Hazavana Maso
➡️ TONGASOA ATO IANAO
Arovy ny masonao fa zava-dehibe amin’ny fiainana andavanandro. "Maso Salama ,fiainana milamina"
📞 Contact: 038 65 240 76 (Mr Faly)”
✨ Tongasoa eto amin’ny Page MASO SOA✨
Eto izahay dia manampy anao hanarina sy hanasitrana ny masonao amin’ny vahona nentim-paharazana – fomba Malagasy mahomby sy voajanahary.
Inona no tsaboina eto?
👁️ maso mena
👁️ maso mitsoka / ditsoka / pitihan-javatra
👁️ maso manjavozavo
👁️ tsy mahita akaiky na lavitra
👁️ fanadiovana sy fanesorana “solomaso” ateraky ny havizanana
👁️ fihenjanan’ny maso rehefa mandinika be écran
Vokatra:
✔️ Fiadanana avy hatrany
✔️ Mazava ny maso
✔️ Mihena ny fanaintainana
✔️ Mihatsara ny fijery
Aza avela hanimba ny masonao — ampio hazavana vaovao izy.
📞 Contact: 038 65 240 76 (Mr. Faly)
📍 Toerana:+Foibe FIADANANKELY MAHITSY (Isan'Andro)
+ANTANANARIVO AMPEFILOHA(FIARO )/(Isakiny Alarobia )
+ANKAZOBE (Isakiny Alatsinainy)
🕒 Raisina amin’ny fotoana rehetra, miantso mialoha
— Arovy ny masonao, zava-dehibe izy.
Click here to claim your Sponsored Listing.
Category
Telephone
Website
Address
Mahitsy