HIT FIT Gym & Hiroko Piercing
L'art du piercing dans le respect de l'hygiène et de votre style.
Piercings • Conseils • Suivi personnalisé
📍 BEHORIRIKA (dans l'enceinte de HIT FIT Gym)
📩 Prise de rendez-vous et renseignements par message privé.
21/09/2026
Fandaminana kely ho an'ny Piercing RN7 🥰
✅️ Androany sy rahampitso sisa no mandray contact an ireo izay hitevika Behenjy - Ambatolampy - Ambohimandroso - Antsirabe mba hanamora ny organisation na ara-potoana na ny kavina entina
✅️ Fianarantsoa Jeudi - Vendredi - Samedi izao. Alefako miandalana ny toerana fa efa ho avy za ikarakara ny toerana 😉
Aza tara ara fa manantona anareo ny fahamanjan'ny fanevehina, lazalazao ny namana sao hiara hitevika nareo 😍🤗
20/09/2026
Zay sy Bestie tonga hatrany Talata Volonondry manao Piercing à domicile 🥰🥰
Merci r'reto aa 🥹 hisy diatanako kely daholo iany erany Madagasikara 😜😍
Ary nareo avy aiza ny misy anareo izay efa notevehiko?? Ra misy sary moa vao maika ankasitrahana nareo 😉🤗
Bisous bisous, tiko nareo ❤️❤️❤️
20/09/2026
Androany ah te hiteny anareo fotsiny hoe
"MISAOTRA MISY" ❤️❤️❤️
Mba nitondra zavatra tsara na nahasoa anareo ve za na ny page? 😊
Tiko nareo ary mitondra motivation be ho anah ny fisinareo 🥹🥰
19/09/2026
Nareo koa ve tia an ilay kavina minimaliste kely ohatr'izao? Ilay aminy Helix 🥰
Dispo ato aminay izy io 😊
18/09/2026
Tsy nahatratra an ilay promo hono fa mba tohizo kely aloha🙄😲
Eo aty top chrono kely, olona 5 sisa no afaka ampidirina anaty promo ho an ny rahampitso ihany sisa (9h à 12h ny rdv afaka alaina) 🥰
👇 Asio hoe "ZA" indray ary en commentaire 👇
Aleo mba izay matotra tsara ihany fotsiny svp maka rdv mba tsy hibahana place-ny hafa nefa avy eo tsy tonga akory (mbola tsy te ho tonga amlay hoe maka accompte za vao validé ny rdv anareo fa mba zay fotsiny aloha) 🥹🥹
18/09/2026
D ahoana hono lesy zany eee?? 😁
Tsy mety ho lany lay cliente hitevika ao Antsirabe ao 🤭
Apetrao MP ny contact fa antsoinay rehefa miverina avy any Fianarantsoa zay ee 🥰🥰
Lalovana koa nareo ao Ambatolampy ao fa aza manahy 😉
17/09/2026
Tena tinareo ilay PROMOTION ee 🥰🥰
Eo ary kely sisa ny place disponible anh, mandefa hoe "vonona" en commentaire na mandefa MP avy hatrany izay te hisitraka Promotion eto Tana 😊
PS: Piercing à l'aiguille ihany dia ianao no manantona aty 🤗
Efa maika ahita anareo zay sy Bestie ❤️❤️❤️
17/09/2026
Misy be dongy be ny eto Tanà hoe tsy mba misy promotion mitsy nefa refa mande province dia mitovy aminy eto ny prix any nefa makany be vola miala be 🙈 (ekena eee, tena marina zany 😅)
Vonona ary ve nareo raha asiantsika PROMO rapitso? Piercing à l'aiguille ihany kosa nefa anh 🥰 sur rendez-vous hatrany ary limité ny azoko raisina, toerana BEHORIRIKA
Asio hoe "vonona" en commentaire ary na tonga dia MP raha hanao enao 😉❤️
16/09/2026
Retour mamikely piercing nostril 🥹❤️
Magneva e?
Merci anareo foana anh 🙏🙏🙏
15/09/2026
‼️ IMPORTANT, à lire s'il vous plaît 🙏
Manao zavatra tsy mora 🥹 aleo tonga dia ataontsika aminy heriny ilay Fianarantsoa amzay mba tsy précipité be fa manampotoana tsara ijerena toerana (Jeudi - Vendredi - Samedi comme prévu ihany). Any ann 🤗 malaelo kely zany ah nefa tsy maintsy, homany dieny zao fotsiny ilay ho tevehina, aminio zay sy Bestie tsy maintsy tonga na ahoana na ahoana, aza misy tara ann
Za zao mba faly erÿ fa tsisy niteny tsony Antsirabe hoe rovina ndray miverina fa tsy nahatratra 😁 taoko mety mba efa vita aby zay 😉 aminy heritaona ndray, ekena va? 😜
Tanà zany misokatra ny fandraisana rendez-vous ny amin ity semaine ity. Afaka mandefa MP na whatsapp 034 32 537 94 , en local (behoririka sur rendez-vous) na à domicile
Bisous bisous 😘😘❤️
Contact the business
Telephone
Website
Address
Behoririka En Face Poids Lourds Près SBM Banque Et Phoïne
Ambohibao
101