Natur'Ally Mdg
Salon et marque de produits clean dédiés aux cheveux texturés, depuis 2016
01/08/2026
𝗝𝗘𝗟𝗟𝗬 𝘃𝘀. 𝗚𝗘𝗟𝗘𝗘 𝗱'𝗛𝗜𝗕𝗜𝗦𝗖𝗨𝗦 : inona no maha-samy hafa azy ?
Mbola mitohy androany ny promotion antsika, - 5000 ar daholo ny gels rehetra.
Ho anao misalasala hoe iza amin'izy roa ireto no alaina, dia ity misy fanazavana kely.
𝙉𝙮 𝙢𝙖𝙢𝙥𝙞𝙩𝙤𝙫𝙮 𝙖𝙯𝙮 𝙙𝙞𝙖 𝙨𝙖𝙢𝙮 𝙫𝙞𝙩𝙖 𝙖𝙢𝙞𝙣'𝙣𝙮 𝙝𝙞𝙗𝙞𝙨𝙘𝙪𝙨, 𝙣𝙮 𝙢𝙖𝙣𝙖𝙩𝙤𝙢𝙗𝙤 𝙖𝙢𝙞𝙣'𝙣𝙮 𝙅𝙚𝙡𝙡𝙮 𝙙𝙞𝙖 𝙣𝙮 𝙚𝙭𝙩𝙧𝙖𝙞𝙩 𝙙𝙚 𝙜𝙧𝙖𝙞𝙣𝙚𝙨 𝙙𝙚 𝙘𝙝𝙞𝙖 (𝙢𝙪𝙘𝙞𝙡𝙖𝙜𝙚).
Ny Jelly mahavita ny vitan'ny Gelée raha atao kely fatra, fa ny gelée tsy mahavita ny asan'ny Jelly na ampitomboina fatra ary, fa mety somary havesatra indray.
🌺 Gelée Hibiscus: malefaka kokoa ny boucles azo aminy. Mety ho an'ireo te hanao gel nefa tsy hita be hoe manao gel.
🌺🌺🌺 Jelly: miampy ny "brillance" sy ny "fixation". Kely fotsiny dia efa mahazo ilay fixation andrasana. Mateza kokoa ny boucles aminy.
𝗔𝗵𝗼𝗮𝗻𝗮 𝗻𝘆 𝗳𝗮𝗺𝗽𝗶𝗮𝘀à𝗻𝗮 𝗮𝘇𝘆 ?
Mitovy ny vomba fampiasa azy, izy roa samy azo:
👉 ahosotra irery (raha volo efa salama be tsy mila activateur de boucles na tsy faible porosité be)
👉 anaovana scellage: manosotra leave-in crème aloha, dia fafàna ny tanana di amanosotra gel na gelée indray
afangaro amin'ny leave-in Crème. Ny gelée 50% / 50% matetika ny fatra fanao, raha Jelly dia 70% Crème Nuage dia 30% Jelly raha volo faible porosité, raha forte porosité dia 50% Nuage - 50% Jelly, raha tena tsy mitàna boucles ilay volo dia 30% Nuage na Double Crème dia 70% Jelly.
✅ 25 000 Ar ny Jelly 250ml amin'izao promo izao, raha tokony ho 30 000 ar
✅ 15 000 ar ny Gelée Hibiscus recharge 250ml, ary 21 000 ar ny flacon pompe 300ml, raha tokony hoe 20 000 ar sy 26 000 ar.
📩 Ataovy dieny izao ny commande, aterina alatsinainy.
𝐈𝐧𝐨𝐧𝐚 𝐢𝐳𝐚𝐧𝐲 𝐧𝐨 𝐭𝐬𝐲 𝐦𝐚𝐦𝐩𝐢𝐭𝐨𝐯𝐲 𝐚𝐳𝐲 𝐢𝐫𝐞𝐭𝐨 ?
Mazomaro ianareo no mametraka io fanontaniana io.
