Epile-o & Nail by Chris
💅 Onglerie | 🌸 Épilation
✨ Service propre et soigné
📍 By Chris
📞0320922602
04/09/2026
Nail by Chris 💅💙
Tsy maintsy mivoaka manja fona ny tananao rehefa avy raisin’ny tananay e🥰
Manao à domicile ihany koa
0320922602
01/09/2026
Pose faux ongles by Nail by Chris 💅
✨ Ny cliente rehetra mivoaka ato aminay rehefa avy manao hoho dia hafapo sy faly hatrany! 💅🥰
Satria ny fahafaham-ponareo no laharam-pahamehanay. ❤️✨
Manàna hoho tsara tarehy, mivoaha am-pahatokisana! 💅👑
📞0320922602
26/08/2026
Ela2 atsik zay tsy nahita pub tato @ page a😘
Zao ndray ary ny asa vita e ❤️
Ongle réalisé par Nail by Chris 💅
Akory fahitanareo azy?
0320922602
18/07/2026
Hello ,
Nails by chris💅 io ay
Eo tsisi miala maigny tsy ho tsara angofo zany ,
Donabe fa marikitry ty , sakavy ataovo edy ninao ayy🥰🥰🥰❤️❤️💕
Magnano à domicile koa 🏠
0320922602
15/07/2026
Nails by chris 💅
Ndao asiana lalao kely ee 🎮🧩
⁉️Izay olon roa (2) voalohany mahay olon tompon’ito tanana ito , mahazo credit 💳 ,
Tanan’iza ary io⁉️❓
Hoanao zay te hanao manjamanja ny tananao dia tongava fa hivoka manja fona ny tananao 💅💅🤚
Manao à domicile koa izahay hoan’ireo zay tsy afaka milahatra ,
0320922602
0388077616
09/07/2026
Nails by chris 💅❤️
Krkr fahitanareo azy ao?
Tsara n’est-ce pas ?
Tongava azy manao manjamanja ny tananao fa ho afapo fona anao ❤️❤️
0320922602
06/06/2026
Nails by Chris 💅
Tongava manao mikarakaraka fa hivoaka manja ny tananao❤️❤️
Manao à domicile 🏡 ❤️
01/06/2026
Cliente satisfaite ❤️❤️
Tsara aii❤️ Nail by Chris 💅
Tongava maro o ,
✅ Manao à domicile koa zahay o✅
31/05/2026
Nail by Chris💅💅
Tongava aty aminay manao hoho fa ataonay hafapo E , zay model tadiavinao ❤️❤️❤️
✅Manao à domicile koa hoanîzay tsy afaka mideplace ✅
📞 0320922602
23/05/2026
Ongle réalisé par Nail by Chris 💅❤️
Tsara ❤️ sa aona fahitanareo azy?
Tongava aty manao ongle fa mivoka manja be ny tananao, izay modele tadiavinao🥰
Category
Telephone
Website
Address
Antsohihy
407