Gros Mdg
Manana articles maro ilainao amin'ny andavanandro izahay tompoko, prix natao mirary dia mirary. Mandefa faritra , livraison eto TANA .
Manasa anao hitsidika ny pejy Gros MG, raha misy ny mahaliana anao tompoko, aza misalasala ny miantso 0381639114
14/08/2026
🔋 BATTERIE GLAMSTAR 12V 20Ah – 100W ⚡
Batterie Gel multifonctionnelle, VAOVAO BE sady MATANJAKA BE 🥰 avec GARANTIE
Efa misy Régulateur sy convertisseur intégrée ( ao anatin), Tonga de mampiasa avy hatrany ianao .
✨ Ireo fonctionnalités ao aminy : 12V 20Ah – mitahiry énergie ho ampiasaina rehefa ilaina Sortie 12V DC – ho an’ny fitaovana 12V USB 5V x3 – afaka mameno téléphone sy appareil USB Type-C – charge rapide ho an’ny appareil compatible
📊 Écran digital – ahafahanao mahita ny niveau de charge
📺 Afaka ampiasaina amin’ny TV, ordinateur, radio, jiro, téléphone ary fitaovana mifanaraka amin’ny puissance-ny.
✅ Technologie GEL
✅ Tsy mila entretien
✅ Compact & portable
✅ Mety amin’ny énergie solaire, camping & secours
Promotion: 220 000Ar, 08 Mois de garantie.
Rapide: 038 16 391 14/ 038 07 518 75
🔥 GLAMSTAR : batterie kely, fonctionnalités maro, énergie vonona rehefa ilainao !
📲 Commande maintenant !
10/08/2026
⚡ SECURITÉ〰️️DURABILITÉ
RALLONGE PRO MARQUE- EURO CÂBLE
HOANY ASA MAHARITRA, ISANANDRO.
Vita France, Refy marina👏
Efa maro ireo Afa-po, nisaotra anay tato🙏
Mifidiana ny tsara hatrany, mba haharitra ny fitaovana eh!
Raha Mila hery-na courant ampy ny ASANAO ?
👉 Ity no solution-nao!
💪 Fil be sy matevina (diamètre lehibe) Courant stable & puissant Résistant – tsy matahotra asa mavesatra toin'ny atelier, poste soudure, groupe, sonorisation,...etc
🌧️ Azo ampiasaina na anatiny na ivelany
🏷️ Marque : EURO CÂBLE = QUALITÉ PRO = AsaPRO✨
💎 CHOIX misy : 10M → 60 000 Ar 20M → 110 000 Ar 30m → 155 000 Ar 50m → 210 000 Ar
📞 038 16 391 14 / Livraison RAPIDE TANA ou PROVINCES
🚨 Stock voafetra! ARRIVAGE VAOVAO/VITA FRANCE.
⏳ Aza miandry fa mety ho lany tampoka!
👉 Antsoy dieny izao, ataovy pro ny ASA-nao!
27/07/2026
☀️💡 ÉCLAIRAGE SOLAIRE 12V — ÉCLAIREZ VOTRE EXTÉRIEUR SANS COMPLICATION ! 🔥
💥 Maro ny modèles disponibles, samy manana ny fampiasana azy !
🔋 Tous les modèles sont en 12V ary misy petit panneau solaire ☀️ → mamokatra énergie avy amin’ny masoandro ho an’ny éclairage.
✨ Misy :
✅ LED murale solaire – façade, entrée, terrasse
✅ LED pour escalier – manazava ny marches, sady moderne
✅ LED de jardin 🌿 – jardin, allée, cour
✅ LED pour garage 🚗 – éclairage pratique ho an’ny garage
✅ LED extérieure – ho an’ny différents espaces extérieurs
✅ Modèles maro hafa arakaraka ny besoin-nao
☀️ Panneau solaire + LED 12V = solution pratique ho an’ny éclairage extérieur !
🏡 Ataovy tsara tarehy sy mazava kokoa ny maison-nao, jardin-nao ary extérieur-nao !
📦 MODÈLES MARO — DISPONIBLES EN STOCK
📞 038 075 1875 / 037 610 9953
13/07/2026
⚡ PUISSANCE • SÉCURITÉ • DURABILITÉ ⚡
🔌 RALLONGE ÉLECTRIQUE – SECTION 2×4mm²
Tsy mila matahotra intsony rehefa mampiasa appareils puissants! Ity rallonge ity dia natao hiaritra asa mafy sy fampiasana maharitra.
✅ Cuivre de qualité supérieure
✅ Gaine matevina sy tena matanjaka
✅ Tsy mora mafana
✅ Mety amin'ny soudure, pompe à eau, groupe électrogène, chantier, atelier, maison, sns.
💰 Prix :
10M ➜ 99 000 Ar
20M ➜ 165 000 Ar
30M ➜ 220 000 Ar
50M ➜ 290 000 Ar
🚚 Livraison partout à Madagascar
📲 Commande & Information : 038 163 9114
⚠️ Stock limité ! Commandez dès maintenant avant rupture de stock.