👉 Ankavia: 𝓖𝓮𝓵é𝓮 𝓭'𝓗𝓲𝓫𝓲𝓼𝓬𝓾𝓼 (zoky be efa hatramin'ny 2016)
👉 Ankavanana: 𝓙𝓮𝓵𝓵𝔂 (zandriny vao teraka tamin'ity herinandro ity 😁 )
𝙉𝙮 𝙢𝙖𝙢𝙥𝙞𝙩𝙤𝙫𝙮 𝙖𝙯𝙮 𝙙𝙞𝙖 𝙨𝙖𝙢𝙮 𝙫𝙞𝙩𝙖 𝙖𝙢𝙞𝙣'𝙣𝙮 𝙝𝙞𝙗𝙞𝙨𝙘𝙪𝙨, 𝙣𝙮 𝙢𝙖𝙣𝙖𝙩𝙤𝙢𝙗𝙤 𝙖𝙢𝙞𝙣'𝙣𝙮 𝙅𝙚𝙡𝙡𝙮 𝙙𝙞𝙖 𝙣𝙮 𝙚𝙭𝙩𝙧𝙖𝙞𝙩 𝙙𝙚 𝙜𝙧𝙖𝙞𝙣𝙚𝙨 𝙙𝙚 𝙘𝙝𝙞𝙖 (𝙢𝙪𝙘𝙞𝙡𝙖𝙜𝙚).
Ny Jelly mahavita ny vitan'ny Gelée raha atao kely fatra, fa ny gelée tsy mahavita ny asan'ny Jelly na ampitomboina fatra ary, fa mety somary havesatra indray.
🌺 Gelée Hibiscus: malefaka kokoa ny boucles azo aminy. Mety ho an'ireo te hanao gel nefa tsy hita be hoe manao gel.
🌺🌺🌺 Jelly: miampy ny "brillance" sy ny "fixation". Kely fotsiny dia efa mahazo ilay fixation andrasana. Mateza kokoa ny boucles aminy.
𝗔𝗵𝗼𝗮𝗻𝗮 𝗻𝘆 𝗳𝗮𝗺𝗽𝗶𝗮𝘀à𝗻𝗮 𝗮𝘇𝘆 ?
Mitovy ny vomba fampiasa azy, izy roa samy azo:
👉 ahosotra irery (raha volo efa salama be tsy mila activateur de boucles na tsy faible porosité be)
👉 anaovana scellage: manosotra leave-in crème aloha, dia fafàna ny tanana di amanosotra gel na gelée indray
afangaro amin'ny leave-in Crème. Ny gelée 50% / 50% matetika ny fatra fanao, raha Jelly dia 70% Crème Nuage dia 30% Jelly raha volo faible porosité, raha forte porosité dia 50% Nuage - 50% Jelly, raha tena tsy mitàna boucles ilay volo dia 30% Nuage na Double Crème dia 70% Jelly.
𝘐𝘻𝘢 𝘯𝘰 𝘵𝘪𝘢𝘯𝘢𝘳𝘦𝘰 𝘬𝘰𝘬𝘰𝘢, 𝘮𝘢𝘯𝘢𝘧𝘢𝘯𝘨𝘢𝘳𝘰 𝘴𝘢 𝘮𝘢𝘯𝘰𝘴𝘰𝘵𝘳𝘢 𝘵𝘴𝘪𝘳𝘢𝘪𝘳𝘢𝘺 ?
31/07/2026
𝟭𝗲𝗿 𝗮𝗼û𝘁 : 𝗳𝗲𝘁𝗶𝗻'𝗻𝘆 𝗵𝗲𝘁𝘆😉✂️
𝘐𝘭𝘢𝘺 𝘮𝘢𝘯𝘢𝘰 𝘤𝘰𝘶𝘱𝘦 𝘢𝘯𝘪𝘦 𝘵𝘴𝘺 𝘷𝘰𝘢𝘵𝘦𝘳𝘺 𝘩𝘰𝘦 𝘪𝘭𝘢𝘺 𝘮𝘢𝘯𝘰𝘷𝘢 𝘵ê𝘵𝘦 𝘵𝘢𝘮𝘱𝘰𝘬𝘢 𝘪𝘳𝘦𝘯𝘺 𝘦 😅
Indraindray tsy misy mahatsikaritra akory hoe nanapaka ianao.
Ianao tompony mahalala hoe namaranana ilay volo, hanala ny tendrony reradreraka.
👉 𝗔𝗹𝗮𝗶𝘃𝗼 𝗱𝗶𝗲𝗻𝘆 𝗶𝘇𝗮𝗼 𝗻𝘆 𝗿𝗲𝗻𝗱𝗲𝘇-𝘃𝗼𝘂𝘀 𝗰𝗼𝘂𝗽𝗲 𝗵𝗼 𝗮𝗺𝗶𝗻'𝗻𝘆 𝗿𝗮𝗵𝗮𝗺𝗽𝗶𝘁𝘀𝗼.
