Let’s be KANTO
Let’s be KANTO with me.
24/04/2026
Long time no see🪷🫣…
Je suis de retour avec ces œuvres d’art du MAROC en version malgache 🇲🇦🇲🇬.
___Minimalist makeup & glamour____
📞:+212775169932 ou Mp directement
(Prestation seulement au Maroc)
On se donne RDV pour un nouveau tour de magie😉?
Tel:038 14 144 36
10/06/2025
~Le pouvoir du maquillage + être prise par des bonnes mains = ….🤤🪄💞~
| BY And UP to be KANTO |
Tel:0381414436 ou Mp directement pour des prestations à Tana.
01/06/2025
Quand le maquillage chez And UP to be KANTO interprète le mode “I’M JUST A GIRL” 🌷😜.
Tel: 0381414436(pour des prestations à domicile à Tana.)
27/03/2025
~~Le résultat en photos 🪄🌷~~
📞Tel:0381414436
| 🎬TUTORIAL VIDEO 🌷|
…Iny indray ary aho fa niverina miaraka amin’ny zavatra mahafatifaty kely ity dia mazotoa mijery sy mankafy🫠.!
—Aza hadino ny mi-s’abonne sy mi-partage—
📞Tel:0381414436 ou MP direct. .
01/01/2025
Happy new year everyone ✨🎉. Hitondra fiovana sy fahatsarana ary fitahiana ho antsika rehetra anie ity taona 2025 ity ka samy hahazo ny anjaram-pahombiazana avy anie isika amin’ity taona ity☺️. Ny soa sy ny tsara hatrany ombam-pahasoavana anie hanenika antsika rehetra.
—— Te hisaotra manokana anareo communauté keliko ato iah sy ireo nanisy soa ahy tamin’ny alalan’ny fanohanana ; Tahian’Andriamanitra manokana anie nareo🥰——
Izay fa mirary fetin’ny taom-baovao sambatra avy!🪄
Hair by Andriamasinoro chez UP to be KANTO 🍂😉
Tel:0381414436
30/12/2024
——Le résultat final🪄🔥——
Ito ilay modèle-tsika voafidy iny fa tena hoe wowww🤤. Sady natao tato aminay ny volo(wavy) no vita ny tarehy(full glam).
Aza misalasala ny mi-contacter sy matoky anay intsony ary amin’ny fahamanjanareo rahampitso na rahafaka ampitso fa sady efa manao taovolo fa tsy makeup fotsiny koa ny And UP to be KANTO🍂. I Nathane Andriamanolo no miandraikitra ny coiffure😉
Mirary soa ho antsika rehetra dia samy hahatratra ny rahampitso ✨.
Tel:0381414436
̀lephoto
Hi Jenica Andriamasinoro✨🎉. Félicitations ndry de vers 2:30h zany ny pro-tsika amin’le modèle kouuuu😜.
Misaotra antsika rehetra izay nandray anjara fa amin’ny manaraka indray isika milalao❤️.
Restes connectées et sois bénis!
Click here to claim your Sponsored Listing.
Category
Telephone
Website
Address
Tangier