HAJA Massage à Domicile
Manao ny otra rehetra : manala havizanana, folaka sy bitsoka, manotra points, mampihena, sns ...
Samy manana tanjona avokoa fa raha misafidy dia aleo mahatratra tanjona SALAMA TSARA, toy izay mahatratra tanjona MAROFY.
Tsinjovy manokana ny FAHASALAMANAO.
Hifampizara ny tsara isika ...
13/11/2022
Zava-dehibe ny MISOTRO RANO mandritra ny tontolo andro. Ny 60% ny vatan'olombelona dia Rano no mameno azy.
Ny Rano no miantoka ny fahampian'ny tahan'ny ra.
Ny Rano no mitondra ny tsiro isan-karazany mankany amin'ny taova.
Ny Rano no manamando ny maso sy ny vava ary ny fiforetan'ny taolana.
Maro tsy voatanisa ny asan'ny rano eo anivon'ny vatan'olombelona ... Izy dia singa iray tena ilaina amin'ny fiainana akoatran'ny oksizena.
Mila mazoto misotra rano 1Litatra sy tapany hoan'ny olon-dehibe, ary 1Litatra hoan'ny ankizy arakaraka ny lanjany sy ny toetry ny andro ary ny zavatra atao.
Raha tsy ampy rano ny vatana dia mety ho reraka na marary ny ozatra.
Hifampizara ny tsara isika ...
Telephone
Website
Opening Hours
| Monday | 07:00 - 18:00 |
Alerts
Be the first to know and let us send you an email when HAJA Massage à Domicile posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.