Manja Curl & Braids by Zita

Manja Curl & Braids by Zita

Share

Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Manja Curl & Braids by Zita, Health/Beauty, Antsahalava, Ambatondrazaka.

Spécialiste des cheveux naturels 🌸

​✨ Définition de boucles (Curly styling)
✨ Randrana na "Tresses / Braids"
✨ Conseils & Soins cheveux naturels

​📍 Service à domicile (Ambatondrazaka & environs)
📞 WhatsApp : +261 34 76 635 50

Photos from Manja Curl & Braids by Zita's post 27/07/2026

Amin'ny 2 Août izao indray aho Vao afaka mandray anareo aki 🥹🥰

Mankasitraka antsika rehetra foana misafidy anay 🙏❤️

📞 0347663550
📍 Antsahalava akaiky ny Ifisa no misy anay
🏠 Service à domicile sur rendez-vous uniquement
Hamanjàna natoraly tiako erÿ 😍✨

27/07/2026

Hello les Manja😍
Mankasitraka be Dia be antsika ki Tonga Maro be tamin'ny promotion ❤️🥰
Tena Ialana tsiny izay tsy voaray 🙏

Photos from Manja Curl & Braids by Zita's post 25/07/2026

Rahampitso indray no mitohy ny promotion antsika an, mijanona kely androany🥰❤️

Mankasitraka antsika rehetra hatrany 🤗❤️

📞 0347663550
📍 Antsahalava akaiky ny Ifisa no misy

Hamanjàna natoraly tiako erÿ 😍✨

Photos from Manja Curl & Braids by Zita's post 24/07/2026

Mankasitraka foana aki a 😍😍

Cliente fidèle et toujours satisfaite 🤗❤️

📞 0347663550
📍 Antsahalava akaiky ny Ifisa no misy anay
🏠 Service à domicile sur rendez-vous uniquement
Hamanjàna natoraly tiako erÿ 😍✨

Photos from Manja Curl & Braids by Zita's post 24/07/2026

"Anapahana kely aki ny voloko a, Alana fotsiny ilay vakivaky, tazomina anefa ny longueur'ny"

Et voilà le résultat 😍😍

Afa-po amin'ny asa tanako foana ito clienteko ito an, zay Tena isaorako azy manokana 🤗❤️

Izy :Sady ndry aki manaja ny safidin'ny cliente be foana an🥹❤️

Mankasitraka aki a🥰❤️

📞 0347663550
📍 Antsahalava akaiky ny Ifisa no misy anay
🏠 Service à domicile sur rendez-vous uniquement
Hamanjàna natoraly tiako erÿ 😍 ✨

Photos from Manja Curl & Braids by Zita's post 23/07/2026

Iza koa ilay Tia effet naturel hoatrzao rehefa manao styling 😍
Mamy kely eee 🤗❤️

Araraoty ary fa en tsika zao a, tandremo sao Tara fa hatramin'ny Alahady zao ihany, miato kely ny Asabotsy 25 juillet Dia mitohy Alahady 🥰❤️

📞 0347663550
📍 ANTSAHALAVA AKAIKY NY IFISA NO MISY ANAY

Hamanjàna natoraly tiako erÿ 😍✨

Photos from Manja Curl & Braids by Zita's post 23/07/2026

Mankasitraka hatrany misafidy anay🥰❤️

Manomboka androany ilay PROMOTION CURLY

daholo ny volo fohy rehetra
ny Mi-long sy long

Araraoty ary fa fotoana io ahafahana manandrana Izany Dressage de boucle (Curly hoy isika 😁) izany raha tsy mbola ary nanao mihitsy ianao

Toerana: ety Antsahalava akaiky ny Ifisa no misy anay
Téléphone :034 76 635 50

Hamanjàna natoraly tiako erÿ 😍❤️

22/07/2026

Ndao asiantsika promotion kely hoe😍
10000ar ny volo fohy rehetra
15000ar ny lava
Manankery ny 23-24-26 juillet

Photos from Manja Curl & Braids by Zita's post 22/07/2026

Nilaozan'i mamany izy dia nokarakarain'Tatie aloha 🙈😁😅

Coucou nMi Curly Rosesese 😘, efa nataoko Manja be izy tato 🥰❤️

Ndao ary iaraka anao fahamanjana aminay koa ki a😍

📞 0347663550
📍 Antsahalava akaiky ny Ifisa no misy anay
🏠 Service à domicile sur rendez-vous uniquement

Hamanjàna natoraly tiako erÿ 😍 ✨

Photos from Manja Curl & Braids by Zita's post 21/07/2026

chez &BRAIDS 😍😍

Atoroy anay hoa ilay modèle dia Avia aty 🥰❤️

❗ Sur rendez-vous 1jour avant foana ny mirandrana

📞 0347663550
📍 Antsahalava akaiky ny Ifisa no misy anay
🏠 Service à domicile sur rendez-vous uniquement
Hamanjàna natoraly tiako erÿ 😍✨

Want your business to be the top-listed Beauty Salon in Ambatondrazaka?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Category

Telephone

Website

Address


Antsahalava
Ambatondrazaka
503

Opening Hours

Monday 07:00 - 00:00
Tuesday 07:00 - 18:00
Wednesday 07:00 - 18:00
Thursday 07:00 - 18:00
Friday 07:00 - 18:00
Saturday 07:00 - 18:00
Sunday 07:00 - 18:00