Talio - Salon de beauté
"Tsara volo, tsara taly , tsara tarehy"
Salon de beauté spécialisé en Onglerie , soin botox capillaire et en epilation
situé sur Ankadivato
24/09/2026
Le salon sera ouvert demain 25 Septembre les filles , c'est l'occasion de vous chouchouter entre nos mains 🥰
24/09/2026
Aza misalasala maka RDV ho atsika tia andalo amin'ny herinandro iny ..
Contact : 034 19 740 39
Lieu : Ankadivato
23/09/2026
Manomboka eto hono ny beauté antsika les filles ?
Contact : 034 19 740 39
Lieu : Ankadivato
22/09/2026
Ny hoho dia anisan'ny manome confiance en soi antsika vehivavy. Mety foana na misy vernis na tsy misy. Tsy dia tia manao vernis ianao? Tongava manao soin Spa manucure na soin spa pédicure. Tia manisy vernis na Nail Art ianao? Tongava fa mora be ihany koa ny gainage na extension ato aminay. ❤
Mpianatra efa mahay sady arahi-maso no handray antsika aminio fotoana io.
Contact : 034 19 740 39
Lieu : Ankadivato
21/09/2026
SOIN BOTOX CAPILLAIRE manomboka 7 000Ar ...
Raha toa ka mainamaina ny volonao na tsy manana brillance dia tsy voatery tapahina foana no solution, tongava aty amin'ny Talio beauty Ankadivato fa manana ny soin botox izahay. Soin izay natao anome "Brillance" ny volo sy manamafy azy ary ihany koa mampaniry azy.
Manana prestation maro ihany koa izahay amin'ny coiffure amin'ny sarany mirary :
- Soin Botox : 7 000Ar
- Soin avec Brushing : 7 000Ar
- Coloration : 50 000Ar
- Coupe : 5 000Ar
Contact : 034 19 740 39
Lieu : Ankadivato
19/09/2026
Epilation à petit prix nefa résultat tsara sy madio ny hoditra miala ato aminay 🥰
Ianao ary sisa no endrasana fa izahay efa vonona handray sy hikarakara anao 🥰
Mpianatra efa mahay sady arahi-maso no handray antsika aminio fotoana io.
Contact : 034 19 740 39
Lieu : Ankadivato
18/09/2026
Tsara be ity couleur ity ary anisan'ny be pangataka ato amin'ny Talio ihany koa ..
Contact : 034 19 740 39
Lieu : Ankadivato
17/09/2026
Photo réelle hatrany ❤ Miavaka kely ❤
Contact : 034 19 740 39
Lieu : Ankadivato
16/09/2026
Coloration Red Cherry .. iza no tia ? Iza no sahy ?
Réalisation ato amin'ny Talio ary photo réelle ❤
Contact : 034 19 740 39
Lieu : Ankadivato
15/09/2026
Iza daholo ilay tia hanana tongotra mahafatifaty rehetra ato ?
Contact : 034 19 740 39
Lieu : Ankadivato
Telephone
Website
Alerts
Be the first to know and let us send you an email when Talio - Salon de beauté posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.