KOLO AINA
Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from KOLO AINA, Health/Beauty, Tsiroanomandidy.
11/06/2025
🔥 Fantatrao ve? Ny fandoroana tongolo gasy iray monja dia afaka manova ny ao an-tranonao ao anatin'ny 15 minitra! 🧄✨
✅ Manadio rivotra voajanahary 🌿
✅ Mandroaka bibikely 🦟🚫
✅ Manala fofona 🏡💨
✅ Mampisokatra tratra 😌
30/05/2025
⬛NY ARETI-NIFY⬛
Anisan'ny areti-mandoza mampitondra faisana ny ankizy sy tanora ary olon-dehibe tokoa ny areti-nify. Aza adinoina fa tsy tsara loatra ny manala nify matetika fa mampihena herim-batana izany. Indro omena fikafika mahomby hampitsaharana ny fanaintainan'ny nify ianao.
ZAVATRA ILAINA
Ravina goavy mbola maitso
FOMBA FIKARAKARANA AZY
Alaina ny ravina goavy mbola maitso miisa 5. Totoina ary avela mivoaka rano izay vao azo ampiasaina.
FOMBA FAMPIASANA AZY
Rehefa marary be iny ilay nifinao dia araraka ao anatiny ao ranony ravina goavy teo. Ka avela milona ao mandritra ny 20 minitra eo ho eo, izay vao manontsam-bava amin'ny rano matimaty ianao.
FAHARETANY TRAITEMENT
Mandritra ny 3 andro misesy fotsiny dia maty tanteraka ireo bibikely na oli-manara izay mamparary ny nifinao teo.
FANAMARIHANA
Mazava ho azy fa tsy maintsy nify efa loaka ihany no afaka ampiasaina ity akora natoraly ity. Marihina fa tsy maintsy tapenana coton raha nifinao ambony no marary, mba tsy hiraraka ireo akora natoraly. Aza adinoina ihany koa fa tsy maintsy hatao in-telo isan'andro anaty nifinao marary teo ity fanafody natoraly ity.
Zarao sao mahasoa ny hafa, ary araho hatrany ny pejy 👉KOLO AINA fa betsaka ireo torohevitra hozaraina eto.
27/05/2025
Fanafody vavony natoraly tena efficace be mihintsy ity ❤
Zah efa narary vavony nandritrany 5taona efa natao daholo izao zavatra tambavy rehetra natoron'ny olona izao ,efa nitety doucteur tsy latsakin'ny 8 fa eee, calmant fotsiny no omeny 😢fa nisy nanoro hoe tamotamo sy citron afangaro amperahina rano mafana sotroina iray vera isanandro fa tao anatiny 7jours de Sitrana ary efa ho 2taona zao tsy nietsika tsony fa sitrana tanteraka
Andramo ry zareo de partageo ho fanampina ny hafa
Aza adino ny manisy j'aime dia ABONNEO Ny page 👉KOLO AINA
18/05/2025
✅
⚠️ Tokony tafiditra amin'ny sakafo andavan'andro lehilahy❗
🥬 ÉPINARDS ( mety fona rehefa anana )
Noho izy ahitana NITRATES betsaka, izay manatsara ny fikorinan'ny rà, mitovy amin'ny Vi**ra.
BETTERAVE
Betsaka NITRATE ihany koa.
Atao ranom-boankazo 🍹
🍉 PASTÈQUE
Voankazo manan-karena CITRULLINE, karazana Protéine voanjanahary manatsara ny fokorinan'ny rà ~ vi**ra
🍫 Chocolat noir 70% na mihoatra)
Noho izy be FLAVONOÏDES izay manatsara ny fivezivezen'ny ra sy ny famokarana oxyde nitrique.
🫘 Voanjo, Noix de Cajou
Ahitana L-ARGININE, ilain'ny vatana amin'ny famokarana "oxyde nitrique" izay mampikorina tsara ny rà
🦪 HUÎTRE na Fruits de mer
Be ZINC, izay ilaina vatana amin'ny famokarana testostérone.
🧄 TONGOLO Be sy tongolo lay
Manatsara ny Circulation sanguine ihany koa, ary manampy be amin'ny olana ara-nofo
🫚 SAKAMALAO
Manatsara ny fahasalama ara-nofo voajanahary.
🥑 AVOCAT
Betsaka VITAMINE E, POTASSIUM / Ilan'ny vatana @ famokarana testosterone ary manatsara ny fahasalaman'ny lalan-drà
🍆 MACA ( tsy misy idirany Aubergine)
Zava-maniry iray ampiasana mba ampaharitra sy ialàna Naty / Tsy aiko na misy azy ity eto !
