Bella Bella 503
SALON de COIFFURE
Prothésiste & Styliste Ongulaire Professionnel Diplômé agrée par l'état
Spécialiste Maquillage : Mariage, Fiançailles, évènement ….
Tél: 0382220149(WhatsApp)
STAT : 96021 33 2024 0 00550
NIF : 7018 689 864
AMBATONDRAZAKA
22/05/2026
Ceux qui n’ont rien à prouver ne cherchent pas la compétition.
Et ceux qui ne se comparent à personne n’ont tout simplement aucun concurrent.
🥰 Merci beaucoup pour votre confiance ❤️
15/05/2026
Vendredi 😍
wow 💞
14/05/2026
chouchoutez vos pieds chez nous
soin pédicure
avec gommage et massage
bonne fête de l Ascension 🥰
11/05/2026
wow 😍 ho tsara ity herinandro ity 😍
Gasy Créa
maquillage ato aminay dia à partir ny 5000 ar
ny rdv sans accompte tompoko dia tsy afaka confirmer nay mihitsy,vao resaka fotsiny no ataonareo dia manaiky resaka fotsiny koa izahay
natao izany mba ho fandaminana ny asa sy ho fanajana ny cliente sasany
10/05/2026
be loatra ilay mangataka ity tarifs anay ity
ka indro alefako eto amin ny pejy 🥰
10000 ar defa afaka manao hoho
mora be anie
bon dimanche les filles 🥰❤️❣️💋
08/05/2026
izay ilay marary hoho tongotra tahaka izao
vitanay eo no eo fa tongava aty
sady avec soin spécial
olona afaka raisina :4
sur rdv uniquement 🥰
29/04/2026
noho ny fetin ny asa dia en promotion ny maquillage ato aminay ny 01 er mai an
10000 ar ny maquillage soft n**e 🥰
tsy mande à domicile io prix io an
prix salon
rdv: mp na sur 0382220149
23/04/2026
tsara foana ny manao manucure mba hazoana résultats madio
👉aza mahitra raha mba te ho Instagrammable ny tanana 💐👍
20/04/2026
salama ❣️
tena tsara ity herinandro ity 😍
ity ary ny valin ny lalaotsika tamin ny Zoma iny
izay nahazo ny voalohany 🎉
👉 maquillage soft glam
👉pose gel x avec soin
mafatifaty ohatran izao ny résultats
17/04/2026
mialatsiny indrindra tompoko fa tsy nijery tsara tamin ilay 👍
ka niova toy izao ny valin ny lalao
❤️ voalohany dia Maman'i Aydan 🎁
❤️ faharoa dia Somby Niombonana Kaylah 🎁
❤️fahatelo dia Mariah Nomenjanahary 🎁
mankasitraka amin ny remarque tsy atao very fotsiny kosa ny ezaka
mandefa mp ato amin ny page na miantso ny 0382220149
hilazana ny date sy ora hanomezana ilay prestation 🎁
16/04/2026
tapitra ny 19 avril izao ity promo maquillage ity an
araraoty 🥰
rdv:0382220149
Click here to claim your Sponsored Listing.
Category
Contact the business
Telephone
Website
Address
Ambatondrazaka
503