Kia Sah Fripe
Friperie mora hatrany 🥰♥️
En détails/balles de qualité 🛍️🛒👕👖👗👠👟👜
Contact : 0344641394📞☎️📱
24/02/2025
🎁 𝐆𝐈𝐕𝐄 𝐀𝐖𝐀𝐘 | 𝐒𝐏𝐄𝐂𝐈𝐀𝐋 75K Followers 🎁
________ ⚡️Question:
Aiza no misy ny boutique 𝐏𝐇𝐎𝐄𝐍𝐈𝐗.𝐦𝐠 𝐀𝐧𝐤𝐚𝐝𝐢𝐟𝐨𝐭𝐬𝐲 ? Isakin’ny inona no misokatra dia amin’ny firy hatramin’ny firy?
_________⚡️Condition:
▪️Alefaso ao amin’ny commentaire ny valiny (olona 1= commentaire 1)
▪️Partager-o en mode public ity publication ity.
_________⚡️Cadeau:
Izay lunettes iray tianao indrindra ato amin’ny boutique raha ianao no tsara vintana aorian’ny « tirage » izay ho ataontsika.
Ndao ary! 🏃💨
19/02/2025
🔥 Tennis manja kely 🔥
Mety tsara aminizao avy orana zao
✅Friperie, misy tâche kely ✅
❌Pointure 37 ❌
💸Prix tena hoe cadeau be 🫣15000ar 😱
Mp vite 😊
Manao livraison
19/02/2025
Mirary tontolo andro Mahafinaritra atsika rehetra ☺️❤️
28/08/2024
Vacances ❤️❤️❤️
30/07/2024
🥹❤️ tendance be zao ty an 🥰
😊Sady mafatifaty kely mitsy☺️🙈
❌ Pointure 36 ❌
❤️ Friperie amle mafy tsara 👍
🌼 Prix tena hoe mora be : 18000ar seulement 🙊
Tongava mp aingana o 🏃
Livraison any aminy faritra
Click here to claim your Sponsored Listing.
Category
Website
Address
Antananarivu