C-tsitou

C-tsitou

Partager

C-tsitou. Dia Resaka isankarazany momba ny tontolo ny Volo sy ny Lamody. Resaka fifanampiana @ Toro-hevitra sy ny Varotra. Hezahina atao @ teny Malagasy.

Misaotra anareo izay manaraka ny Page tompoko.

03/06/2026

Samy hafa izy2 C-tsitou
Ilay iray farany Tsy haiko hoe mety fanaovana boucle.fz mafatifaty Kely daholo.
Mañana anio enao mba hafa mihitsy gamba 🫣🫣
Lazao ny namanana fa maro Zavatra Mbola ho zaraina

03/06/2026

Salama C-tsitou
Jerenareo ireto Zavatra manjakely ireto
Technologie fa ra hiasana hotrany Tsy foiko 🫣😂
Mamay tsara kosa aloa ee

02/06/2026

Salama
Maro hianareo no abonné paje.
Lazao ny namana etc... fanafarana entana France - Madagascar
Azonareo atao tsara izany tompoko.
Entana sur magasin authentique+ facture.
Livraison a domicile Madagascar.
Na mbola any @ farintany aza.

Ireo Mbola anao business Mbola afaka azoanao tombony tsara daholo.

Tsisy arnque fa compte mazava tsara.
Aradalana tsara.
Somary bé commande semaines ity.
ande hiatsena commande nareo.
Fa ató @ paje hiany mitsirika.
Dia izao dia lazao izay tinareo ho hita alaitsika sary.

08/05/2026

Fllower C-tsitou Salama eee misaotra anareo izay mi abonné page
Tariso hatrany namana fa sasy maro mahasoa.
Afaka mbola hitedavanareo vola aveo.

Mbola misy manao commande temu shein Amazon
Le bon coin etc...
Matériel cosmétique/ Médical/ Anjaza.
Mbola miadry livraison tsika io.
Fa asehoko anareo eo foana, akoatra izay mande magasin hotrizao Action magasin bé chaussures etc...

Efa afaka mandefa msg Ireo izay te anafatra entana hiany.ireto izao olona AVY any Madagascar. Mbola nampijery prix.Tonga dia prix euro netsika aseho.
Fa condition sisa a part.

Photos from C-tsitou's post 01/05/2026

Misy hiany koa Resaka torohevitra tsotsotra miaraka C-tsitou ra toa enao ka Mbola VAO anagana salon de coiffure simple fa classe.
Déco sy matériel atr@ loko trano etc...
Exp panneau de nom personnalisé pour coiffeur décoration d'intérieur.
Taille : L - XXL a partir de 100ml ariary miaraka livraison.
Point de retrait : Itaosy

01/05/2026

Salama daholo eee Fllower
Misaotra antsika mi abonné C-tsitou rehetra
Lazao namana fa maro ny Zavatra mahasoa

Tongasoa daholo eee
👉 Maro ny tolotra afaka omena.
👉 Na hoanareo mbola hivarotra ( mitady fidirambola) Mbola mahazo tombony.
👉 Hianareo mañana salon de coiffure any Madagascar. Manaraka nouveautés @ Resaka matériels rehetra.
👉 Isakin'ny week-ends manao vidéo Kely foana.
Lamody, matériels cosmétiques.
👉 Produits / Parfum authentique facture magasin

16/04/2026

Salama daholo
Inona AVY tinareo atao vidéo
Parfum
Sa lamody poketra
Sa kiraro.
Sa Primark fa andehanatsika daholo magasin
Alaina sary Kely daholo.

16/04/2026

Salama daholo
Afaka mivatsy parfum hoanareo authentique AVY hatrany.
Na mbola hivarotra Ary hianareo mbola mahazo tombony

28/03/2026

Salama tompoko
C-tsitou Fllower
Hoanareo abonné na izay mbola Tsy abonné dia tariso namana.
Fa miverina paje tsika ató
Ahitana Zavatra maro izay mahasoa.
Afaka manao commande
Authentique frace daholo ny Entana rehetra.

05/05/2025

Fllower
Efa manomana tolotr'asa hoan'ny tanora
Vente en ligne.
Eo ampadinihana Kely izay tenanay.

Tsy hoe magiana fa betsaka commande
Made Madagascar ka sahirana mividy azy.
Aza adino mitodra etana France 🇨🇵 Madagascar 🇲🇬
12e/kg ra entana majinijinika.
Prix hafa kosa ra électronique na pièce auto moto etc...

Vous voulez que votre entreprise soit Salon De Coiffure la plus cotée à Versailles ?
Cliquez ici pour réclamer votre Listage Commercial.

Site Web

Adresse


Versailles