My'Art'Soa Beauty Hair
THE CREATION OF BEAUTY IS ART
À domicile Antsirabe
📞0346157322
22/03/2025
Cucu les filles 🤗 elaela tsy tato fa somary sahirana dia indro ho fiverenana ato -tsika dia anolotra fikafika kely ho anareo aho 😊
🦋 TECHNIQUES POUR OBTENIR DES BOUCLES PARFAITE SANS CHALEUR 🦋
1° Volo madio avy nosasana
2° Avela ho maina à l'air libre dia rehefa 90% eo ho eo dia hosorana serum mba hangirana
3° Bangoina tsara dia zaraina 2 misasaka eo afovony
4° Pince-na eo afovoany ilay kit boucleur ampiasainao dia raisina mèche par mèche ny volo dia ahodina migeja tsara boucleur dia rehefa vita dia fatorana eo hiafarany 😊
5° Mety avela paoziny eo raha somary fohy ny volo, raha lava kosa dia ahodikodina hatao toy ny donute eo dia fatorana
6° Saromana na manao bonnet en satin
Nb: Volo maina no MI-DEFENIR boucle tsara koakoa noho ny volo mando raha misafidy ity méthode ity ianareo, ary arakaraky ny maha ela ny temps de pause no mampaharitra azy
(5h fara-faha-keliny, na entina matory dia maraina varahana 😉)
17/06/2024
🍁
21/03/2024
🍃🍂🌿
20/03/2024
Cucu ndray ary🤗
Ho an'izay efa nanao an'ilay test ka nahita hoe FAIBLE POROSITÉ ilay volo.
Faible porosité: Diso mikatona ny écailles ka lasa tsy mety hidiran'ny produit sy izay soins ataonao satria tsy tateraka any anatin'ilay volo fa mijanona eo fotsiny.
Inona ary ny tokony atao🤗😊
1-Aloan'ny anao soins dia sokafany aloha ilay écailles mba afahan'ilay produit miditra (rano mafana)
2- Rehefa manao soins ianao dia ataovy mando foana, rano mafana volaza etsy ambany
3-Rehefa anao BAIN D'HUILE dia hafanaina kely aloha ilay menaka zay vao hosorana , ary fonosona sachet na bonnet mba hitazona hafanana
4-Masque tsara ho an'ny volo Faible porosité:
-Hydratants: gel de lin , vahoana , tately , gel de gombo , yaourt nature
-Protéines: Œuf , avoct , akondro
5- Ny shampoing ampiasaina dia shampoing tsy misy acide ny ao anatiny ( clarifiant izay manana PH
20/03/2024
Makeup by My'Art'Soa 🤗💗
🍃🍂🌿
Click here to claim your Sponsored Listing.
Category
Telephone
Website
Address
Haras
Ambatolampy