kopoze rehetra
� Email or DM for collaboration
24/08/2026
🔴Mangetotra imasony Vady!
1 - Sahy
2 - Menatra
3 - Mivoaka any antokotany.
4 - Atsifotra moramora dia tsy heno.
5 - Tsy alefa fa azonina anaty tsinay.
23/08/2026
❣Maharitra adiny firy ny ranon'aina no maty raha eo ambony lamba?
🩷 Mandritra nylely dia farafahakeliny manodidina 80million raha kely indrindra hatraminy 300 na 400million ranon'aina mivoaka raha manana ranon'aina matanjaka ny lehilahy.
🟢 Satria maro no mivoaka ao dia:
- Ny sasany 1mn.
- Ny Sasany 20mn eo @ hoditra.
- Raha toa ka anaty rano :
Ohatra hoe :
- Rano tsotra: dia mihalevona sy miova ny tontolo manodidina azy. Tsy afaka mihetsika ara-dalàna intsony izy ary matetika tsy maharitra ela ivelan’ny vatana.
- Rano mafana: Ny hafanana be dia mety hanimba ny tsirinaina ka hahatonga azy tsy hihetsika haingana kokoa.
- Ranon-tsavony: Ny savony dia manimba ny fonon’ny sela, ka mahatonga ny tsirinaina tsy hiasa na ho faty haingana.
- Rano misy (chlore) anaty (piscine) dobo filomanosana: Manimba ny tsirinaina ny (chlore) ary mamono ny ranonaina.
- Fa ireo tafiditra anaty lalanjaza dia 4hr na 1andro na Mahavita mivelona mandritra ny 5 andro.
🔰Ho any lehilahy Te hivarotra ny ranonainany dia tsara raha anaty hopitaly no masta @ izay tsy maty ny ankamaroany. Mety ho faty Eny andalana mantsy ny entana Raha any antrano elah no masta.
☎️
23/08/2026
🔴Libido = tia nilely .
❣high Libido = dangitra matetika sady mangoritsina ary mazoto nyhilely.
🔵Low Libido = kamo hanokatra FE , tsy TIA kitihina, kizitim-belona, tsy mahazo tsirony, safoina nonoina atao (position) maro fa tsy mety mankafy.
🤔inona izany vahaolana hampiakatra ny LIBIDO na fientanana?
- ianao ihany mampiakatra azy satria vatanao io.
- tsy maintsy mivonona ny saina sy vatana ary tiavo ilay olontiana.
- rehefa milendalenda ianao dia mahazo tsirony, tsy andriko izay hinonoany ahy, tiako izy mba hanaikitra vatako, tiako ery ilay voatsetsitra, fa mbola tsy adinoko ilay mifampikasoka.
- mikolokolo (hormone). Matory 8hr.
- Misakafo ara-dalana, maraina, atoandro, hariva, legioma, voankazo.
- kotrana (kegel), izany hoe mba hahasalama ny nofo manodidina ny taolam-body. Dia aodina isa-maraina.
- rehefa kamo dia azavao olontiana ny antony mba tsy hanay zavatra hafa izy.
🔴 fanazaran-tena mitokana (exercise) atao mialoha ny hiaraka @ olontiana:
- maka fitaratra, jereo ny vatanao, eritrereto hoe miaraka @ nao eo ilay olontiana mambabo iny.
- mikitika vatana irery, ianao no mitia tenanao dia tsapao, ankafizo.
- Rehefa fotoanany nylely dia atory olontianao ilay faritra tianao mba hampiakatra fientananao.
21/08/2026
🍌Inona nahatonga ny Lehilahy iray haka vady?
1- Leo mividy makorelina dia MBA mihena ny vola rehefa misy lavaka vonona ao antanana.
2 - Mila taranaka handimby.
3 - Maka vady ny bandy akama dia mba te hanindry hoe nazaka bomba.
4 - Naha Bevohoka zanak'olona dia voatery manambady kanefa mbola tsy te ho Dada. Avy eo mivary lavo ao antokantrano.
5 - Tiako loatra izy sady TIA ahy.
6 - Mila mpahandro sakafo Sy mpanasa lamba.
7 - Leo mihaino ny rayamandreny miady lava , mamaky entana sady mifanopa.
8 - Dangitra matetika.
9 - Mila mpanambitamby.
19/08/2026
✅ Tonony @ anarany Ramose mandritra Nylely dia ho hitandry fa ho dangitra tsara izy @ izay.
🔶Ilay anarana ao anaty karapanondro no lazaiko fa tsy hoe dadanareo na dadany i anona.
🟢 Ohatra hoe Velona soamantsara ny anarany ramose:
- Tonga mibitsika moramora eo @ sofiny ramose njy sady mamihina dia milaza hoe : Velona soamantsara avy eo miala tampoka sady mangata maso.
- Tonga dia kopy Lery hoe mila entana izany njy.
🔵 Fehiny: Mankafy vehivavy manao dingana voalohany ny lehilahy.
Clicca qui per richiedere la tua inserzione sponsorizzata.
Digitare
Contatta l'azienda
Indirizzo
Rome