Afaka tonga dia manatona koa fa priorisé ny maka rendez-vous.
🏠 Natur’Ally 𝗠𝗮𝗵𝗮𝗺𝗮𝘀𝗶𝗻𝗮, akaikin’ny Jade, 0340100198 / 0327355532
🏠 Natur’Ally 𝗔𝗻𝗱𝗮𝘃𝗮𝗺𝗮𝗺𝗯𝗮, ampitan’ny agence Jirama, 0342554400/ 0324952363
𝗦𝗮𝗱𝘆 𝗺𝗲𝘁𝘆 𝗮𝗵𝗼𝘀𝗼𝘁𝗿𝗮 𝗮𝗺𝗶𝗻'𝗻𝘆 𝘃𝗼𝗹𝗼 𝗺𝗮𝗻𝗼𝗻𝘁𝗼𝗹𝗼, 𝗻𝗼 𝗮𝗳𝗮𝗸𝗮 𝗮𝗻𝗮𝗼𝘃𝗮𝗻𝗮 𝗻𝘆 𝘃𝗼𝗹𝗼 𝗺𝗮𝗻𝗱𝗮𝘆 𝗸𝗼𝗮 𝗻𝘆 𝗝𝗘𝗟𝗟𝗬.
👉 25 000 Ar izy androany zoma 31 jolay, sy rahampitso sabotsy 01 aogositra.
🏠 Natur’Ally 𝗠𝗮𝗵𝗮𝗺𝗮𝘀𝗶𝗻𝗮, akaikin’ny Jade, 0340100198 / 0327355532
🏠 Natur’Ally 𝗔𝗻𝗱𝗮𝘃𝗮𝗺𝗮𝗺𝗯𝗮, ampitan’ny agence Jirama, 0342554400/ 0324952363
☝️ 𝗠𝗲𝘁𝘆 𝗯𝗲 𝗵𝗼 𝗮𝗻𝗮𝗼 𝘁𝗶𝗮 𝗯𝗼𝘂𝗰𝗹𝗲𝘀 𝗱é𝗳𝗶𝗻𝗶𝗲𝘀 𝗻𝗲𝗳𝗮 𝘁𝘀𝘆 𝗺𝗶𝘀𝘆 𝗲𝗳𝗳𝗲𝘁 𝗰𝗮𝗿𝘁𝗼𝗻 𝗻𝘆 𝗴𝗲𝗹é𝗲 𝗡𝗢 𝗙𝗥𝗜𝗭𝗭.
Volo ondulés sy bouclés (type 2 & 3) no tena fampiasana azy matetika, dia volon'ankizy malefaka kely ireny.
🎁 𝟮𝟯 𝟬𝟬𝟬 𝗔𝗿 izy androany zoma 30 jolay sy rahampitso sabotsy 01 aogositra, raha tokony ho 28 000 ar, 𝐟𝐥𝐚𝐜𝐨𝐧 𝐩𝐨𝐦𝐩𝐞 𝟑𝟎𝟎𝐦𝐥.
👉 Mandalova aty amin'ny salon maka ny anjaranao na ataovy dieny izao ny commande, aterina rahampitso.
31/07/2026
𝗩𝗘𝗡𝗧𝗘 𝗙𝗟𝗔𝗦𝗛 : 🔥- 𝟱𝟬𝟬𝟬 𝗮𝗿 𝗻𝘆 𝗚𝗘𝗟𝗦 𝗿𝗲𝗵𝗲𝘁𝗿𝗮 androany zoma 31 jolay sy rahampitso sabotsy 01 aogositra.