25/05/2026
💪🔥 TSY MILA GYM LAFO INTSONY! 🔥💪
🏋️♂️ POWER RESISTANCE BANDS
👉 Manamboatra vatana, mampitombo hery, ary manala tavy… NA AO AN-TRANO AZA!
✅ Résistance maro niveaux
✅ Mahery sy mateza
✅ Mora entina partout
✅ Mety amin’ny lehilahy sy vehivavy
✅ Home workout / musculation / fitness / rééducation
⚠️ Tsy mila machine be intsony vao mahazo vatana tsara!
Ataovy 15 min isan’andro dia ho hitanao ny fiovana 💥
🔥 Ho an’izay tena te: ✔️ Hanana sandry sy tratra mivoka
✔️ Hanala kibo
✔️ Hampatanjaka vatana
✔️ Hanao sport nefa tsy manam-potoana gym
🚨 STOCK LIMITÉ — izay tara no tsy mahazo!
Prix 40000Ar
📩 Midira inbox dieny izao
📞 0381639114
💥 “One Set. Endless Possibilities!”
24/05/2026
🔊 MAHENO TSARA INDRAY!
Sahirana mandre télé, resaka, na antso an-telefaonina ve?
Ity appareils auditifs ity no vahaolana mora sy mahomby ho anao:
✅ Feo mangarahara
✅ Feo mazava tsara
✅ Maivana sy mahazo aina
✅ Pile AG13 mora hita sy mora vidina
✅ Kely sady tsy manelingelina rehefa ampiasaina
👂 Tsy mila miverimberina manontany hoe “inona hoy ianao?” intsony.
Afaka miresaka sy mandre tsara indray na ao an-trano, na eny an-dalana, na rehefa miantso téléphone.
💥 Tena mety ho an’ny ray aman-dreny sy olona sahirana mandre feo
!
🔥 Prix spécial : 25.000Ar ihany
⚠️ Stock voafetra — aza tara fa mandeha be izao!
📞 Commande & information : 0381639114
📩 Disponible amin’ny WhatsApp ihany koa.
22/05/2026
💡 CAMÉRA AMPoule WIFI 360° – V380 / YCC365 PLUS 📹
Tsy mila installation compliqué
Atsofoka amin’ny douille E27 fotsiny dia vonona ampiasaina avy hatrany ✅
👀 Araho LIVE amin’ny téléphone-nao ny :
🏠 Trano
🏪 Boutique
🏢 Bureau
🏍️ Parking
Na dia lavitra aza ianao 📱🌍
🔥 Fonction disponible :
✅ Vision 360° sans angle mort
✅ Qualité HD 1080P mazava tsara
✅ Vision jour & nuit 🌙
✅ Détection de mouvement / Human sensing
✅ Audio bidirectionnel 🎤🔊
✅ Enregistrement automatique
✅ Support carte mémoire jusqu’à 64Go
✅ Connexion WiFi simple sy rapide
📲 Application : V380 Pro na YCC365 Plus
✅ Mety tsara amin’ny partage connexion ihany koa
Téléphone iray manao partage connexion, dia téléphone iray hafa mijery caméra LIVE 👌
⚠️ Raha misy mihetsika dia mahazo notification avy hatrany ianao.
🔐 Sécurité intelligente, discrète ary pratique
💥 Tsy mila système caméra lafo intsony !
💰 Prix : 120 000Ar
📞 Contact : 038 16 391 14
📦 Disponible dès maintenant
⚡ Commandez avant rupture de stock !
10/05/2026
Sprayer 16L Vaovao:
Famafazana ranom-panfody Mahomby sy Mora!
Manamora ny asanao amin'ny fambolena sy zaridaina ity Sprayer 16L vaovao ity.
Fahaizana lehibe, mora ampiasaina, ary manome tsifotra maro madinika sy miparitaka tsara.
Tombontsoa:•16L: Tsy mila mameno matetika.•
Mora: Tsindrio fotsiny dia miparitaka tsara.•
Matanjaka: Maharitra sy azo antoka.
Mifandraisa izao: 0381639114
Amboary ny fambolenao, mahazoa vokatra tsara kokoa!
07/05/2026
🔥 MARARY VOZONA? LAMOSINA? SASATRA FOANA?
👉 Atsaharo dieny izao
--> Tonga ny ARRIVAGE izay efa ela niandrasanareo mafy tato aminay 😍
💥 COUSSIN MULTIFONCTIONNEL ERGONOMIQUE Manitsy ny position-nao avy hatrany Manala tension & fatigue ao anatin’ny minitra vitsy Tena mety amin’ny: matory, mijery téléphone, miasa, mamaky boky Support MAX ho an’ny vozona sy hazondamosina Mousse mémoire — MALÉMY nefa manohana tsara
😳 Rehefa manandrana ianao dia ho gaga: “Fa maninona aho no tsy nividy taloha?”
💎 PROMO TSY MIVERINA
💰 125 000Ar fotsiny
📞 Commande MAIKA: 038 16 391 14
⚡ Stock KELY SISA — aza miandry fa ho lany! ⚡
Ny olona mahay mi-care ny vatany no mandresy!
Click here to claim your Sponsored Listing.