Ari'Elle Beauté Ambatondrazaka

Ari'Elle Beauté Ambatondrazaka

Share

Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Ari'Elle Beauté Ambatondrazaka, Beauty, cosmetic & personal care, Atsimotsena, Ambatondrazaka.

Photos from Ari'Elle Beauté Ambatondrazaka's post 25/05/2026

🤎🍪🍩
Hummm..!! 🤤

💆‍♀️ Fomba fandokoana azy, balayage fondu izay mihaja fona ny resultat!

🌸 Mety amin’ny teint rehetra io an, na ianao fotsy na manana peau mate.

📆Makà ary rendez-vous ra atao ohatra ny azy afaka atao cadeaux fête des mères ihany koa 😁😉💐.

📞0344017988

Photos from Ari'Elle Beauté Ambatondrazaka's post 24/05/2026

Mirary fetin’ny Pentecôte Sambatra 🙏🤍
Dia miarahaba ireo nandray fahasoavana androany 🥂😍

Photos from Ari'Elle Beauté Ambatondrazaka's post 20/05/2026

Mitohy hatrany ny fandraisana rendez-vous! Na ianareo amonjy lanonana na ianareo ilay ho vonjena 🥰🤩.

💐Aza adino fona ny manao manjamanja miavaka amin’ilay mahazatra 😘

📞0344017988

17/05/2026

Botox indien !! ✨💆‍♀️
⭐️ Leo an’ilay volo mora rava ve rehefa atao brushing ?
⭐️ Volo simba, tapatapaka.. tsy mangirana no sarotra bangoina ?
indrindra simban’ny coloration

💡 Ity Botox indien ity no solution mety aminao

Résultat : Volo mangirana sy malama, tsy mibotsina 😄 tsy misy frisottis , lissage naturel tsy manimba volo 😍🤩
Aiza koa no ahita otrzany 😉 mp direct ra aka rendez-vous 😊☺️

Photos from Ari'Elle Beauté Ambatondrazaka's post 17/05/2026

Avant / Après Botox

Photos from Ari'Elle Beauté Ambatondrazaka's post 09/05/2026

Avant / Après coloration anio! 🥺
Iza no tia.. ? ☺️

Photos from Ari'Elle Beauté Ambatondrazaka's post 02/05/2026

Manja loatra kosa ka satriko nalefa teto daholo ny sariny 😄😍
💐 Iza ilay atao manjamanja ohatr’azy ? Nisafidy ny Pack maquillage et coiffure zao izy teto !!

Alefaso ao amin’ny mp ary ny rendez-vous anareo
📞 0344017988

Photos from Ari'Elle Beauté Ambatondrazaka's post 25/04/2026

Lasa Tinareo be mitsy ilay atao bouclés!!

💇‍♀️ Brushing à partir de 15000ar avec finition izay tinao ( Lisse, Wavy ou bouclés )
produits ampiasaina mahafa-po!! 😍

Photos from Ari'Elle Beauté Ambatondrazaka's post 22/04/2026

✨ Maquillage « soft glam » izany oe fitambaran’ny Naturel sy sophistiqué 😍

✨Boucles bien définies, bangoina ra tiana ho atao wavy na ihany koa avela ho Amin’izao fa mitazona tsara fona 😍

Merci fona Mme tsy manadino mandalo rehefa tonga Madagascar 😍🥰

Photos from Ari'Elle Beauté Ambatondrazaka's post 19/04/2026

Dia tahaka izao indray madame kely rehefa vita mise en beauté complète de la tête aux pieds !! 🥰

👉 Pack fiançailles amin’ilay tonga dia izy rehetra no nosafidiany 😍 amin’ilay mampiavaka tsara 🥰🥺

Mp hatrany pour plus d’info na miantso 📞0344017988

Photos from Ari'Elle Beauté Ambatondrazaka's post 18/04/2026

🤩 Noesorina ireo volovolo nanakona ny tarehy!

⭐️ Épilation du front ,sourcils et duvet 😍
⭐️ Soins du visage ( noesorina ireo impuretés)
⭐️ Soins capillaires adaptés amin’ny volony
⭐️ Brushing, finition steampod 💆‍♀️
⭐️Napiana maquillage kely soft, manome effet bonne mine 🥰

🪄« Et la magie opère » !! 🙀🙀

Ianao koa, inona no iandrasana.. Ndao asina fiovana kely ilay mahazatra..!!

Prise de rendez-vous 📞0344017988 ou en mp

Want your business to be the top-listed Beauty Salon in Ambatondrazaka?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Telephone

Website

Address


Atsimotsena
Ambatondrazaka