro, ary indrindra tsy hiteraka vokatsoa aminy na ny kely ary (sao hieritreritra hoe ireto no hampitombo azy aingana satria hoe efa zatra mihinana izy).
Ny aretina azo dia maro isan-karazany fa ireto anisany :
- Fikorotan'ny fandevonan-kanina: (troubles digestifs: ballonements, problèmes gastriques et intestinaux,...)
- Fanapoizinana (Intoxication)☠️
- Olana eo amin'ny taovam-pisefoana (problèmes respiratoires)🫁
- Olan'ny fo mety hiteraka fahafatesana tampoka (Problèmes cardiaques et neurologiques)💔
❌Ireto avy ary ireo sakafo "FADY" , tsy azo omena bitro❌
- Voankazo sy legioma sasantsasany : Zavokà🥑, tongolo🧅, tongolo gasy, ovy🥔, Mananasy🍍, voatabia maitso (ny tahom-boatabia sy ny raviny koa tafiditra)...
- Plantes toxiques : Anamamy, rhubarbe ravim-boatabia, ravin'ovy , tongolo maitso, champignon, poireau, ...🌿
- Voam-boakazo (Graines/Pépins) : rehefa hanome ireto voankazo ireto dia mila esorina aloha ny vôniny (graines/pépins): paoma, poara, cerises, pastèques, raisins, melon ...
- Agrumes : Citron, Pamplemousse, Voasary, Mandarines ... 🍋🍊
- Mofo,🥖paty🍜, produits céréaliers
- Voamaina (fatao laoka) : tsaramaso, voanjobory, tsiasisa sns... (Na manta na masaka), mangahazo,
- Chocolats🍫, bonbons🍬 ,sucreries🍭
- Produits laitiers (yaourt, fromages,...)🥛, Dite, 🍵,Kafe ☕
- Fruits secs sucrés
Rehefa tsy tadidy ilay lisitra na misy tsy voatonona ao, dia tazomy antsaina ny hoe: mila fitandremana ny fanomezana bitro sakafo betsaka calories sy sakafo betsaka glucides (na sucre lent na sucre rapide) fa mankarary azy!
Ka raha sakafo mampisalasala dia aleo tonga dia tsy manome!
Araho tsy tapaka ny pejy fa amin'ny fizaràna 2 isika hijery ireo
16/11/2024
manasa antsika aby iditra sy anaraka vao2 ato am page vao2 ❌FIOMPIANA BITRO ETO BONGOLAVA❌ eee...
misy bitro local;sy race ato alefa ho any ze te iompy😍😍😍
mis ko ny fiofanana sy ny boky fiompiana bitro ranoray😱😱
andramo fa mety atao vadinasa tsara na fivelomana mihitsy ny fiompiana azy 😁😁
vety2 ar tena mora ompiana ny bitro 😊😊
tsidio ar ny groupe ary midira fa afaka manampy anao amnio resaka io zahay
16/11/2024
promotion beuh amzay😍😍boky en pdf
16/11/2024
Salama jiaby eh 😊
😍😍iza daholo ilay tsy mahandry bitro GF ho lehibe ato zn fa tonga de ilay efa ampanarahana de mteraka de vita zay😍😍
Alefa mora ho an'izay mila fondation tsara ary😱😱
🔖 GF Albinos femelle
🔖 Âge 12mois
🔖 Oreille 19,5cm
🔖 Poids 6kg400 izy amzw...efa nahatratra 8kg600 io fa ho apiterahana de tsy maints ahena
visble tsiroanomandidy ville...
📞 034 69 971 07
Click here to claim your Sponsored Listing.
Category
Website
Address
Tsiroanomandidy