Central-FIT 503
Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Central-FIT 503, Health/Beauty, Ambatondrazaka 503, Ambatondrazaka.
tsy we mkotrana de mihena ...eo koa ny fifehezana sakafo✊🔥
12/03/2026
zay ilay izy ooo.aza maika🔥💣
12/02/2026
Ôtran marina annn😂
Misokatra ny salle rapitso alakamisy 12 février ✊💪
ony eee😂😂😂
15/10/2025
Zao ilay izy....mila mianatra isika.asio maso🧐❤️ Luck Rkt -Fit
Averiko kely ireto fanazavana ireto satria be dia be ny manontany momba ny complement alimentaire !
👉Ny Mass Gainer dia Carbohydrate no tena betsaka ao aminy zany hoe source na glucide , mameno ny vary , ovy, Vomanga ,Pâte ....
👉Ny Whey dia Proteine no betsaka ao aminy izany hoe famenon'ny Hena ,Trondro , Vomaina , Atody ...
Ny Mass Gainer tsy mahasolo Whey ny Whey tsy mahasolo Mass gainer , afaka ho anina miaraka izy rehefa matsapa ianao fa tsy feno ireo zavatra voalaza etsy ambony dia izay tsy feno no amenoana azy ,toy izay ihany koa ny tokony zavatra vidina , izay fantatra fa tsy feno amin'ireo no vidiana
Ireo zavatra ireo no atao hoe Macro-nutriment + lipide zany hoe total ireo zavatra ireo no hahazoana ilay total calorie ilaina isan'andro mampitombo na mampihena !
Ny ankoatra izay dia karazana acide aminée mety mampiakatra force ,mety resaka construction musculaire ary mety ho resaka recuperation ( Bcaa Creatine , ......)
👉Tsy misy izany karazana zavatra iray ho anina dia hahazona resultat 100% ohatra hoe te ho ngeza aho ka iza no tsara amiko Whey sa Mass satria famenon'ny zavatra roa samy hafa ireo , ny olana amin-tsika ilay fahalalana mintsy no tsy ampy , isika koa kamo mianatra ny betsaka misy olona izao mividy Mass Gainer izy dia apport-na proteine no jereny , tsy hoe diso izay fa raha source na proteine no antony ampiasanao azy dia tsy tokony Mass no vidina fa whey , vao miresaka Mass zany dia misaina hoe ampiditra Energie betsaka aho satria mila reserve d'energie ilay vatako !
👉Olona manao Prise de mass raha maniry ho ngeza fotsiny tsisy kalitao dia mila voky 24h/24h , raha olona maniry ho ngeza fa sady kalitao dia mila sakafo voakajy izany hoe sady Qualité ilay sakafo no quantité mety ho voky 24h / 24h ihany koa saingy kalitao ilay sakafo ho anina matetika basé amin'ny fibre sy proteine ary Bon glucide ( vary gasy mena , pâte Complet , avoine , Vomanga ,....)
👉 Aza adino ity zavatra ity ho fanampiana ny namantsika https://www.facebook.com/100064105062532/posts/1220206713459486/?app=fbl
Coach Lioscar Rollando
Bouti-shape
Lios Fit Gym
18/08/2025
fa lasa aiza daholo ny charge 😂😂😂Luck Rkt
31/05/2025
Miady omeny Be Luck exercice amzay elaela😂
01/02/2025
Merci la famille Central-FIT 503 fa nahafinaritra ny fiarahana. Mirary taona feno fahombiazana hoatsika rehetra💯❤️. Surrrr💪🔥
Koa satria tianay be ianareo ❤️💯satria herintaona niarahana isika. rapitso zoma 31 janvier dia GRATUIT (BÔJO) Ny séance 💪🏋️ny maraina. Ny ariva kosa dia misy fety iarahana ao @ amour de pizza ambohimasina @ 5 ora ariva. Central-FIT 503 503
28/12/2024
@ 02 janvier zany fotoanatsika tonga mamay be tsika 2025 yôoo💪🔥Central-FIT 503
Click here to claim your Sponsored Listing.
Category
Website
Address
Ambatondrazaka 503
Ambatondrazaka