Fanampiny :
❌ Ajanona ny toaka 🥃 sy sigara 🚭
❌ Ilana ny Stress
❌ Ajanona ny fihinana zavatra mamy be loatra
✅ Manaova fanatanjahan-tena 🏃♂️🏋️♂️
Aza adino ny manisy j'aime dia ABONNEO Ny page 👉KOLO AINA
16/05/2025
🟨 FANTATRAO VE HOE FA MANINONA NY SINOA NO TSY MISOTRO AFA-TSY RANO MAFANA?
Satria efa fahazaran-dry zareo hatramin'ny ela ny fisotroana rano mafana.
Tafiditra ao anatin'ny rafitry ny "MTC" (Médecine taditionnelle chinoise) mihitsy izany.
Amin-dry zareo kely maso dia fanafody mandaitra ny rano mahamay araka izay zaka.
Ary voaporofo ara-tsiantifika tokoa izany:
🟢 Manaisotra ny loto sy menaka ratsy izay mety mifendraka any amin'ny lalan-dra sy ny taova
🟢 Misoroka AVC
🟢 Mampilamina ny fiasan'ny fo, noho izy mampisokatra tsara ireo lalan-dra efatry ny fo
🟢 Manatsara ny fahasalaman'ny vavony sy tsinay
🟢 Manome hery sy tanjaka
🟢 Mikolo ny fahasalaman'ny havokavoka
🟢 Manamora ny fitsaboana kohaka ; gripa ; ary hasemporana
🟢 Mampitony fanaintainana,indrindra any amin'ny hozatra sy taolana
🟢 Miaro amin'ny homamiadana
🟢 Mahatomombana ny fiasan'ny atidoha
🟢 Ilaina amin'ny fampihenam-batana
🟢 Mitazona ny hatsaran'ny hoditra ny rano mafana, sady manatara fahanterana
🟡 Noho ireo antony ireo dia hentitra izahay miteny aminareo mpanaraka ny fizarana mahasoa eto amin'ny pejy, RANO MAFANA hatrany sotroina, indrindra amin' izao andro efa mangatsika izao.
Aza adino ny manisy j'aime dia ABONNEO Ny page 👉KOLO AINA
©️ Extrait: reflexiotherapie mikolo fahasalamana
15/05/2025
🇲🇬❤️Fantatrao ve fa tena mahasitrana aretina maro ny tongolo gasy ?
Manankarena akora natoraly ara-pahasalamana sy voaporofo ara-tsiansa ny tongolo gasy ka mety ho fanafody mahery vaika manasitrana aretina maro.
Ireto misy sehatra vitsivitsy afaka ampiasaina azy sy ny fomba hampiasaina azy :
✅ MASITRANA RATRA MADINIKA (égratignures)
Naratra kely nianjera tamin'ny tany ohatra ny ankizy dia misy ilay maratra kely iny. Dia afaka sasaina madio tsara ilay fery. Avy eo hosorana ranona tongolo gasy kely.
⚠️ Tandremo anefa fa tena mangirifiry be izy io. Ny ratra kosa anefa malaky sitrana.
✅ MAMPIHENA TENSION
Tsara ihany koa izy io hohanina raha miakatra tension ianao.
Raha toa ka olona efa mahalala ny toe-pahasalamany hoe mpiakatra tension matetika dia mitsako hasiny iray dia ampy.
Miaro ny ra tsy hivaingana ny akora ao anatiny.
Arahina rano iray vera izy avy eo.
✅ MIARO AMIN'NY CANCER
Ao anatin'ny tongolo gasy dia misy ny atao hoe "allicine" izay miforona rehefa potserina ilay hasiny iny. Io akora io dia manampy ny sela amin'ny vatana hatanjaka kokoa manoloana ny fiforonan'ny cancer.
Izay no mahatonga ilay hoe tsara foana raha totoina na potserina na mampiasa presse ail rehefa manisy tongolo gasy anaty sakafo.
✅ MANASITRANA ARETINA AN-DOHA
Raha toa ka marary andoha sy mavesatra hatoka dia vohaso ny tongolo gasy hasiny roa ka apetraho eo amin'ny sofina mandritry fotoana vitsy.
✅ MANASITRANA GRIPA
Maka hasina tongolo gasy roa ianao ary potserina anaty tantely 1 sotro.
Tsara raha hoanina maraina sy hariva mandra-pitony ny sery.
