Chic Manja Studio
Vente de toutes les produits et service
📍Livraison partout à Madagascar
📩Contactez-nous pour réserver votre rendez-vous ou passer commande !
27/06/2025
Bonjour 💗
✨️ito misy mini-lampe uv led ✨️
tena ilaina be hoan'izay manam-boatra hoho à domicile, kelikely budget ,sns
prix: 11 000 ar
afaka mandefa any amn faritra
frais: 1 000 ar eto tsididy ary 2 000ar eny amn faritra
Tongava malaky ary fa io sisa no disponible
21/06/2025
Redisponible
🔥PROMOTION BE !!🔥
Silipo an'ankizy CONFECTION
🚫200 ar monja ny 1 🚫
Mp malaky arỳ fa vitsy2 no ato
11/06/2025
Bonjour daholo
‼️PROMOTION MANARA OOH ‼️
2 eme vague anlay silipo an'ankizy
💸600 ar ndray ny pièce💸, ngeza2 noho ilay 1er ireto an
Manao livraison partout 🥰
09/06/2025
🔥PROMOTION BE !!🔥
Silipo an'ankizy CONFECTION
🚫200 ar monja ny 1 🚫
Mp malaky arỳ fa vitsy2 no ato
Bonjour tout le monde
asiantsika jeu ndray ve ato amin'ny page !?
(Valio ao amn commentaireary ny hevitrareo)
23/05/2025
PROMOTION CEINTURE 🛍 !!
5.000 Ar be izao ny ray
Raha maka 2 mahazo 4.500 ar
aingana ary fefa vitsy kely sisa ooh 🤗!
Frais de livraison 500 ar hoany eto tsididy 💗
mandefa any amn faritra koa an
Standard leizy an ☺️
12/05/2025
HAUTE VERT FONCÉ
Alefako mora be ito fefa io sisa ny couleur any
Mp malaky ary
07/05/2025
Bonjour daholoo 👋👋
Reto ndray haute vao2 antsika an
Couleur disponible :
-turquoise foncé
- blanc
-greena
💗
Frais de livraison : 15.00 ar
Livraison partout 🥹
02/05/2025
‼️Promotion amin'izao voaloandohan volana mai zao ‼️
Ahena 10 % be izao ny vidiny en plus Livraison gratuite partout 🥹💗
Aza tara ary fa efa kely sisa ny couleur disponible
26/04/2025
Bonjour daholo 👋
Ireto ny bodi disponible ato ndary oh
Prix adorable fona
24/04/2025
"BRACELETS VATO "
Rehefa mitady vokatra tsara kalitao dia tsy misy mihoatra noho ny asa tanana vita Malagasy💗 . I Président Macron aza tsy nandalo fotsiny... nisafidy anay izy 😅
Ary ianao rahoaviana no andray anjara !?
Click here to claim your Sponsored Listing.