La page de Jho

La page de Jho

Share

Maro ny marina volaza ao anaty sangisangy fa aza varina❣️✍️

06/04/2025

🔔 _ Abonnes toi

06/01/2025

Certaines mange l’amour ❤️🦋💍

05/30/2025

Peut-être pas aujourd'hui, peut-être pas demain, mais un jour tout ira bien 🙏🏽❤

Photos from La page de Jho's post 05/25/2025

chuutt🫦🫶

10/16/2024

Texto

Photos from La page de Jho's post 08/15/2024

Ma vie 🥺❤️

Photos from La page de Jho's post 07/14/2024

On va réussir ensemble❤‍🔥

Photos from La page de Jho's post 06/23/2024

Marary azy rehefa maratra ialahy🤕😭
Fa mba hahasoa an'ialahy dia masiaka izy💗🫶🏻
Mafy ny ady hatrehany fa mba tsy hitaintainan'ialahy🤕🥀dia mitsiky izy
Ho an'ny fahasambaran'ialahy vonona izy✊🏻🤞🏻 Hamadibadika ny lanitra sy ny tany⛅🌎
Mba ho tsapan'ialahy hoe tsy votery anaty teny🗣👀no hanehoina izany fitiavana izany🥰🤞🏻
Sarotra ny ady rehefa miady irery💪🏻🫠mafy ny fiainanaa fa notolominy💪🏻💗
Raha hanontaniana anazy ny fahasambarana dia ny anaran'ialahy hono no hotononiny🥰🗣

Fitsy ny fotoana hiarahanareo fa matoa izay izy tsy eo dia mitady🤔🚶🏼
Sarotra ny mipetraka eo amin'ny toerany satria neny izy no dada...💑❤
Satria ny fitia adala nahatoky izy ka jamba nolaozan'ny rain'ialahy izy💔😭
Anyy eh!! Mety mbola tsy vonona lery angamba😵💔
Narary ny fony fa ilay sombiny tao an-kibony no hainy fa hanasitrana azy🤞🏻💗
Tsy mbola hitan'ny masony akory ialahy tamin'izany dia efa tiany sahady🥰❤
Dia aleo hono handeha izay lasa🚶🏼💔aleo handositra ny adidiny aleo hiara-ts'hita amin'ny'any ny voady rehetra nataony🥺😴
Raha toa ireny tsy ka tsy tadididiny tsy afaka hanenjika izay mitsoaka izy🏃🏻‍♀️👩🏻‍🦽
Aleo heritreriny no hanenjika azy🙇🏻‍♀️🤧

Fa raha olona hanome fitiavana azy ampy azy ilay nivoaka avy ao an-kibony🤰🏻🤱🏻
Narenin'ny ho an'ialahy ny lapan'ny fony na dia efa nisy nandrava aza❤😢
Nofafany daholo ny fahatsiarovana rehetra izay nampijaly lava azy💔🤕
Tsy norarahiany intsony ny latsan'ny fiarahamonina izay saika nampivarilavo azy😵‍💫🫥
Satria en-tanany efa misy anjely izay natolotry ny avo azy...🤲🏻🧚🏻‍♂

Jho Nathan

Photos from La page de Jho's post 06/18/2024

🥺🙂‍↕🫠

06/16/2024

Ao papa

Want your business to be the top-listed Beauty Salon in Los Angeles?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Telephone

Website

Address

0385968814
Los Angeles, CA
38596