Boutique Zoahary Baobab

Boutique Zoahary Baobab

Share

Transformation des fruits de baobab en :
*Poudre de baobab
*Huile de baobab
*Savon de baobab
*Pâte baobab
*Muesli au baobab
*Miel de baobab

15/03/2026

Les bienfaits de l'huile de baobab sur les brulures.
*Aucune sequelle
*Couleur de la peau normale
*Anti inflammatoire

de baobab


Boutique Zoahary Baobab

15/03/2026

Commandez des maintenant sur Boutique Zoahary Baobab

15/03/2026

Les bienfaits de l'huile de baobab sur les brulures.
* Aucune sequelle
* Couleur de la peau normale
* Anti inflammatoire

de baobab

27/02/2026

Suivez nous sur Boutique Zoahary Baobab

14/02/2026

HAPPY VALENTIN'S DAY❤️❤️
💞💞🎉🎉

Amin'izao andron'ny mpifankatia izao dia tolory azy ny anjara Muesli any😌

Ato amin'ny Boutique Zoahary Baobab no fandraisanay commande anh

Mirary faran'ny erinandro mahafinaritra ho antsika rehetra

09/02/2026

MUESLI au Baobab
Disponible à Toliara
Boutique Zoahary Baobab

Pour petit déjeuner ou goûter croustillant

08/02/2026

SAVON BAOBAB toujours disponible chez nous.
*Doux
*Peau sensible
*Allergie
*Pellicules
*Peau de Bébé

Très efficace pour tout usage.

🧼 Satria maro be ianareo no nanotany hoe toy ny ahoana ny fampiasana ny Savony Baobab ?
Dia indro ara torohevitra kely afaka anampiana anareo:

🌿 1. Ho an’ny tarehy
-Lemana kely amin'ny rano matimaty aloha ny tarehy.
-Hosorana savony amin’ny tanana na lamba malefaka.
-Hosorana amin’ny fihetsika boribory moramora mandritra ny 30 segondra ka hatramin’ny 1 minitra.
-Kobanina tsara amin’ny rano matimaty.
-Asiana lamba madio maina hamafana ny Tarehy.
-Apetapetaka fa tsy Kosehana .
> 👉 Mety amin’ny hoditra saro-pady, hoditra maina na maloto.

🛁 2. Ho an’ny vatana
-Rehefa mandro dia ampiasao toy ny savony mahazatra.
-Hosorana manokana amin’ny faritra marefo na matroka (elika, lohalika, …).
-Kobanina tsara, ary afaka mihosotra menaka na crème avy eo.
> ✨ Manalefaka sy manadio ny hoditra .

🌞 Tarehy : indray na indroa isan’andro (maraina sy/na hariva)

🧍🏼‍♀️Vatana : isaky ny fandroana.

⚠️ Torohevitra

Tehirizo amin’ny toerana maina.
Tsy azo hosorana ny maso.
Mbola tsy tara ho an 'izay mbola tsy nahazo ,stade Maki stand n°200 amin'ny vidiny 6.000ar atrany .🤗🇲🇬

02/02/2026

Izahay ato amin'ny Zoahary Baobab dia faly miarahaba anareo indray amin'izao taona vaovao izao.
Afaka mandefa commande ato amin'ny pejy vaovao izahay tompoko manomboka izao.
Pejy: Boutique Zoahary Baobab

Boutique Zoahary Baobab Transformation des fruits de baobab en :
*Poudre de baobab
*Huile de baobab
*Savon de baobab
*Pâte baobab
*Muesli au baobab
*Miel de baobab

19/01/2026

NOS PRODUITS :
* Poudre de baobab
* Huile de baobab
* Savon de baobab
* Muesli au Baobab
* Pâte baobab (nature sucrée & au gingembre)
* Miel de baobab

N'hésitez pas d'envoyer vos commandes.

Zoahary Baobab

Want your business to be the top-listed Beauty Salon in Tulear?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Category

Address

Antaravay Salimo
Tulear
601

Opening Hours

Monday 09:00 - 17:00
Tuesday 09:00 - 17:00
Wednesday 09:00 - 17:00
Thursday 09:00 - 17:00
Friday 09:00 - 17:00
Saturday 09:00 - 11:30