✅ MANASITRANA ARETI-NIFY
Misy marary ny nifinao ? Asio goutte ranona tongolo gasy kely eo amin'ny faritra marary iny. Hitanao fa vetivety dia hitsahatra ny fanaintainana.
👉 Fikarakarana anti-biotique naturel avy amin'ny tongolo gasy :
Zavatra ilaina :
- Ronono omby na soja 1 kaopy
- Tongolo gasy hasiny 3 lehibe
Arotsaka anatin'ilay ronono ny tongolo gasy voapotsitra dia avela hilona mandritry ny 15 minitra. Dia avy eo sotr
✅ Aza adino ny manisy j'aime dia ABONNEO Ny page 👉KOLO AINA
14/05/2025
Bonsoir daholo 🥰
Tena mahamenatra anie wa le nify mavo Sady maimbo e 😢maro be ianareo no mitaraina hoe inona no tokony ataoko fa tena maimbo le Vava n'y nify mavo otrany katsaka na de efa borosina impolo mandrapaharivan'andro fa ity misy sopapa Kely tena mahomby anafotsiana nify
Vovoka cafe iborosina nify mandritrany 2herinandro fa tonga Afaka tanteraka ny fofombava Sady fotsy madio be nify aveo
Tena tsara io Sady manasitrana aretinify io fa andramo ❤️
Mirary soa hatrany dia mba zarazazarao maximum fa mahasoa anao sy ny hafa merci 🙏🤗🇲🇬
Aza hadino hatrany manaraka ny page-tsika raha tehahazo zavatra mahasoa sy mahaliana isanadro ianao 👉 KOLO AIKOLO AINArana
13/05/2025
🟨 FANAFODY TAZO MAHERY VAIKA.
Mamely be izao ny grippe mahery sy ny tazo an, ty misy torohevitra tsotra kely nfe tena anampy anao ♥️
Voan'ny bemangovitra sy tsy mety vontokafanana ve ianao?
Fambara izany fa voan'ny tazo ianao ka ity misy vahaolana manasitrana izany.
ZAVATRA ILAINA:
🟢 Rano mafana 1 vera
🟢 Hasina tongolo gasy 3
🟢 Citron 1
FIKARAKARANA AZY:
Totoina ho potika ny tongolo gasy dia atao anatin'ilay rano mafana 1 vera, araraka ao ihany koa ny ranona citron 1 dia afangaro tsara, tatavanina ary sotroina avy hatrany.
FAHARETANY:
sotroina 4 jours misesy.
😊Andramo fa tena efficace be
Mirary totolo andro mafinaritra oh ♥️
Mirary soa hatrany dia mba zarazazarao maximum fa mahasoa anao sy ny hafa merci 🙏🤗🇲🇬
Aza hadino hatrany manaraka ny page-tsika raha tehahazo zavatra mahasoa sy mahaliana isanadro ianao 👉 KOLO AINA
KOLO AINArohevitra mahasoa isan'andro ianao ❤️
12/05/2025
RAHA MISY FAHATSENTSEMANA NY LALANDRÀ
Ho anareo mety sanatria maloto rà, na tsy ampy ra , na misy FAHATSENTSEMANA ny lalandrà ...sns izay rehetra mety manana olana amin'i alalan'i rà de tsara be ity fizarana ity satria maro no efa nahita vokany ka ho zaraiko anio.
Ravintsara
Rehefa manao dithe maraina Ilay Mbola tsy misakafo iny Dia apangotrahana ny ravintsara Dia sotroina Ilay Mbola tsy nisakafo ianao atao matimaty misotro azy Ary 10 min aorian'izay vao misakafo fa manadio rà Sady manatsara ny fikorinan'i rà Ary ko manala izay tsentsina rehetra any , manampy betsaka amin'i fitonian'i fo . Mety na ho atsika efa somary nahazo taona na ho an'i ankizy . Ary miaro amin'i resaka fahatsetseman'i lalandrà izany . Na indroa isan'kerinandro manao azy mety . ZARAO RAHA MAHASOA
1kopy isamaraina
Mirary soa hatrany dia mba zarazazarao maximum fa mahasoa anao sy ny hafa merci 🙏🤗🇲🇬
Aza hadino hatrany manaraka ny page-tsika raha tehahazo zavatra mahasoa sy mahaliana isanadro ianao 👉 KOLO KOLO AINAitiho fotsiny ilay soratra mangakely hisuivre ery ambony indrindra dia tafiditra ianao merci 👍
Click here to claim your Sponsored Listing.