Joran Steel
La vraie élégance ne fait pas de bruit … elle brille �
07/31/2026
Aza adino ny fotoanantsika Malagasy rehetra rahampitso any Drummondville an 😉 Joran Steel ho avy ao koa ho anareo niandry efa elabe sy mpankafia firavaka tsara kalitao ary tia misakafo ireo 😊🤤😍
Hisy mpandraharaha Malagasy maro be ho avy ao🥰
Tsy be resaka isika fa dia any mahita azy sy mikorana rahampitso ary e 🤞🏻🤞🏻🤞🏻😉😘
06/25/2026
Ireto ary ny ampahany amin’ny entana fa maro be ny entana sy ny fanontaniana de tsy ho voavaliko tsirairay daholo , afaka mandefa commande izay liana an 😊
Izahay eto amin’ny Joran Steel dia faly misaotra betsaka ny mpikarakara ny Bazar Gasy Tour rehetra izay tontosa tao Ottawa ny 06 Jona 2026 lasa teo , isaorana ary tsy adino ihany koa ianareo mpanjifa maro be teo foana nanohana dia amin’ny manaraka indray ary ooo🙏😊
Salama ooo , sao misy poids disponible Tana mandeha Québéc avant 6Juin azafady ??? Misaotra sahady ho an’izay mamaly 😊
Izahay eto amin’ny Joran Steel dia maneho fisaorana be dia be ny Betsy Kanada tamin’ny fikarakarana ny etsika Kidodo4.0 izay tontosa soamantsara tao Montréal ny Sabotsy lasa teo , ary indrindra misaotra betsaka anareo mpanjifa mahafatrapo maro be nametraka foana ny fitokisana taminay 😉 Fifaliana ho anay foana ny fahafamponareo 😊🥰
Amin’ny manaraka indray ary oooo👏😍
Rahampitso indray izany mihaona any amin’ny Kidodo 4.0 Montréal isika ,Joran Steel koa ho avy any itondra ireto haingo maro be ireto ho anareo amin’ny kalitao tena tsara nefa mirary ny vidiny 😊 Tongava maro fa hafinaritra io fotoana io an😊
05/21/2026
Aza adino ny fotoana tsika miaraka amin’ny Bazary Gasy Tour ny 06 Jona 2026 any Ottawa .Joran Steel koa ho avy any izay ahitana firavaka tsara tarehy maro be tsy voatanisa ho antsika tia mihaingo 😉 Ho hita ao koa ireo mpandraharaha Malagasy maro hafa . Any indray ary mihaona e😊
Fisaorana mitafotafo be no atolotray eto amin’ny Steel ny mpikarakara ny Festival Couleurs de Madagascar rehetra fa tena nahafinaritra ny fiarahana sy ny tafa tafa izay tontosa ny 9 sy 10 Mai 2026 lasa teo tany Montréal , ary indrindra tsy adino ianareo mpampiraty , mpanohana sy mpanjifa tonga maro be nametraka foana ny fahatokisana taminay 😊😍
Fifaliana ho anay ny fahafamponareo ❤️🥰
Amin’ny manaraka indray dia mankasitraka tompoko🙏
05/04/2026
Na dia varimbariana aza tsika anaty pejy noho ny adidy maro sahanina ny asa tsy mijanona fa mitohy foana an , ity ny fotoana manaraka aza dia tongava maro fa misy haingo tsara kalitao vaovao be any an 😊😘
Cliquez ici pour réclamer votre Listage Commercial.
Type
Site Web
Adresse
Lévis, QC
G6V TO G6Z, G7A