Ireto izany ny vidiny vaovao :
✅ JELLY : 25 000 Ar (raha tokony hoe 30 000 ar)
✅ Gel GOLDEN : 23 000 Ar (raha tokony ho 28 000 ar)
✅ Gel Coiffant : 10 000 ar (raha tokony ho 15 000 ar)
✅ NO FRIZZ : 23 000 Ar (raha tokony ho 28 000 ar)
✅ Gel d'hibiscus flacon recharge 250ml : 15 000 Ar (raha tokony ho 20 000 ar), flacon pompe 300ml : 21 000 Ar (raha tokony ho 26 000 Ar)
👉 Vitsivitsy ny stock fa aleo manao commande aloha raha tsy afaka mandalo
🏠 Natur’Ally 𝗠𝗮𝗵𝗮𝗺𝗮𝘀𝗶𝗻𝗮, akaikin’ny Jade, 0340100198 / 0327355532
🏠 Natur’Ally 𝗔𝗻𝗱𝗮𝘃𝗮𝗺𝗮𝗺𝗯𝗮, ampitan’ny agence Jirama, 0342554400/ 0324952363
𝐀𝐬𝐢𝐚𝐧𝐚 𝐏𝐑𝐎𝐌𝐎 𝐤𝐞𝐥𝐲 𝐢𝐧𝐝𝐫𝐚𝐲 𝐯𝐞 𝐬𝐚 𝐚𝐡𝐨𝐚𝐧𝐚 😉 ?
Ohatran'ny nisy niteny an'izay ianareo tany amin'ny commentaire.
Efa akaiky ny 1er août.
👉 Ianao ilay mila manapaka kely isaky ny voalohan’ny volana aogositra sa ilay miandry ririnina ho lasa vao mamarana lohavolo na miova coupe ?
𝗧𝗼𝗻𝗴𝗮𝘃𝗮 𝗳𝗼𝗮𝗻𝗮 𝗶𝗵𝗮𝗻𝘆 𝗻𝗮 𝗵𝗮𝗻𝗮𝗼 𝘀𝗼𝗶𝗻 𝗳𝗼𝘁𝘀𝗶𝗻𝘆 𝗻𝗮 𝘀𝗮𝗱𝘆 𝗵𝗮𝗻𝗮𝗽𝗮𝗸𝗮 𝗲 ✂️
📅 𝗠𝗶𝘃𝗼𝗵𝗮 𝗻𝘆 𝘁𝗮𝗹𝗮𝘁𝗮 𝗵𝗮𝘁𝗿𝗮𝗺𝗶𝗻'𝗻𝘆 𝘀𝗮𝗯𝗼𝘁𝘀𝘆 𝗶𝘇𝗮𝗵𝗮𝘆 :
🏠 Natur’Ally 𝗠𝗮𝗵𝗮𝗺𝗮𝘀𝗶𝗻𝗮, akaikin’ny Jade, 0340100198 / 0327355532
🏠 Natur’Ally 𝗔𝗻𝗱𝗮𝘃𝗮𝗺𝗮𝗺𝗯𝗮, ampitan’ny agence Jirama, 0342554400/ 0324952363
𝗥𝗲𝗵𝗲𝗳𝗮 𝘀𝗮𝗹𝗮𝗺𝗮 𝗻𝘆 𝘃𝗼𝗹𝗼 𝗱𝗶𝗮 𝘀𝗮𝘁𝗿𝘆 𝗳𝗼𝗮𝗻𝗮 𝗵𝗮𝗻𝗮𝘀𝗮 𝗹𝗼𝗵𝗮 ☺️
Inona amin’ilay fikarakarana volo no mbola / tena manahirana anareo ?
Zarao ao amin’ny commentaire ifanoroana hevitra 👇👇
𝓛𝓸𝓷𝓰𝓾𝓮𝓾𝓻 𝓮𝓽 𝓿𝓸𝓵𝓾𝓶𝓮 𝓪𝓾 𝓽𝓸𝓹 👌
Mivoha daholo ny salons androany sabotsy an, tongava karakarainay ☺️
🏠 Natur’Ally 𝗠𝗮𝗵𝗮𝗺𝗮𝘀𝗶𝗻𝗮, akaikin’ny Jade, 0340100198 / 0327355532
🏠 Natur’Ally 𝗔𝗻𝗱𝗮𝘃𝗮𝗺𝗮𝗺𝗯𝗮, ampitan’ny agence Jirama, 0342554400/ 0324952363
🕊️Mirary fiononana feno ho an’ireo namoy havana, zanaka, namana🕊️
Mankahery ireo izay mbola andalam-pikarohana ny very ✊
Click here to claim your Sponsored Listing.
Category
Telephone
Website
Address
En Face Agence Jirama
Ambohibao
101
Opening Hours
| Tuesday | 08:30 - 17:00 |
| Wednesday | 08:30 - 17:00 |
| Thursday | 08:30 - 17:00 |
| Friday | 08:30 - 17:00 |
| Saturday | 08:30 - 17:00 |