Ts'Art Sôra
Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Ts'Art Sôra, Health/Beauty, Avaradrova Nord, Ambatondrazaka.
Bonjour 👋
Misokatra izahay androany 😊
21/09/2026
Salama e 👋😊
Iza no te hanandrana anao épilation any antrano?
Cire chaude 250g
Mbola misy iray dispo ho an'izay te Haka azy
15/09/2026
Salama e 😊👋
Dia tongasoa ihany koa ao anatin'ny Team Malandy 😊
Aza misalasala manantona anay ra te hanao épilation ihany koa ianao
Toerana 👉🏻 Abattoir Pavillon vaovao eo @ Pompy
12/09/2026
Aza adino fa manao Épilation Maillot izahay an 😊
Samy manana ny fiantsony azy fotsiny ny tsiray2 😅
Mirarisoa ❤️
Bonsoir daholo 👋
Ho an'izay manana rendez vous rahampitso Sabotsy dia tena hifonana tompoko fa tsy afaka handray anareo za nohon'ny tsy fahasalamana.
Misaotra indrindra 🙏
Tsy misokatra izahay rahampitso
Ho anareo izay tsy mety mahita ny misy anay, lasa diso adiresy foana ☺️
📞0343182895 afaka antsoina
29/08/2026
Coucou 😊
Tongasoa anatin'ny fianakavimben'ny team Malandy 😁😍♥️
Ianao koa ve te hiditra?
Sa mbola ilay ao anatin'ilay maka bahana 😅
Marary bé ve?
Valio kely anie ho an'izay efa nanao mba hampisy motivation ny sasany ato, Dia mba hanalany anio anaty sainy Io hoe marary bé zavadoza 😁🤣
Non non non tsy marary be zavadoza tompoko 😁
26/08/2026
Salama e 😊👋
Ohatran'izao anie le résultat an'ilay Soin Pédicure complet e ☺️
Dia ahoana? Hanao amin'izay sa tsy ?😅
25/08/2026
Mirary tontolo andro mafinaritra 🥰
Aza adino fa mandray Prestations Fiançaille sy mariage izahay ho anao manomana jours J ♥️
📞0343182895
24/08/2026
Ao rangah tohizantsika rahampitso Mardi ilay COMBO PROMO a 😍♥️
Soin Pédicure complet
Soin de visage avec massage faciale
👉🏻35.000ar
Dia alaivo haingana ny Rendez vous ary ☺️🤗
Category
Telephone
Website
Address
Avaradrova Nord
Ambatondrazaka
503
Alerts
Be the first to know and let us send you an email when Ts'Art Sôra posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.