Thia’s Shop
Care and Beauty ��
Aleo asiana an’izao kely aloha ny fiainana be rotoroto ty 😛 ao antrano ne de efa mahavita otran’izao eee 🤩 Inona ilay manakana tsy anaovanareo soirée pyjama ? Tsy mahafoy fotoana atoriana sa tsy mety raikitra ny pro!? 🤣🤣
Ny anay zao ty pro tampotampoka 🥳♥️niaraka tamin’i Chez Ylouanne
Eo mba abonné ony pageny ao fa isy arrivage antsika ♥️
Hita tany ho any 🤣🤣 enjana ty
Mba mentionneo eo le namanao miaina anaty amour à distance iny🤣🤣
16/05/2026
Cliente satisfait 🥰♥️♥️ faly be ref nahazo retour karan’ity ♥️♥️
Merci Princia Todizara 🙏🏼♥️♥️
14/05/2026
✨Robe jaune élastique ✨Sexy✨Élégante✨
♥️Taille standard ♥️
Mp si intéressé 🥺✨ (coms photo réel)
14/05/2026
✨ Robe blanche élégante & légère 🤍
Le style parfait pour un look doux, chic et girly ✨
💰 18 000Ar
♥️Taille : M & L
🚚 Livraison possible à Tamatave
Mandefa amin’ny faritra ✨
Mp ary oh 💌
11/05/2026
Le sourire est contagieux, alors partage-le avec le monde. ✨😁
Fantatrao Ve fa ny TSIKY dia anisan’ny hery lehibe ananantsika? Ary ny Tsiky dia mifindra amin’izay olona mifanerasera 😁✨
-Mifindra amin’ny hafa izy noho ireo « neurones miroirs » ntsika, izay lay hoe « Tsiky » tsotra iray dia afaka manazava ny andronao.
- Fitsaboana maimaimpoana ihany koa ny « Tsiky »:manala ny adintsaina ary mamoaka ny atao hoe « endorphine »(hormones du bonheur ao amin’ny vatantsika) izany hoe mamaoka fiadanampo ny fitsikiana.
-Mandresy ny zava-tsarotra ny Tsiky,ny Mitsiky ao anatin’ny olana sy fahoriana dia tsy midika hoe fahasambarana fa midika fa mahery kokoa ianao noho io olana io,hafa kokoa ny solution azo amin’ny alalan’ny fo tony avy amin’ny Tsiky sy solution azo avy amin’ny alahelo.
♥️Jereo fotsiny anie ity lehilahy ity eee,manoloana ny zava-misy eo amin’ny fiainany dia mamindra tsiky amin’olona izy,asehony foana ny tsiky…
♥️Tsiky iray avy aminao de efa fanafody manasitra ny hafa
✨Na eo aza ny olana dia araho Tsiky foana 😁
✍️NathiaMahenintsoa
10/05/2026
Iza koa le misy cerne be reny🥹 ouiii tena reraka amin’ny asa Sy ny rotoroto dia lasa misy cerne 😌💔 fa kay et reto dia misy karazany koa izy reny annh,reto ary misy masaka kely zarako anareo androany✨
Coucou ❤️
🎉🐣 JOYEUSES PÂQUES daholo aloha nareo eeh 🙏🏼❤️😽
Omaly dia nanao pique-nique party kely izahay 😅✨
Fa mba devineo kely aloha hoe taiza izahay no nandeha eeh!? 👀💭
🎁 Ny mahamarina voalohany dia mahazo cadeau 🥰❤️
🎥 Ity ary ny mini-vlog nay ho anareo ✨❤️
Manantena aho fa hitondra tsiky sy hafaliana kely aminareo 😘
🌸 Mirary herinandro sambatra ho anareo rehetra
— feno fitahiana 🙏🏼
— feno fitiavana ❤️
— ary feno fahasambarana 😊✨
💬 “Ny fiainana dia tsara kokoa rehefa zaraina amin’ny olona tiana.” 💖
💬 “Aza adino, ny tsiky kely dia mety hanova tontolo iray manontolo.” 🌍✨
Click here to claim your Sponsored Listing.
Category
Telephone
Website
Address
Tamatave