Dispensaire La Guérison Antsohihy DGA
Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Dispensaire La Guérison Antsohihy DGA, Health/Beauty, Ankiririky-Sud, Antsohihy.
👉NOTRE PRIORITÉ C'EST L'AMÉLIORATION DE VOTRE SANTÉ
👉Ny fianakaviana salama, no fototra ny fiarahamonina mivoatra sy matanjaka!
👉Fadio ny manao DOKOTERA tena, fa loza hoanao.
👉 Vonona handray anao foana izahay satria saro-bidy aminay ianao.😍
22/07/2026
🙏😍. NY FIANAKAVIANA SALAMA NO ANTOKY NY FIARAHAMONINA MANDROSO.
22/07/2026
🙏
20/07/2026
Hoantsika eto Antsohihy sy manodidina indray zao a. 🙏. Ny fitiavana tsy misy mihoaktra an'izao e 😃. Hisitraka fitsaboagna maimaim-poana indray ireo olona manana olana Tosi-drà (Tension ) sy Diabeta amin'ny Sabotsy 25 Juillet 2026. Nasiana fihenam-bidy koa sarany fizaham-pahasalamana e 🙏💓.
Tsy izahay irery ihany fa Ho tonga hitsabo antsika eto Antsohihy koa Dr Jean Velo izay miasa any ivelan'ny Madagascar amin'io fotona io, mba hizara fahasalamana hoan'ny vahoaka Antsohihy Eto. Efa io ny téléphone ambany io.
😍
17/07/2026
Salama Rolahy antsika iaby eto Antsohihy 🤩.
Hafatr'i Tsirison Ysidor : Raha tehosalama lalandava ara-batana sy ara-tsaina dia manampy betsaka anao amin'izany ny fanaovana sport, satria miaro antsika amin'ny aretina maro izany.
Salle de Sport no tokony hidirana rehefa weekend fa tsy salle de 🍺. 🤣. Mirary soa hoantsika rehetra o.
Izy no Docteur TSIRISON ISIDORE , Médecin traitant ato amin'ny Dispensaire La Guérison Antsohihy DGA , Jeune mais compétant !
07/07/2026
, tanora mpitsabo mpanampy izay manana ny maha izy azy eo amin'ny fandraisana antanana sy fikarakarana ireo marary tonga ato amin'ny Dispensaire La Guérison Antsohihy DGA , satria ny traikefa, ny fahaiza manao ananany no mpiavaka azy amin'ny maha . Ny infirmier mahay ny asany dia manamaivana ny asan'ny rehefa mitsabo ny marary. 🙏😍
30/06/2026
Un grand merci à mes nouveaux followers ! Tãnia Sadïa, Annah Lombertina Flux, Maya Akbaraly
Hoantsika eto Antsohihy dia tondranay sava-tsoa fona isan'andro e 😃 satria saro-bidy loatra aminay ny ankibonao 🫄 sy e 😍.
👉 Tandremo fa mampidi-doza ny raha tsy voatsabo aradalana. Manaova fitiliana rehefa Bevoka.
👉 ATO AMINAY NY ANALYSE
Dispensaire La Guérison Antsohihy DGA
👉NOTRE PRIORITÉ C'EST L'AMÉLIORATION DE VOTRE SANTÉ
👉Ny fianakaviana salama, no fototra ny fiarahamonina mivoatra sy matanjaka!
👉Fadio ny manao DOKOTERA tena, fa loza hoanao.
👉 Vonona handray anao foana izahay satria saro-bidy aminay ianao.😍
27/06/2026
Ahona tsara ny Fahasalaman'ny vavony ao 😍?
Izahay grand complet ato amin'ny Dispensaire La guérison dia faly miarahaba antsika rehetra nahatontosa soamantsara ny fankalazana ny fahaleovanten'i Madagasikara omaly. 🤍♥️💚
Aza adino fa misokatra amin'ny fotoana rehetra izahay na andro na Alina 😍. Tél : 034 80 001 70/ 038 02 001 70
Toerana : Ankiririky-Sud Mahadera
26/06/2026
Miarahaba antsika rehetra nahatratra izao faha 66 taonan'ny fahaleovantena Madagasikara ny tenako. 🙏 Judicael Ratsimbazafy Groupe La Guérison
Category
Website
Address
Antsohihy
407
Alerts
Be the first to know and let us send you an email when Dispensaire La Guérison Antsohihy DGA posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.