Mamirata
Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Mamirata, Ambatondrazaka.
29/01/2026
Mahazo tombony ny tanora eto satria dia 1300 be izao ny isan'ny takora izay hahazo asa,noho ny fahaizamitantana nataon'ny Filohan'ny Fanavaozana RANDRIANIRINA Michaรซl ๐ฅฐ๐ค
๐ฒ๐ฌ๐๐ฎ๐ป๐ผ๐ธ๐ฎ๐ณ๐ฎ๐ป๐ฎ ๐ป๐ ๐ฃ๐ฟ๐ผ๐ด๐ฟ๐ฎ๐บ๐ฎ ๐๐ฆ๐๐ก๐๐ ๐ฎ๐บ๐ถ๐ป'๐ป๐ ๐ณ๐ผ๐บ๐ฏ๐ฎ ๐ผ๐ณ๐ถ๐๐ถ๐ฎ๐น๐ ๐ฎ๐๐ฎ๐ผ๐ปโ๐ป๐ ๐๐ฎ๐ป๐ท๐ฎ๐ธ๐ฎ๐ป๐ฎ ๐ ๐ฎ๐น๐ฎ๐ด๐ฎ๐๐
๐Hotanterahina ny Alakamisy 29 Janoary, ao aminโny Kianja Barea, ny fanokafana ofisialy ny programa ASANAI. Ity programa ity dia novatsianโny Fanjakana Malagasy vola amin'ny alalan'ny tohana avy amin'ny Banky Iraisam-pirenena (Banque mondiale), ary tanterahinโny Tetikasa Pรดles Intรฉgrรฉs de Croissance (PIC) mandritra ny 15 volana miaraka amin'ireo minisitera voakasika.
๐ฃ๐ฟ๐ผ๐ด๐ฟ๐ฎ๐บ๐ฎ ๐๐ฆ๐๐ก๐๐ :
Fanofanana sy fampidirana an'asa ireo tanora ao amin'ny sehatra BPO (Business Process Outsourcing) antsoina hoe "Call center"
โMiisa efatra (4) ny andiany hanantaterahina ny programa ASANAI ary tanora miisa 1 300 no hofaninina ao anatin'ny 15 volana. Ireo andiany efatra dia ho tanterahina isaky ny 3 volana.
Isanโny tanora raisina isaky ny andiany :
- Andiany voalohany : 280
- Andiany faharoa : 320
- Andiany fahatelo : 350
- Andiany fahefatra : 350
๐ Ny fandraisana tanora amin'ny andiany voalohany dia hotanterahina ny 29โ30โ31 Janoary ao aminโny Kianja Barea, vavahady faha-3, manomboka aminโny 9 ora maraina ka hatraminโny 5 ora hariva.
๐๐ฎ๐บ๐ฝ๐ฎ๐ต๐ฎ๐ณ๐ฎ๐ป๐๐ฎ๐ฟ๐ฎ๐ป๐ฎ ๐บ๐ฎ๐ป๐ฎ๐ป-๐ฑ๐ฎ๐ป๐ท๐ฎ :
๐๐จ๐ฆ๐๐ ๐ข๐ซ๐๐จ ๐ฆ๐๐จ๐ฅ๐ ๐ญ๐ฌ๐ฒ ๐ง๐๐ง๐๐๐๐ ๐๐ ๐ฆ๐ข๐๐ฅ๐จ๐ก๐ : Asaina ireo izay tsy mbola nandefa CV tamin'ny rohy, hanatona mivantana eny amin'ny kianja barea miaraka amin'ny CV ny tsirairay, fa ho anisan'ireo laharam-pahamehana aminโny fisafidianana ny andiany faharoa, izay hotanterahina aminโny volana Meyโผ๏ธ
๐๐จ๐ฆ๐๐ ๐ข๐ซ๐๐จ ๐ค๐๐ง๐๐ข๐๐ ๐๐ง๐ฒ ๐๐ฆ๐ข๐ง'๐ง๐ฒ ๐๐๐ซ๐ข๐ญ๐ซ๐ : ๏ธ Ireo kandida any aminโny faritra efa voafantina mialoha dia ho raisina "entretien en ligne" mandritra ny 29 hatramin'ny 31 Janoary โผ๏ธ
-----------------------------------------------------------------------------------------------------
๐ซ๐ท๐๐ฎ๐ป๐ฐ๐ฒ๐บ๐ฒ๐ป๐ ๐ผ๐ณ๐ณ๐ถ๐ฐ๐ถ๐ฒ๐น ๐ฑ๐ ๐ฃ๐ฟ๐ผ๐ด๐ฟ๐ฎ๐บ๐บ๐ฒ ๐๐ฆ๐๐ก๐๐ ๐ฝ๐ฎ๐ฟ ๐น๐ฒ ๐๐ผ๐๐๐ฒ๐ฟ๐ป๐ฒ๐บ๐ฒ๐ป๐ ๐ ๐ฎ๐น๐ฎ๐ด๐ฎ๐๐
๐Une cรฉrรฉmonie de lancement officiel du programme ASANAI aura lieu ce ๐๐ฒ๐๐ฑ๐ถ ๐ฎ๐ต ๐๐ฎ๐ป๐๐ถ๐ฒ๐ฟ ๐ฎ๐ ๐๐ถ๐ฎ๐ป๐ท๐ฎ ๐๐ฎ๐ฟ๐ฒ๐ฎ. Etant financรฉ par le Gouvernement Malagasy ร travers l'appui de la Banque Mondiale, le programme ASANAI sera mis en ลuvre par le Projet Pรดles Intรฉgrรฉs de Croissance pour une durรฉe de 15 mois en collaboration avec les ministรจres concernรฉs.
๐ฃ๐ฟ๐ผ๐ด๐ฟ๐ฎ๐บ๐บ๐ฒ ๐๐ฆ๐๐ก๐๐ :
C'est un programme de formation et d'insertion professionnelle dans le secteur du BPO (Business Process Outsourcing) appelรฉ "Call Center"
Quatre (4) cohortes ou phases se succรจderont pour atteindre les 1300 Jeunes formรฉs pour la pรฉriode de 15 mois. Les cohortes auront lieu tous les 3 mois.
Nombre de jeunes admis par cohorte :
- Premiรจre cohorte : 280
- Deuxiรจme cohorte : 320
- Troisiรจme cohorte : 350
- Quatriรจme cohorte : 350
๐Recrutement des candidats prรฉsรฉlectionnรฉs du 29-30-31 Janvier au Kianja Barea, portail 3, de 9h - 17h. La liste des admis durant le premier recrutement constituera la premiรจre cohorte du programme.
Information Importante
โผ๏ธ๏ธA tous ceux qui n'ont pas postulรฉ en ligne, venez au point de recrutement munis de votre CV. Vos donnรฉes constitueront une base prioritaire pour la deuxiรจme cohorte du programme qui aura lieu en Mai โผ๏ธ
โผ๏ธ๏ธLes candidats prรฉsรฉlectionnรฉs dans les rรฉgions feront un entretien en ligne durant les dates mentionnรฉes ci-dessus โผ๏ธ๏ธ
Asanai
28/01/2026
Tapitra hatreo ny fivarotana ireny entana lany date miteraka fanampoizinana ara-tsakafo ireny๐Mankasitra ny Filohan'ny Fanavaozana nijery akaiky ny momban'izany
Click here to claim your Sponsored Listing.
Website
Address
Ambatondrazaka