Doctor Lee

Doctor Lee

Share

Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Doctor Lee, Beauty, cosmetic & personal care, C/O La Parapharmacie Masay-Andranobevava, .

🧑🏽‍⚕️ Pharmacien expert peau et skincare

🧖🏽 Conseils et informations sur le skincare et les produits dermo-cosmétiques en parapharmacies et les problèmes cutanés

10/07/2026

Ô ry zareo a! Ohatran'ny lamba soga ny tarehako ato! 😩
Nenareo zao ohatran'ny carton e?🙃🫣

08/07/2026

😂😂 Olona ohatran'itony no mahatonga an'i Makoukou manintsana isan'andro !

🙂‍↕️ Mba hamarino aloha ny zavatra lazaina re ry Madame Bako vao miteny fa manjary sady lany Mégas ianao no sosotra mamaky ny commentaire anao aho nefa mba olona coolos ihany ny tenako 😂

Zay fa bisous be Bako Bako Roa malalako 😘

☝🏽 Atokiso ny Farmasiana fa mpiasan'ny Fahasalamana akaiky ny vahoaka !

01/07/2026

Tsy mahay manasitrana fery ao anatin'ny herinandro aho tompoko !
Ary ny hoditra misy fery tsy tafaveriko ho toy ny taloha... Tsy magicien fa pharmacien 🤷🏽‍♂️

29/06/2026

Tsy manao diagnostic peau anaty mp ny tenako o! 😂 Aza fetsifetsy 😁

Miantso ny 0384952955 ihany maka rdv ☎️

20/06/2026

Fête des pères rahampitso, ataovy gommage aloha ny tarehany sao lasa fête des grand-pères 👴🏼

08/06/2026

Fantatrao ve fa ratsy tarehy daholo isika rehetra? 🫣
Raha marary ny fonao dia mandehana mijery an'i Dr Rakotonoel cardiologue 😊

01/06/2026

Herinandro vaovao, volana vaovao...hoditra tonta...😩
Manaova re crème mba marina mafy e! 🤣

28/05/2026

Efa rakon'antitra soara be ve i neny? 👵🏼
Crème misy rétinol vidiana ho azy amin'ny alahady! 🎁 Tsisy fisaorana 😁

25/05/2026

Tout ce que je veux c'est zéro rides, zéro boutons, zéro taches, zéro vergetures... et 20 millions de dollars 🥹

20/05/2026

Tsy mbola afaka manao vidéo fa vaky ny appareil photo an'ny téléphone 😫

Sao hanao coticota nareo? Tsy maika ho manja? 🥰

Telephone

Website