Say's Academy International
Coiffure | Barbering | Onglerie
đOuvert aux Ă©tudiants internationaux
đ Mauritius
Tu rĂȘves d'un avenir dans l'esthĂ©tique ou la coiffure? âš
Rejoins Say's Academy et fais briller ton talent, peu importe d'oĂč tu viens đ
Eh oui... Nos portes s'ouvrent dĂ©sormais Ă l'international đ
02/03/2026
âš FORMATION MANAGEMENT DE LA BEAUTĂ & DE LâHOSPITALITĂ â SAYâS ACADEMY (EbĂšne, Maurice) đČđșâš
đ Offre spĂ©ciale : 20% de rĂ©duction pour les 20 premiers inscrits cette annĂ©e !
đ Ho anâny 20 voalohany manao inscription ihany no mahazo ny 20% remise.
đ
DeuxiĂšme vague : manomboka aminâny Juillet 2026
âą Mianatra 2 jours par semaine â afaka manao petit boulot mandritra ny formation
⹠Modules maro, ny matériel rehetra efa tafiditra
⹠Certificat international affiliée Opulence Canada
đ Accompagnement complet :
âą Manampy aminâny fikarakaran-taratasy rehetra
âą Manampy aminâny trano fonenana (efa misy trano ho anâny mpianatra)
âą Manampy aminâny fitadiavana asa aprĂšs formation (Maurice na bateau de croisiĂšre)
â
Mpampianatra professionnelle sy expérimentés
â
Programme mety ho anâny dĂ©butants na professionnels
đ Ovao ny hoavinao izao ary ho anâny 20 premiers seulement ny 20% rĂ©duction !
đ© Alefaso message privĂ© raha te hahazo fanazavana fanampiny.
â ïž Places limitĂ©es !
Téléphone 0340117963
Aza misalasala manontany raha toa ka mahalina anao đ„°
20/02/2026
Miarahaba atsika rehetrađ
> Be dia be ianareo no manontany hoe *aiza ny toerana?*
Ny formation izay atao dia tsy eto antoerana fa any Mauriceâșïž
> Ny formation izay atao dia misy Module 4 (efatra), ary izay module 4 izay dia hianarana mandritranâny 12 mois
> Aza misalasala raha toa ka misy fanontaniana manitikitika anareo, afaka miditra ao aminâny hafatra miafina (Mp)
Izahay ato aminâny Sayâs Academy dia mirary tontolo andro mahafinatra ho antsika rehetrađ„°
034 63 209 42
034 01 179 64
038 29 887 16
Grandes Annonces đŁ
La formation Mancini & Pageant vous sera prĂ©sentĂ©e trĂšs prochainement par âšSayâs Academyâš
AlorsđđRestez connectĂ©sâŠâŠ De Grandes NouveautĂ©s arriventđ«¶
034 63 209 42
038 29 887 16
034 01 179 43
Click here to claim your Sponsored Listing.
Category
Contact the business
Telephone
Website
Address
EbĂšne