Maki-oil Mada 2
Entreprise spécialisée dans l'extraction par pression à froid d'huile végétale de haute qualit
15/05/2026
Graines de baobab.
Ao anatin'ny extraction ny Graines de baobab ny équipe-n'ny Maki oil Madagascar.
-Huile PURE, 100% naturelle tsy mitampoka produit hafa.
Misy ny prix de gros ho an'izay mbola hivarotra.
Contact: 034 12 980 81
Numéro Tana 038 93 398 35
06/05/2026
Efa dispo eny Tana ny huile de neem pure et naturelle, tsy mifangaro no sady tsy mitapoka produit chimique. Tena tsara kalitao.
Prix 1l 40 000ar
Misy ny prix de gros ho anao izay mbola hivarotra. Plus de 5l no miakatra.
Livraison Tana-province à partir de 3000ar.
28/04/2026
Huile de neem sera disponible le vendredi 01 Mai à tana.
Efa hanomboka hisy amin'izay ny huile de neem.
Huile de neem 100%naturelle tsy mifangaro produit hafa.
Ny mampiavaka ny huile végétale de neem @ huile rehetra dia noho izy afaka hanaovana traitement ny fambolena laniny biby kely ( insecticide naturel), eny tsy misy very na ny faikany *tourteau* aza fa afaka hanaovana zezika hiarovana ny fakany ny fambolena tsy ho laniny bibikely...
Mivarotra ny *tourteau-ny* iany koa izahay ho an'izay mila. ( hanaovana zezika)
* prix tsy miova 1litre 40 000ar, 500ml 20 000ar, 250ml 12 000ar.
*Misy ny prix de gros ho anao izay mbol hivarotra.
25/04/2026
16/04/2026
Noni (anisany zava-maniry tena mahasalama antsika olombelona ny noni. Aza jerena hoe mahery be ny fofony de tsy mihinana azy, fa ny soa entiny amin'ny fahasalamanao no jerena. Raha olona manana olana diabète, ary tena lany vola amin'ny fitsaboana dia toro-hevitra tena tsara ho anao ny fanaovana traitement aminy. Ao iany koa ny fiakarany glycémie amin'ny vatana, tena mandanjalanja izany ny noni.
Raha manana olana goutte, arthrose, tension miakatra sy midina, aretin-bavony, aretin'aty, sns tsy voatanisa na anaty na ivelan'ny vatana dia sutrany avokoa. Koa vahaolana tena tsara ho an'ny fahasalamana ny noni. Indrindra fa ny jus pur tsy mitampoka vita aminy *fermenté 2mois*
1litre 20 000ar
500ml 10 000ar
Misy iany koa ny prix de gros plus de 10litres 15 000ar
Livraison Tana-province à partir de 3000ar
07/04/2026
Efa mangatsika indray ity ny andro.
Hakaro hatrany ny hery fiarovanao amin'ny alalan'ny poudre de baobab, mba afahany manohitra karazana aretina maro, toy ny grippe, kohoka, sy karazana virus sns...
-mampitombo ny hery fiarovana ny baobab, maro be ny vitamine C ao anatiny 7fois plus ny orange, 6fois plus ny citron.
-manome hery ho an'ny olona rera-dava sy farofy lava.
-mety be ho an'ny olona manao sport (manamafy taolana sy ny hozatra)
-mety ho an'ny olon-drehetra, na zaza, na tanora, na olona efa antitra indrindra2.
-mety ho an'ny mpianatra iany koa satria mampitsilo saina.
Vidiny tsy miova 1kg 40 000ar, 500g 20 000ar, 250g 10 000ar.
Ny kalitao iany koa tsy miova, tsara tsiro, tsy lisy fasika no sady tsara sivana
Livraison Tana-province à partir de 3000ar
24/03/2026
100% poudre de pulpe de baobab tsy mifangaro produit hafa, tena tsara kalitao, tsara sivana no sady tsy misy fasika.
Mahatsara ny fahasalamana ny fihinanana azy, indrindra2 ho an'ny olona farofy lava. Eny fa na dia salama aza ianao mihinana azy, ka mandalo ny karazana virus sy ny tariny dia mahatohitra be ny anti-corps satria mampiakatra ny défense immunitaire ny fihinanana azy.
Vudiny tsy miova 1kg 40 000ar, 500g 20 000ar, 250g 10 000ar
Misy ny prix de gros ho an'izay mbola hivarotra.
02/03/2026
Huile de baobab pure et naturelle.
Raha te ho tanora lalandava ny hoditra dia aza adino ny mampiasa huile de baobab na atao amin'ny tarehy na hoditra dia mety foana, tena mahasolo crème tsara ny huile de baobab. Manala ny tasy(panda) ny kentrona ary ny mony... tsy misy effet secondaire
Afaka hanaovana huile coiffante iany koa an, mampaniry volo, mampitsahatra ny fiongitry ny volo ary mampatevim-bolo.
Savon baobab, afaka handroana, hanasana tarehy, hanaovana shampoing solide...
Ny vidiny tsy miova.
Huile baobab:
50ml 6000ar
100ml 11 000ar
150ml 16 000ar
250ml 23 000ar
Savon baobab
100g 5000ar
Manao livraison Tana-province à partir de 3000ar
Contact Tana 038 93 398 35
28/02/2026
Savon BAOBAB
Click here to claim your Sponsored Listing.
Contact the business
Telephone
Website
Address
601