Miss Curly Ampasapito
Miss Curly est un salon de coiffure et d'esthétique
28/05/2026
❤️❤️Omeo fanomezana tsara kely Maman @ Zao fetin’ny izao ❤️❤️❤️
✔️ Cire orientale 200 ML ➕
✔️ 30 bandes LB ➕
✔️ Huile après épilation ➕
✔️ Gommage avant épilation
💰 Seulement :
Passer commande en Mp ou passer directement chez Miss curly Ampasapito en face BNI
13/05/2026
😊😊😊Misokatra ny Salon Rahapitso an! Tongava daoly manao manja kely 🥰🥰🥰
❤️❤️❤️Makasitraka sahady anareo maro be Efa nanao commande ! 🥰🥰
Afaka anie oa fasahiranana @ ty ity e !!!!
Na papa na maman dia afaka mampiasa anazy avokoa @ faritra rehetra misy poils 🤪na maillots intégral, na jambe , na barbe, na aisselles sns
✔️ Cire orientale 200 ML ➕
✔️ 30 bandes LB ➕
✔️ Huile après épilation ➕
✔️ Gommage avant épilation
💰 Seulement :
Passer commande en Mp ou passer directement chez Miss curly Ampasapito en face BNI
07/05/2026
❤️Hatomboka @ ty PROMOTION du mois ary !!!
Betsaka ianareo no te hiala @ capsule Sy colle fa oe mba hanandrana Gel @ Zay kanefa tery ilay budget 😜
Dia andao ary fa promo izy io fa Mila maka rendez-vous rehefa ho avy !!!!
Miss curly Ampasampito en face BNI
034 56 672 46
06/05/2026
Retour mamy kely 🥰🥰🥰
Ary Enao raovina voa tapakevitra ???
Livraison partout à Madagascar (Eny Tonga any ivelany any sahady ary ilay kit nay ) !!
Makasitraka foana 🥰🥰😘😘😘
05/05/2026
🥰🥰coucou les Miss ! Ho avy Zao
an ⁉️ dia inona ny offre tianareo ataotsika Promo ⁉️⁉️ Alefaso @ commentaires ao fa tena Ataontsika promo mamy kely 👇🏻👇🏻👇🏻👇🏻
🥰🥰🥰🥰
03/05/2026
❤️❤️❤️❤️ ilay mahazo retour hotrizao ilay Tena mamy kely ❤️❤️❤️🥰🥰 Makasitraka indrindra tompoko !!! Dia Aza misalasala mandefa retour reto fa raisinay hampitiavana be foana a !!! Bisous dia andao hoa ampiasa cire orientale by Miss curly 😜😘😘
🥰🥰Makasitraka anareo rehetra izay nanao commande mandritrany volana Avril rehetra teo ! Maro Tena Maro na Tana na province ❤️❤️ Makasitraka tompoko dia mino izahay fa hafampo daoly ianareo 😘😘😘😘
28/04/2026
😜Challenge accepté Ve sa oe aona ??😂😂 izay olona (1)volohany Tonga aty @ salon Hatraminy asabotsy Zao ka manao ty robe tendance ity dia mahazo prestation gratuite ana 😂😂
: (1 ) Tonga volohany , manaiky Alaina sary Sy publiéna ??? Ndao ary , tongava 🤭🤭🥳🥳🤪
❤️❤️Un changement de couleur ✨
Pour illuminer le visage, rafraîchir le look… et révéler ton éclat 💫
Coloration chez Miss curly Ampasapito
De Marron foncé à une patinage Mèche blonde cendré ❤️❤️❤️
Click here to claim your Sponsored Listing.
Website
Address
Ampasapito
Alasora