Sublime Ongle Ambatondrazaka
Pour une soin capillaire pour tout types de cheuveu🥰💆
Mais aussi des soins manicure et pédicure🥰💅
22/05/2026
🍒Des ongles attirent tous les regards 🍒
04/05/2026
💅✨️✨️ douceur et glamour jusqu'au bout des ongles ✨️✨️💅
0346817430,
whatsapp 0320761422
09/04/2026
✨️💅afaka mitondra ze modèle tiana mitsy nareo an👌💅 afapo tanjona matsy😍😅
25/03/2026
✨ Des ongles parfaits qui attirent tous les regards ✨
Tu veux des mains élégantes, propres et magnifiques ? 💅
Je transforme tes ongles en vraie beauté 😍
⚡ Places limitées cette semaine
📩 Réserve maintenant en message privé
24/03/2026
19/02/2026
🥰Andao indray aza isika hiresaka momba ity shampooing iray ity .
🌺SHAMPOOING BOUCLETTE🌺
Raha toa ka reraka amin’ny volo maina be foana , mikorontana , mitsoboloboloka dia natao hoa anao mihitsy izy ity 😘.
🌿 Vita amin’ny akora voajanahary:
Huile de lin ,Vitamine E , Beurre de cacao, Glycérine végétale 🌺.
✨ Mapalefaka be ny Boucle anao .
💧 Manome hydratation intense.
🌸 Mampihena ny frisotis
💪 Mampatanjaka sy miaro ny volo
🌟 Mapangirana be ny volonao .
🚫 Tsy misy sulfate 🚫tsy manamaina ny volo .
Boucle madio, velona, malefaka ary mamirapiratra isaky ny manasa volo aminy , hafa foana mampiasa ny vokatra ato aminy
✅250ml => 25.000ar ( niova kely ny boîte fa Samy 250ml izy ireo )
02/02/2026
02/02/2026
Mila anao afapo fona rehefa mandalo ato ongle🥰
🤳0346817430🤳
whatsapp 0320761422🥰
31/12/2025
🎉Bonnne année 🎉
⚫Ze manao ongle manomboka le 4 jusqu'à le 9 de mahazo bon Année daoly🥰😍
21/12/2025
😍Tsy sasatra ny manome fafampo ho anareo fona izahay🥰
🤳0346817430 🤳
Click here to claim your Sponsored Listing.
Category
Telephone
Website
Address
Alaotra Mangoro
Ambatondrazaka