Yes au Naturel
Vente des produits capillaire 100% naturel
02/05/2026
15/04/2026
❓ On valide ou pas ? 😍
Zany ny texture an’ilay crème coiffante an’i So Curly MG tena miavaka e 🥰👌🏽
➡️ ankoatran’izy manome repousse sy volume dia mitsabo volo koa izy.
☑️ Azo anaovana andavanandro
☑️ Afaka hirandranana
☑️ Afaka anaovana plaquage maivana
☑️ Afaka anaovana scellage
🏠 Disponible en format unique 250ml
14/04/2026
🌹✨ Matetika manome torohevitra foana izahay hoe hariva alohany atory no tsara manosotra an’ilay huile « élixir extra pousse » amin’ny odidoha raha mila vokatra aingana ianao . Noho ireto antony maro samihafa ireto :
☑️ Mihena ny fikitihana volo ( manipulation amin’ny alina) ka miasa kokoa ilay menaka
☑️ Mora mandray kokoa ny odidoha satria manao repos ny vatana amin’iny fotoana iny
☑️ Mijanona ela kokoa eo amin’ny odidoha ny menaka raha oharina amin’ny atoandro izay be rivotra/ masoandro, loto… sns
☑️ Manavao ny vatana amin’ny alina ( régénération cellulaire) ka manampy tsara ny volo hitombo izany.
🌳 100% d’origine naturelle izy io .
🏠 Disponible de suite en format 50ml sy 100ml
13/04/2026
🔥 ENFIN DISPONIBLE !!! 🔥
Après une longue attente… les voilà de retour 💥
👉 LA GAMME COMPLÈTE So Curly MG est là 💁🏽♀️✨
C’est le moment parfait pour faire ton RE-STOCK !
Ne rate pas ça une deuxième fois 😉
⚡ Stock limité
⚡ Qualité toujours au top
⚡ Produits adorés par toutes
🚨 Viens vite en profiter !
Prends soin de tes boucles et fais-les briller comme jamais 🔥
⏳ N’attends pas qu’il soit trop tard… ça part vite !
Lieu : Chez le petit comptoir juste à côté Bar mille Clients Tsena .
Tel : 0324993679/0324037798
13/04/2026
Le lait… un ingrédient précieux aux multiples bienfaits 🌹✨
Depuis toujours, il est reconnu pour sa richesse et ses vertus. Dans nos soins capillaires, nous sélectionnons différents types de laits végétaux pour répondre aux besoins spécifiques de vos cheveux.
🥥 𝗟𝗲𝗮𝘃𝗲-𝗶𝗻 𝗰𝗼𝗻𝗱𝗶𝘁𝗶𝗼𝗻𝗻𝗲𝗿:
Lait de coco – nourrit et aide à dessiner les boucles
🌾 𝗠𝗮𝘀𝗾𝘂𝗲 𝗱𝗼𝘂𝗰𝗲𝘂𝗿 𝗭à𝗭à
Lait d’avoine – adoucit, apaise et apporte de la souplesse
🌱 𝗠𝗮𝘀𝗾𝘂𝗲 𝗵𝘆𝗱𝗿𝗮𝘁𝗮𝗻𝘁 𝗔𝗾𝘂𝗮:
Lait de soja – hydrate et renforce la fibre capillaire
11/04/2026
🌹✨Efa salama tsara ny volonao ? Fa somary mora maina moa tianao hivoaka tsara ny boucles nefa tsy mbola mahazo gamme ?
➡️ Atombohy amin’ny « 𝐃𝐮𝐨 𝐝𝐞 𝐜𝐡𝐨𝐜 » mba efa manana 𝐦𝐚𝐬𝐪𝐮𝐞 𝐡𝐲𝐝𝐫𝐚𝐭𝐚𝐧𝐭 𝐀𝐪𝐮𝐚 & 𝐥𝐞𝐚𝐯𝐞-𝐢𝐧 𝐜𝐫𝐞̀𝐦𝐞 𝐬𝐮𝐛𝐥𝐢𝐦𝐞 izany ianao .
⁉️ Aiza daholo ianareo team « Duo de choc » ? 😍
❌❌ NB : raha volo mbola tsy salama dia tantara hafa indray, aza miasalasala miditra mp 😉
11/04/2026
🌹✨ Fomban’ny volo texturés ilay mora misaringotra rehefa avy sasana. Misy ary tena miongotra rehefa hogoina. Manampy be ity après-shampoing ity.
𝗔𝗽𝗿𝗲̀𝘀-𝘀𝗵𝗮𝗺𝗽𝗼𝗶𝗻𝗴 « 𝗖𝘂𝗿𝗹 & 𝗚𝗹𝗶𝘁𝘁𝗲𝗿 »
💡Fampiasana anazy : ahosotra amin’ny volo madio avy sasana ( après masque raha manisy masque ianao) , avela milona 15 minutes. Hogoina ny volo dia kobanina amin’ny rano mangatsika.
➡️ Résultats: malefaka ilay volo, tsy miongotra rehefa mihogo anazy, mora karakaraina, miala lavitra ny frisottis
🏠 Disponible en format unique 300ml