J comme JOLIE
Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from J comme JOLIE, Health/Beauty, En Ligne, Tulear.
06/04/2026
La danse fait partie du sport et elle peut t’aider à avoir un bon corps 💃✨
Pourquoi la danse est efficace ?
🔥 Elle brûle des calories
💪 Elle muscle les jambes, les fesses et le ventre
🤸♀️ Elle améliore la souplesse et la posture
❤️ Elle renforce le cœur
😊 Elle réduit le stress (ça joue aussi sur le corps)
Le stage de danse que propose Stepping Designer Dancing Club Toliara est une belle occasion 😉😉
21/02/2026
🌸✨ Ho anareo mana volo vakivaky/simba, te ho lava volo malaky, ary indrindra ho an’izay tea manao CURLY reny 💁🏾♀️💫
👉 Ireto misy produits mety ho antsika : "Produits de Sandy" 🧴🌿
💬 Mety efa misy mahay sy nampiasa ireo produits ireo, ary mino aho fa afapo ze fa nanohatry nampiasa 😍
🛍️ Zahay eto @ "J comme Jolie" dia anisany mivarotra ny Produits de Sandy 💕
💆🏽♀️ Misy karazany maro izy ato :
✨ Leave in — manampy @ définition n’ny boucles 💫
🍓 Curl Berry — mitazona ny boucles haharitra ela ⏳
🫧 Shampooing — manadio ny volo 🧼
💖 Masque réparateur — manarina volo simba, miaro sy manalefaka azy 🌸
💎 Sérum — manatevina sy mampaniry volo haingana 🌱
🎀 Afaka vilinao ze mety aminao amin’ireo
💝 Laha pack complet (izy iaby iaby) ty mety aminao le vo maiky soa 😍🔥
📍 Jerejereo ao ze mety aminao
📞 Ka misalasala manontany laha mila fanazavana fanampiny 💬
Tongasoa eto @ pejy "J comme Jolie". Page vaovao vao misokatra izy ity ka manasa antsika hi-invité ny namana rehetra hanao j'aime sy hanaraka ny pejy.
Varotra en ligne no hatao eto. Varotra fitaovana maro izay mitondra hamanjana ho antsika vehivavy aloha voalohany indrindra. Marihina fa vente en ligne à Toliara izy ity.
Click here to claim your Sponsored Listing.
Category
Website
Address
Tulear