Gasglad

Gasglad

Share

Studio/ Famiglia

25/04/2026

Tongava maro antsika jiaby 🎤🥰

Photos from Gasglad's post 04/04/2026

Salama antsika Jiaby!
Ho antsika izay nanao commende rehetra, efa tonga ny entantsika. Ho an’izay hi-commende miditra mp.
NB: MP ny Prix
Misaotra antsika jiaby 🥰
Entana:
* Antsary Citron 1L
* Tantely 1L( fandrama)
* Lako-maigny ( gôgo)
* Sahobaka

21/03/2026

La scorsa settimana, ho ottenuto più di 10 reazioni su uno dei miei post. Grazie a tutti per il sostegno! 🎉

19/03/2026

🫶🫶🫶

Photos from Gasglad's post 16/03/2026

🇲🇬Misaotra indrindra Tompoko!🙏🙏🙏
Isaorana Gasglad izay nanafatra ny artiste-ntsika
🎤Annicette Officiel 💕

💽 DJ MAX 🇮🇹 & Dj ERIBERTO

👉🏻ASSOCIAZIONE FRATENITÁ MALAGASY izay tarihin’i Mr Erneste izay nanampy tamin’ny lafiny rehetra na tany amin’ny lalao baolina kitra na tany amin’ny soirée.🥰🥰🥰

🫶Mr Erneste nahafahana nahazo ny efitrano izay nanaovana ny soirée

👉🏻 Ireo Ekipa ( AMFC, CATANIA, FRAMA, ROMA CLUB)

🍛Nampiavaka ny TORNEO FRATERNO dia ny sakafo taorian’ny baolina kitra dia natao maimaimpoana.

🫶 Ireo nanampy ara-kevitra ❤️

👑 Tsy adino ianareo rehetra tonga nanotrona fa indrindra ianareo izay avy lavitra nahafohy fotoana sy vola aman-karena( Palermo, Benevento, Napoli, Reggio, Catania, Viterbo, Roma sns)

👉🏻 Santatra ambavarano iny mbola ho avy ny hetsika manaraka 🥰

Gasglad 2026

27/02/2026

Diaspora Malagasy eto Italia

Anarô agny 🇮🇹 samba samba Annicette Andeha aminarô agny amin'ny ny Fotoagna🥰

🛑 ANARÔ 🇮🇹ROME ITALIE🇮🇹
Info : +39 389 638 6934

Avia maro eeee🥰

Want your business to be the top-listed Beauty Salon in Roma?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Category

Telephone

Website

Address


Via Valle Corazza 103 A
Roma, QLD
00123